Menu

Apr 30, 2015

Creationisma maoderina

Notsongoina avy tatsy amin'ny Forum Fivavahana, Finoana ao @ Serasera

rhaj0 - 30/04/2015 12:53
nisy fantsin'i Strong3 tatsy hoe, ka izaho azany ve hono ka tsy noforonin'i Atra (-n'ny Kristiana).. Noforonina ahoana azany aho ity k'le...

Tena tarabe mihintsy anie izany "finoanao" izany ry Strong3 eee.. dia mbola hoe, izay hita sy re sy tsapa rehetra izao ve, dia mbola hoe, "vao noforoniNY" teo daholo ?

Jereo ange ny maha-fatsora be an'i debabe e.. Hitany fa ridicule izy raha mbola mino izay creation (toa io finoan'i Strong3 io), ary dia spin kely indray izao, ka afangaro voraka @ evolution..

Dia hoe, ka "noforoniNY" (creation) t@ voanalohany tena t@ voanalohany, fa avy eo dia "nivoatra" (evolution) t@ izy tenany ilay noforoniNY.

Jerevo ohatra io rohy ambany io, fa dia.. hitanao izany hoe politisiana fatsora mahay miolakolana mampino sahona ny mpanaraka azy.. afangarogarony ao daholo dia pouf... lozikabe hono eeee... dia minou fotsy foana ihany eee...
http://www.independent.co.uk/news/world/europe/pope-francis-declares-evolution-and-big-bang-theory-are-right-and-god-isnt-a-magician-with-a-magic-wand-9822514.html

F'efa tsarabe kosa k'lou fa efa nivoatra eee... efa miha-miala @ ity pensee magique ity..

rhaj0 - 30/04/2015 17:52
Fa kay efa t@ 2002 hono i Ratzinger no efa nibaboka fa hoe mitombona ihany ity resaka evolution ity...

http://www.newsweek.com/pope-franciss-remarks-evolution-are-not-controversial-among-roman-catholics-281115
But before he became pope, Ratzinger delivered an address at the Vatican in 2002 in which he stated that “converging evidence from many studies in the physical and biological sciences furnishes mounting support for some theory of evolution to account for the development and diversification of life on Earth.”

ngo dia ni-demissionne tahaka an'ireo pretra anglikana sy advantista koa azany ny Papa Benoa raha izany... Ireo pretra anglikana sy advantista noresahina teto dia ireo izay tsy nety intsony ny sainy ny mamahana sy mampanantena lalitra ny olona, ary dia ni-demissionne tsy ho pretra intsony; ary lasa atheista akoriny aza hono.

Fa ny an'i Papa Fransoa moa izany dia nataony salady tao ny bigbang sy evolutionisma ary creationisma, ary dia mbola nampiany (doka-tena) hoe, tena misoka-tsaina azany hono izy @ izany (“fundamental openness of his mind and spirit”).. esy eee...

rhaj0 - 01/05/2015 15:06
Ilay "mivoatra" (evolution) anie ry Gasy1zay, tsy hoe, pouh pouh pouh... dia miova tampoka teo ao anatin'ny 1 segondra na 100 taona eee... afangaronao @ "mamorona" (creation) ka hoe, pouh pouh pouh... dia miforona avy @ tsy misy ny gidro.

TSISY "pouh pouh pouh..." eo .. mba takaro ihany ilay fahendrena (na fibabohana) ataon'ny Papa Fransoa hoe, tena TSISY an'izany "a-magician-with-a-magic-wand" (toritorian'ny Baibl na ny Finoana/Fivavahana) izany. Dia araho ny Siansa manazava ny fivoatran'ny espesy... jereo ny echelle des temps.

rhaj0 - 03/05/2015 12:28
Ato http://evolution.berkeley.edu/evolibrary/article/evograms_07
Dia jerevo tsara ilay echelle des temps fa amina million re ry Gasy1zay a... dia rahefa azonao io, dia mba ampianaro @ ankizy, dia ilazao izy hoe, fony zaza ihany re rankizy ilay conte de fee bibilikan'i madame eva, fa efa lehibe vory saina ianao izao ka dia izao no izy...

http://evolution.berkeley.edu/evolibrary/images/evograms/hominid_evo.jpg

rhaj0 - 05/05/2015 10:26
Diniho tsara ihany ilay schema io ry Fidinirina aa..Hoe avy aiza no misampana ilay fivoarana (evolution), ary firy ny echelle des temps ho'a.. Dia ivereno saintsainina tsara ilay fisampanany. Dia eritrereto tsara hoe, tsisy mitsambikina avy amina rantsana hafa, fa atsy ifoton'ilay fisampanana no mizara. Ary dia aza manaiky rabirabin'ny olombe-nao ao intsony, sy mamerina pli-vava ny rabirabiny, ka hoe "avy @ biby", fa evolution efa amina million d'annees no resaka hoe.

rhaj0 - 07/05/2015 10:28

fidinirina
tsy nisy valinyQu'est ce que la science prévoit ? @ "creationisma maoderina"

- Dia tsy sasatry ny manisisisika ny @ izany hoe "fanontaniana-tsy-voavalin'ny siansa" ho'a nareo,
- dia izaho koa tsy sasatry ny manazava fa ny Siansa dia "work in progress" ary tsy manana valiny ny fanontaniana rehetra.. ary tsy olana izany.

Ilay reflexe na conditionnement mahazo anareo ao @ Finoana ao ho'a, dia io mampiteniteny foana foana (toujours) anareo io, ka heverinareo fa toa anareo daholo ny olona eee... Io izao i Fidinirina mikiry toatoa ny hoe, inona no hitan'ny Siansa ao anaty boule de cristal-ny... TSY mijery ny ho avy ao anaty boule de cristal re ny Siansa eee...


Ohatra ho'a izao ny Big-bang.. hozy ilay siantista kanadiana Hubert Reeves izay hoe... raha tsotsoriko araka ny fahazoako azy. Raha atao hoe @ fotoana 0sec no nitranga ny antsoina hoe big-bang, dia ny fotoana +1sec h@ +100.. sec no nozohina niverina nahafahana nanazava ny 0sec. Ireo "fotoana +1sec h@ +100.. sec" dia efa mazavazava @ siansa ahoana ny lalAna fizikan'ny natiora. Fa ny fotoana -0.001sec kosany, dia TSY mbola takatry ny Siansa, hoe inona no karazana interaction entre particules t@ izany. Ary dia mbola mikaroka sy manitatra sns.. ny siansa @ izao fotoana izao... mbola tsy vita ny fangala-piery.


Dia rahefa "tsy vita ny fangala-piery", dia ny olona (na ny siantista) dia TSY angoissE na anxieux @ izany, fa faly akoriny aza fa mbola mitohy ny lalao.

Fa (nareo) mpino no matahotra ny @ izany ao, na nampitahorina, ary dia mila hoe, tonga dia asio valiny hoe, aiza ilay boka fa poritra pipi aho eee... Dia avy tokoany ny baiboly sy bainina be rediredy isany, dia milaza resaka araka izay takatry ny loha(keli)ny ao, ary dia hoz'izy hoe : minou fotsy eeee... Dia iny tokoany iana(re)o mpino fa afaka anxietE sy angoisse ?? Dia nefa ho'a dia ridicule aty aoriana, fa ilay minou fotsy kay minou maramara... 

rhaj0 - 07/05/2015 13:30
TSY ho vita mihintsy ny "work in progress" ary mivoatra hatrany raolombelona ry Gasy1zay a... Io ho'a, dia meteza ianao ho olona niaina 100 taona lasa. Ny Fizika t@ 1910-20 tany izao dia, misy dia "nino" t@ izany fa "vita ny Fizika", fa tsisy raha vaovao ho hita intsony fa ny eo sisa no avadibadika.. Nefa izao dia mbola miitatra sy misy revy sy fijery vaovao foana... ka afaka 100 taona dia mbola mitohy manonja ny fiainana ee...

ilay hoe big-bang @ fotoana = 0sec anie dia napetraka fotsiny hoe, fotoana = 0sec... Mety fotoana +3,456,789sec io, fa fotsiny, ny talohan'izay no tsy takatra ka dia napetraka ho 0sec k'lou...

Fa TSISY raha "vita" sy "parfait" izany koa ry Gasy1zay a... aza mba conditionnE ho mieritreritra hotr'izany, dia tery saina tsy misokatra mihintsy, na dia efa lany andro na hoe hita fa diso azany ny misy eo (tsy "vita" ary tsy "parfait")...

Ohatra hoe, ny lalam-piaraha-monina koa dia mbola mivoatra hatrany.. mivoatra miaraka @ fi(s)ainana.. Izany no ataon'ny Antenimieram-pirenena = mamorona (manavao) lalAna (vaovao)...

rhaj0 - 08/05/2015 12:36

Strong3tsy zakan'ny sain'ny siantista sy ny tsimisiAtra mihitsy io fiforonana tamin'ny tsy nisy Nisian'Atra io ...

fa aminy niforona tamin'ny TSY NISY IZAO REHEETRA IZAO, ekeny izany... FA ILAY HOE Atra nisy tamin'ny tsy noforonina tsy ekeny hihihih  

Tsy azonao mihintsy ilay izy... (tena tsy haiko hoe aiza ilay blocage).. izao indray azany e...

ny Siantista raha miteny hoe bigbang t@ 0 sec, dia TSY midika izany fa hoe, teo no niforonan'ny tontolo. Io no fotoana napetraka fotsiny, toa ny hoe l'an 0 dia napetraka fa t@ naterhanay JC (ny an'ny Sinoa hafa ny l'an 0-ny). Fa ny "talohan'io fotoana io", dia mbola tsy fantatra, satria mbola tsy takatry ny fahalalana @ izao fotoana izao hoe, toatoa ny ahoana ny lalAna fizika mifehy ny tontolo, tsy fantatra hoe toatoa ny ahoana ny lalAna mifehy ny interaction entre particules @ izany fotoana "talohan'ny bigbang" izany.

ka ilay "miforona" dia "mamorona" dia anareo Mpino ao ihany. @ izao samy vory saina vory nofo izao, raha izay no manafaka ny angoisse sy anxiEtE-nareo @ "fangala-piery tsy mety vita" ity, dia reveo ao azany kouh...

rhaj0 - 08/05/2015 19:32

gasy1zayny fomba firesakao no ohatrany milaza hoe izy ity no tena marina satria nisy porofo siantifika fa tsara rehefa ekenao eto hoe mety ho diso ihany io

Dia efa nohazavaiko io ambony io
rhaj0Dia misy reflexe kristiana iray koa tsikaritro.. Dia hoe, koa raha "diso" azany ny aroson'ny Siantista any aoriana, dikan'izany "mety ho diso" daholo izay arosony... Dia hoe, koa inona azany no "hanekena" na koa hoe hiorenan'ny fahalalana sy fiainana ary fisainana @ izany.

Dia hoy aho hoe, izay indrindra ny ... lalao fangala-piery ee... Raha ianao ilay boka mitady, dia mijery toerana #1 ianao, dia hoe tsy ao Ikalasoa, dia TSY ao izany izy ee.. dia mitandrina ianao, mijery toerana #2, sady miverina kely hoe, tena tsy ao @ #1 sy #2 Ikalasoa. DIA MIROSO #3 indray... ets...

Raha any aoriana, nilaza ny namanao boka (2 nareo no boka), fa hoe, kay ianao tsy nijery tsara ny toerana #2, dia izay izany koa inona moa ?... Fa ny toerana #1 k'lou efa ekena fa tsy ao Ikalasoa..

Asa raha azonao... sa ianao tsy mba mpanao fangala-piery fony zaza (fa nitokona tany ampiangonana foana) ?


Dia @ io izany, ilay toerana #1 dia efa nifanekena fa "mitombona". Ary dia miorina @ io izany.

Fa ny anareo kristiana mantsy, tonga dia hoe, rahef aizany dia arodano daholo izany ireo toerana efa voamarina eee... Raha izany dia TSISY n'inona hanarenana ny fi(s)ainana... Satria mantsy ny ambadika tianareo kristiana ahatongavana @ io dia hoe, ka dia minou fotsy eee...

Ny Siantista dia TSY minou fotsy (hotr'anareo). Fa ny iorenan'ny fi(s)ainany dia efa nifampiadiana/nifanakalozana ary mitombo mitambatra manonga ny fahalalana..


Ohatra hafa indray azany. Dia hoe, 3 etats de la matiere: vainga, ranoka, entona. Izay angamba no nianaranao teny andabilio. Fa izao dia hita fa misy "etats" hafa koa: plasma, supercritique, etc... Dia hoz'ianao izany hoe, diso ilay nitatatata hoe 3 etats, ka dia arodano daholo ny Fizika eee..

Dia i Ramino moa @ io azany mety hilaza ho'a hoe.... ndao mihintsy miverina @ 4 etats, tany-rano-rivotra-afo, fa izany no ao anaty Baibobolily sy Baiboliboly...

rhaj0 - 08/05/2015 20:55

gasy1zayaza mitoky teny fatratra hoe tsy misy Andriamanitra satria hoy ny siantista

Raha ny kely fantatro, dia "milaza" tokoany ny Siantista hoe "tsy misy A.tra", satria rahefa mandinika sy misaina sy manao ny ataony (sy ny ataon'ny namany) ao izy, dia vaky vava hoe tena "tantara" noforomporonin'ny tsy-mahalala n'enareo..

Fa kosa, TSISY olona (na siantista) manao "fikarohana", dia manaporofo fa hoe "tsisy A.tra".

Asa raha azonao izay.. Hoe, ahoana no hanaporofoina fa TSISY ny zavatra iray ?
Satria ny Siansa dia manaporofo ny zavatra MISY na NISY, fa tsy manaporofo ny "zavatra tsy misy".


Ohatra hoe... porofoina hoe, NISY sa TSY NISY tokoany ny Unicorn.
- TSY afaky ny hilaza ianao hoe, TSY MISY izany Unicorn izany satria tsy nahita fati-na Unicorn ianao.
- Fa ny atao, dia manaporofo fa MISY ny Unicorn, ary ny porofo entina dia evidence/zava-misy fa NISY izany, mety hoe ny fatiny izany.

rhaj0 - 11/05/2015 15:16
Ka ny Siantista izany TSY hanaporofo ny TSY MISY (TSISY hanaporofo hoe tsy misy Atra).

Ary ny Siantista koa anefa dia TSY hanaporofo koa hoe "MiSY Atra", raha ny fahazoako azy.

Dia tsorina, fa dia hotry ny hoe, mila hanaporofo ve ny Siantista fa misy ny zavatra fototry ny finoana ? na Finoana (be) na finoana (kely) ? ohatra hoe, Lutins ?? TSIA.


Ka inona izany no "porofoina" ?

RAha ilay "mpinobe tsisy adihevitra" aloha ianao, dia TSY mitady "fanaporofoina" akoriny. Ka dia tsy ilavana andaniana rondoha akoriny izany ny resaka.

Fa raha ilay mpino mba lasa saina kely ihany hoe, inona azany ity atao ity, inona azany ity inoana ity, dia ... eo izany isika izao.

rhaj0 - 13/05/2015 14:33

gasy1zayisika izao dia taranak'i Noa mianakavy

Dia tena tsy hainao angamba ny tantara sy jeogirafia t@ izany andro izany... Dibo-drano ny vallee de Canaan, ary dia nalefa ny goaika hitsapa raha maina ny tany, fa TSY tonga hatrany Everest akoriny kay izy an... Ny razambenao @ io tsara kenonkenona atsy Azia... ny lemurs efa tonga tao Dago...

rhaj0 - 15/05/2015 12:57
Manaiky ve i Gasy1zay fa "evolution" no fandehan'ny fiainana ?

- raha tsia, dia midika hoe, creation (ihany) izany no eken'i Gasy1zay; ary dia tonga @ hoe "izay voasoratra dia voasoratra", sy koa "izay voaforona dia voaforona"... tsimiova ary mandrakizay. Dia raha izay dia "mahagaga" (ironique) raha @ samy taranak'i Madame Eva, dia lasa mainty sy ngita volo ny sasany (ianao io)

- raha eny, dia midika izany hoe, sady creation-ista (kristiana) ianao izany no evolution-ista (te-ho siantista), dia ... tsy mahagaga (ahy) izany, fa izay ilay lojika Kristiana : izay mampetimety ny baolina dia inoana daholo na misy incoherence azany.

Nefa aloha io ilay lazaiko hoe "creationisma maoderina" e... t@ voanalohany dia "creation", fa avy eo, dia "evolution" ny fiainana.

Ny indro kely fotsiny, dia ilay famaritana ilay "t@ voanalohany". Rahefa mitombo ny fahalalana, dia miha-mihemotra foana ilay "t@ voanalohany". Teo hoe 5000 taona lasa, diua avy eo hoe, kay elastika ny fotoana, ary dia an'aliny.. dia avy eo hoe, tena an-tapitrisany indray kah...

Fa io dia mbola sahala @ bilagin'ny hoe "yatch sa sambo" ihany e... HOe rehefa tsy hay ny (manoratra) yatch dia sambo daholo rehefa mandeha eny ambony rano. Dia io izany:
Rahefa TSY takatra(o) ilay izy dia pehana ho "A.tra". Na raha ity resaka ity, dia lazaina fa "creation (t@ voanalohany)".

rhaj0 - 15/05/2015 19:42
Dia migoogle re ry Gasy1zay a...
http://lmgtfy.com/?q=evolution+change+of+species
(tsisy valiny ao @ Baiboly ny fanontanianao)..

dia eto aloha jerijereo hozy ny olona
http://www.pbs.org/wgbh/evolution/library/faq/cat05.html
One species does not "turn into" another or several other species -- not in an instant, anyway. The evolutionary process of speciation is how one population of a species changes over time to the point where that population is distinct and can no longer interbreed with the "parent" population.

Fa jereo tsara foana ho'a ilay echelle des temps...

rhaj0 - 15/05/2015 20:56
http://listverse.com/2011/11/19/8-examples-of-evolution-in-action/
The yellow bellied three-toed skink (Saiphos equalis) is a lizard of New South Wales, in Australia, that appears to be undergoing the change from laying eggs to live birth. (..) It is to be predicted that these two populations will at some point separate into different species as each population becomes fixed in its reproductive strategy. 

dia tohizo vakiana fa mbola misy ohata hafa-na evolution... dia io izy izany raha hamisavisa porofo na koa handray ny fanazavan'ny siantista azy..

rhaj0 - 15/05/2015 21:05
Dia inty koa izao mba vakio e..
http://io9.com/darwin-predicted-this-animals-existence-decades-before-1703223208

Rehefa nandinika orchidee i Darwin, dia "naminany" i Darwin misy lolo ni-evoluer any ho any ka afaka mampitsimoka ilay orchidee...

izany ahay mba "faminaniana" 

rhaj0 - 20/05/2015 11:56
Jereo tsara indray ilay fisampanany ry Strong3 a... Dia jereo koa ny echelle des temps... Efa lehibe ianao izao 

http://usercontent2.hubimg.com/6076673_f260.jpg