Menu

Oct 16, 2015

Avy aiza tokoa ary Atra

Notsongoina avy tatsy amin'ny Forum Fivavahana, Finoana ao @ Serasera

rhaj0 - 16/10/2015 17:52
Isan-karazany tokoany ny God-creator, izay hita isaka ny vahoaka na firenena isan-karazany eto @ ity tany izy. Izay God-creator izay no lazaina fa namorona an'izao tontolo izao (asa izao io raha namorona h@ galaxies hafa rehetra tokoany koa IZY io...).

Ka tokana ve IZY io? TSIA, satria dia tena samy hafa ny dikany sy concept isaka ny firenena.
ka ahoana, ny an'ny Kristiana ihany ve ohatra no "tena izy"? na hoe, ny an'ny hafa dia zanaky ny God-Kristiana ?

Marihiko kely avy hatrany fa ny God-Kristiana dia ilay God an'ny Canaan hono, dia i Elohim, fa raha ny fazahoako azy, ny teny hoe God dia an'ny Anglisy, Dieu an'ny frantsay ary Andrmntra ny an'i .. Andrianaivoravelona.


Ka eto izany ny lisitra, manome santiona-na God-Creator, fa dia samia mamisavisa...https://en.wikipedia.org/wiki/Creator_deity

- afrikana: Mbombo of Bakuba mythology, who vomited out the world upon feeling a stomach ache

- amerindiana: Nanabozho (Great Rabbit), Ojibway deity, a shape-shifter and a cocreator of the world

- ny tao @ moyen-orient: El or the Elohim of Canaanite religion

- ny an'ny Japoney: Izanagi and Izanami-no-Mikoto in Japanese mythology, who churned the ocean with a spear, creating the islands of Japan

- ny any Oceanie: Ranginuit, the Sky Father, and Papatuanuku, the Earth Mother in M?ori mythology


Ary farany sady "tena izy", dia ny an'ny Malagasy; inty misy boky mba jerijereo
https://books.google.ca/
Amin'ny angano, dia lahy Andriamanitra (ilay Andriana manitra) ary vavy Andriananahary (ilay Andriana mpahary)... Ary ny fianakaviany dia :Ratomaramanana, Ratomarofefy, Ratomarajibo, Rabodisienjanina, Rakenonkenona...

rhaj0 - 19/10/2015 12:25
Strong3EKENA FA MARO NY ANDRIAMANITRA FA MISY IRAY IZAY ANDRIAMANITRIN'NY andriamanitra rehetra!

Fomba fijerin'ny mpanaraka an'i Elohim izany. Ary "mino aho fa hilaza izany koa ny mpanaraka an'iMbomboNanabozho sy Izanagi ary Ranginuit.

Mampome anie ry Strong3 fa toa hotrhotry ny manery an'i MbomboNanabozho sy Izanagi aryRanginuit mba hivavaka @ Elohim ee... Ka dia ataovy masaka tsara ny tantara ao @ imagination-nao ao azany eee... asaivo miankohoka @ Elohim dia manao grand ecart dia tsigolo-batita ao ryMbomboNanabozho sy Izanagi ary Ranginuit..


Fa mampahonena mihintsy anie ilay nisavihan'i Andrianaivoravelona ny Andriamanitry ny Ntaolo eee... Aoka hazava fa ...
Amin'ny angano, dia lahy Andriamanitra (ilay Andriana manitra) ary vavy Andriananahary (ilay Andriana mpahary)
https://books.google.ca/

Tena tsy azoko hoe, fa naninona kosany no tsy mba notazomin'i Andrianaivoravelona, nony nandika ny Baiboly avy @ teny anglisy izy, mba hoe i Gaody na hoe Ragaody ilay IZY, fa tsy mandeha misavika ny an'ny tompo-tany, dia manafangaro resaka.

Ny gasy nefa izao rahefa nandray ny an'ny Moslimo (sa Jiosy), dia manaja ny droit d'auteur, dia nogasiana ilay anarana..
http://fr.wikipedia.org/wiki/%C3%89tienne_de_Flacourt
nogasiana io daholo ny Rahisa (ISA no Jesus @ Arabo), Ramariama (Myriam no Marie), Ragiborail(Gabriel), etsetra...

rhaj0 - 07/11/2015 14:21
endrinyny sain'ny olombelona no namorona an'ilay Atra

Eny tokoany moa... t@ andron'ny dinaozaoro angaha moa efa nisy Andrmntra?? hum.... Mety efa nisy tokoany an... Fa tsy Atry ny Kanaan fa Atry ny Dinaozoro 

Afaka imaginer-na tokoany anie izany hoe, namorona, na ndao atao azany hoe, nanana ny Andrmntra-ny koa ny Dinaozoro ee... fa tena "mpanota" be ireto Dinaozoro, fa nanomboka samy mihinana izy samy izy, ka dia tezitra i Andrmntry ny Dinaozoro, ary dia nazerany teto an-tany ny asiteroida, fa dia ringana daholo ny Dinaozoro...

Oct 5, 2015

Dieu est omnipotent omniscient

Notsongoina avy tatsy amin'ny Forum Fivavahana, Finoana ao @ Serasera

rhaj0 - 05/10/2015 13:58
Amiko Atheista dia... A.tra dia tsy inona fa vokatry ny imagination-draolona ao ihany. Fa rehefa miezaka aho mi-compr ny imagination-draolona, rehefa mamahavaha kely ny resaky ny Teolojiana aho, dia ... io mivanika io e :
i Teolojiana no rahefa mba miasa ihany ilay sainy sy lojikany, no tonga @ ireo aberration ireo... Izaho manipika fotsiny.. ary mbola tsipihiko fanin-2 indray 

rhaj0https://fr.wikipedia.org/wiki/Omnipotence
L'omnipotence ou la toute-puissance (du bas latin de omnipotentia, composé de omnis tout et de potentia puissance) est un pouvoir sans limite et sans fin. L’omnipotence, dans les religions monothéistes, est le pouvoir qu'a Dieu d'effectuer tout ce qui n'est pas intrinsèquement impossible.

giravy ilay double negative an... ny polifikiana fangolika angaha tsy fesse-fesse eeee...
tout ce qui n'est pas intrinsèquement impossible == tout ce qui est intrinsèquement possible.

izany hoe, le pouvoir de Dieu est "sans limites" ... si et seulement si... on est dans les "limites"..
na koa hoe, "tout est possible avec Dieu... ssi quand c'est "intrinsèquement possible"...

https://fr.wikipedia.org/wiki/Omnipotence
Selon les théologiens, le fait que Dieu ne puisse pas faire ce qui est intrinsèquement impossible n'implique aucune imperfection, dans la mesure où un pouvoir qui s'étend à l'ensemble de ce qui est possible doit être parfait.

Na dia "tsy mahavita azy" azany hono i Andriamntra, dia mbola "mahavita azy" ihany eeee...

rhaj0https://en.wikipedia.org/wiki/Omniscience
Omniscience, mainly in religion, is the capacity to know everything that there is to know.

Hotsahotsan'ny hoe, "fantatr'Andrmntra" izay zavatra rehetra ... "fantatra" (i raolona)...

hi hi hi ... izay "tsy fantatra" (i raolona) izany dia "TSY fantatr'Andrmntra" koa ... Dia rahefa mitombo fahalalana Raolona, dia mitombo fahalalana koa Andrmntra ... esy eee...

rhaj0 - 05/10/2015 14:37
tsy "tena marina" izany ry gasy1zay, fa ny Siantista, rehefa TSY takan'ny fahalalany sy ati-dohany dia tsoriny hoe "tsy takan'ny fahalalany sy ny ati-dohany".

Ny "mpino" no rehefa "tsy takan'ny fahalalany sy ny ati-dohany" dia akapony hoe, Andrmntra (imaginaire) no valin-teny sy vaha-olana..

rhaj0 - 05/10/2015 14:41
gasy1zayianao noforonina

Eto no tsy itovizan'ny resaka, ka nahavaky vava ilay ranamana teto in-1 mandeha hoe, tena resaky ny samy be marenina ity..

gasy1zay = "ianao noforoniny"
rhaj0 = "ianao no namorona azy (ao @ imagination collective ao)"

rhaj0 - 05/10/2015 16:16
gasy1zayny siantista dia mihevitra fa izy na ry zareo no omniscient ka izay tsy voafehin'ny siansa sy ny fahalalan-draolombelona dia lazaina fa imagination...

Akanga aloha...

1- TSISY mihevitra ho omniscient ny Siantista.. Ivereno kely ny famaritana ny omniscient: "qui sait tout . Ny Siantista dia TSY manana izay fisainana izay.. raha tsy izan yve izy tsy io tsy mitsahatra ny mikaroka io. Ny Mpino no misaina hoe, "misy" ny omniscient, ary i Andriamanitrany io.

2- Eny, "tsy voafehin'ny siansa sy ny fahalalan-draolombelona" @ izao isika miteny izao ohatra ny nitranga "talohan'ny Big-Bang". Eny, misy ny "mandefa ny imagination"-ny, manao "hypothese", fa ny mipetraka mazava hatranhy aloha, dia hoe "tsy mbola voafehin'ny siansa sy ny fahalalan-draolombelona" @ izao isika miteny izao ny nitranga "talohan'ny Big-Bang".

Asa raha takatrao ny maha-samy hafa an'izany, sy ny an'ny Mpino, izay rehefa "tsy voafehin'ny fahalalany" dia avy dia akapony ho Andriamanitra dia minou fotsy dia basy.


Ny @ Andrmntra, dia ny fahitan'ny Siantista, na aleo atao fotsiny hoe Atheista azany, dia izao: TSY mitady ny "hamehy fahalalana" ara-tsiansa @ izany Andriamanitra izany ny Siantista. Ivereno indray ny famaritana ny Siansa sy izay methode scientifique, fa ny resak'Andrmntra dia ... hors-sujet.

Ny "mpino" no mitady "hanaporofo" ara-tsiansa ny Andriamanitrany.

rhaj0 - 05/10/2015 17:06
Iverenako kely ilay "préjugé" an'i Gasy1zay hoe, ny "siantista dia omniscient".. Ny vanitika lazain'ny prof aty rahefa te-hampatonga saina anao iny izy dia

- rahefa afaka bacc ianao, dia mihevitra hoe, tena tsy mahay n'inon'inona, ka tena liana be ny handranto fianarana (any @ U)
- rahefa mahazo lisansa na lasa injeniera ianao, dia mihevitra fa mahay raha, ary vonona ny hiasa, na hanohy fianarana..
- rahefa mahazo ilay maitrise na DEA anefa ianao, dia tonga saina indray fa tena tsy mahay raha, fa tena mbola betsaka indray kay ny mbola hianarana
- fa rahefa mahazo ilay doctorat ianao, dia kOpy fa ... betsaka ny raha TSY hay, ary na ilay prof emeritus cranus io azany koa mba tsy mahay



ka misy mitovitovy @ io ve ao @ Kristianisma ??? hoe TSY MISY ny "qui sait tout", na omniscient ???

Ny fahitako azy ho'a, dia ny Mpino no mihevitra fa toa azy daholo ny olona rehetra.. "mino" dia "mino" foana... dia "minomino foana"... ary dia tsy mahare zavatra hafa ankoatry ny fiheviny izy... io ilay bemarenina... na ilay lazaiko hoe Itsimahalalaafatsynysaimpantany.

rhaj0 - 08/10/2015 12:20
Strong3avy aiza izao fiainana izao???

Etoy raha hiara-hatory @ google...
http://lmgtfy.com/?q=where+does+life+come+from

Most scientists have long assumed that life on Earth is a homegrown phenomenon. According to the conventional hypothesis, the earliest living cells emerged as a result of chemical evolution on our planet billions of years ago in a process called abiogenesis.

dia io notsipihiko io: "According to the conventional hypothesis". Fa ny vokatr'io hypothesis io dia ... voazava tsara ny aminao, ny fahasalamanao, ny zavatra ampiasainao ao @ fiainanao ao, ets...


Fa (mety) marina koa, fa raha ilay "hypothesis biblique" hoe... na iza matanjaka na iza mahery... tsisy mahavoa an'Andrmntra, fa dia minou fotsy.. Dia eny.. mety mazava tsara aminao koa 'ny fahasalamanao, ny zavatra ampiasainao ao @ fiainanao ao, ets..."

rhaj0 - 08/10/2015 12:52
http://lmgtfy.com/?q=how+does+human+evolution+happen
Human evolution is the lengthy process of change...

Lavabe ny resaka hono eee... Fa dia ataovy ny devoaranao zany ee....

Fa aza atao ho'a hoe, na iza matanjaka na iza mahery, na iza manao resaka lavabe... dia tsisy matanjaka sy mahery sy lavabe noho i Andrmntra, ka dia minou fotsy.. 

rhaj0 - 08/10/2015 14:29
gasy1zayNy tsy takatry ny sainao rhaj0 dia asan'ny devoly... dia mandalo ny fotoana ary dia ho faty eo...

Io aloha tsy mahakasika ahy, fa mihatra aminao mino an'Andrmntra sy ny cortege-ny (anjely, devoly...) ao... Ianao sy ny imagination-nao io..

Fa raha azoko izany ilay paikabe nampinoana ana(re)o ao, dia ny "tsy takatry ny sainao" dia aza handaniana jiro akoriny fa ratsy, na a(sa)n'ny ratsy, na ...
Izay ve?

Ny ahy indray dia hoe, "ny tsy takatry ny saiko" dia ... izay izany fa tsy haiko, tsy fantatro, ka dia ahantoko ny jugement-ko. Fa kosa mitohy ny fi(s)ainana, sy ny karokaroka, sy ny fandaniana ny jiro hitsikarakaraka io raha "tsy takatry ny saiko" io...


Radavisonmiala pà : "work in progress"

Rahefa "work in progress", dia izay "work" efa vita mazava k'lou dia efa raisina. Fa ny resaka mbola "mihantona", dia "mihantona" izany kouh... io ve ry Radavison ho tere-ko-masaka toa voalobo-jaza aa ???

Fa ny ana(re)o moa... malemy/marefo va re ny sainareo rahefa hoe "mihantona" ny fahalalana? Dia lasa mamikitra @ izay antsanga tsy aman'orana (tsisy porofo) noforomporonin'ny olona hafa ... "noforomporonina-tsisy-porofo" ho'a... dia izay no "inoana" dia "tsy iadian-kevitra" ao??? "voalobo-jaza" ???

Dia rahefa mi-progress anefa ilay work, dia oainina, dia manaiky (ilay profo vaovao) ihany, fa avy eo .. misy tsy takatra indray, dia da capo etsy indray : "malemy/marefo va re ny sainareo rahefa hoe "mihantona" ny fahalalana? Dia lasa mamikitra @ izay antsanga tsy aman'orana (tsisy porofo) noforomporonin'ny olona hafa ... "noforomporonina-tsisy-porofo" ho'a... dia izay no "inoana" dia "tsy iadian-kevitra" ao??? "voalobo-jaza" ???"

Dia ilay "oainina" teo ve tsy mba mandrangotra ilay saina ho'a eee ??? maninona no manao fi(s)ainana "voalobo-jaza" eee ???