Menu

Jun 16, 2015

Einstein sy ny Finoana an'A.tra

Notsongoina avy tatsy amin'ny Forum Fivavahana, Finoana ao @ Serasera

rhaj0 - 16/06/2015 16:02
Taratasin'i Einstein tany @ taona 1945... I Einstein izany, araka ny voasorany io ambany io, dia nilaza fa Atheist ny tenany.. Fa, raha ny fahazoako ny resaka (ataon'ny mpandinika), dia somary mirona Agnostic izy.

http://www.cnn.com/2015/06/15/us/einstein-letters-auction/index.html

In a 1945 letter to Guy H. Raner, Einstein described himself as an atheist.

"From the viewpoint of a Jesuit priest I am, of course, and have always been an atheist. ... It is always misleading to use anthropomorphical concepts in dealing with these outside of the human sphere -- childish analogies," he wrote..

(...) Four years later, he wrote to Raner again...

"I have repeatedly said that in my opinion the idea of a personal God is a childlike one," he wrote. "I prefer an attitude of humility corresponding to the weakness of our intellectual understanding of nature and of our own being."

rhaj0 - 17/06/2015 10:49
https://en.wikipedia.org/wiki/Religious_views_of_Albert_Einstein
Eo wikipedia no mamintina ny fijerin'i Einstein sy ny Finoana na ny finoany.

Ny fahazoako azy, dia nandritra ny androm-piainany, dia sahala @ siantista rehetra ihany, TSY mifikitra be di-doha @ petra-kevitra iray, fa "work in progress" tokoany koa ny concept-na finoana na izay ninoany tao.

Fa araho ihany rahefa antitra izy. 1955 izy no nodimandry. Ny namaranan'i Wikipedia ny resak'i Einstein, dia t@ 1954 :

"About God, I cannot accept any concept based on the authority of the Church... As long as I can remember. I have resented mass indoctrination. I cannot prove to you there is no personal God, but if I were to speak of him, I would be a liar. I do not believe in the God of theology who rewards good and punishes evil. His universe is not ruled by wishful thinking, but by immutable laws" (1954).

rhaj0 - 17/06/2015 12:51
Ny resak'i Nelson Mandela, efa iny antitra iny koa izy, 94 taona, dia mampazava zavatra betsaka @ fiainana (na ny fiainany) sy ny Finoana (na ny finoany). Raha ny fahitako azy, dia TSY mino (Atheist na Agnostic ets...) koa i Mandela. Tsy nilaza hoe "childish" (ny Finoana an'Atra) toa an'i Einstein kosany anefa izy eto, fa dia notsorina tsotra fotsiny fa "useless" hono eeeee...

http://www.theonion.com/articles/nelson-mandela-admits-thoughts-prayers-of-millions,32853/
“The capacity of gentle souls to unite their voices in a message of peace and strength is certainly the greatest gift of mankind—I’m not denying any of that. But when you’re a 94-year-old man with a horrible lung infection, you need trained medical professionals. That’s really most important. All that prayer stuff is, frankly, pretty useless.” Mandela said...

rhaj0 - 17/06/2015 16:00
https://fr.wikipedia.org/wiki/Spiritualit%C3%A9
Ny spiritoalitia, hozy ny Wikipedia.
Raha mikatona ao anaty (box-kely) Kristianisma, dia hihevitra fa dia miraikitra (monopole) @ Finoana/Fivavahana ilay spiritoalitia.
Fa raha maka recul kely fotsiny, dia hahita fa na ny TSY-MINO an'A.tra azany dia mahita spiritoalitia koa (ny Bodista ohatra).