Menu

Apr 30, 2021

Politika Amerikana

Atambatro eto ny resaka nifanakalozako tatsy @ MDK ny @ Politika Amerikana.

(dia apetrako eto ireo kisary izay tsy afaka apetraka atsy @ commentaires mba ilaminany

---------------

CNN - October 19. 2020




Stephen Hawkins

 

STEPHEN HAWKING
12
51 commentaires
J’aime
Commenter
Partager

51 commentaires

Tous les commentaires

  • Auteur
    Modérateur
    +1
    Ka dia nodimandry izany i Stephen Hawking. Isan'ny ngezalahy @ Siansa izy. Hotry ny mampisy aingam-mpanahy ahy ny nataon-dRatpkl, fa izy mantsy dia mpanely/mpizara fahalalana ("divulgateur") koa, niezaka ny hizara sy hanaparitaka ny fahalalana (Siansa) @ fomba ahafahan'ny maro mahazo ny resaka. Tiako mba zaraina @ teny gasy koa izany. Raha misy na mahalala namana Physicist/Astronomer ianao, dia ndao hifanoro @ ity resaka ity, ka ahitsio na fenoy raha ilaina izay resako eto.
    Isan'ny fahalalana nentin'i Stephen @ Siansa moa izany dia ny momba ny trou noir.
    Tany @ 1910-20s tany, dia efa niteny i Einstein fa misy io. Fa TSy nety, na hoe tsy te-hino an'izany ny kaomionitia siantifika. Efa taty @ 1960-70s vao lasa nandalina izany zareo, ary i Stephen no isan'ny lohandohany. Nahita (naha-observer) trou noir raolona, dia ireto trou noir be mitelina kintana (etoile).
    Ny nentin'i Stephen, dia:
    1- ny nampifandray ny trou noir, ilay goavana mpitelina kintana, sy ny big-bang.
    Ny @ big-bang dia nisy "very dense matter" izay nipatitaka.
    Ny trou noir indray, dia matière ni-collapse, ary lasa "very dense matter".
    2- io trou noir io, rahefa mandeha ny fotoana, ary amina milliards d'années io an, rehefa mandeha ny fotoana, dia hoy Stephen hoe, hi-s'évaporer. Tombatomban'i Stephen io.
    3- nanombatombana koa i Stephen fa misy ny "miniature/tiny/micro back hole".
    Ny tombatombana (hipaotezy), na ny an'i Einstein t@ 1910-20s, na ny an'i Stephen ireo, dia mifototra amina matematika rezatra be. Ny an'i Einstein efa voamarina (observé). Ny an'i Stephen dia mbola ... "work in progress".
    Azo iverenana ireo teboka telo ireo, fa samia ange mi-gogola an'ireo ee..
    (resaka reko izao izaho manoratra izao @ radio-canada no averiko io, fa handalina tokoany moa ao aoriana kely, ary afaka hanampy fanazavana + references)
    6
    • J’aime
    • Répondre
    • Partager
    • 3 ans
    • Ny resaka voyage dans le temps koa raika
  • Auteur
    Modérateur
    +1
    Raha ity resaka ity aloha, dia aleo tonga dia tsoriko : "handiso" ny fivavahana/finoana (rehetra) io resaka io. Mila ampahalalana an'izany ny mpanaraka ny fivavahana/finoana, mba tsy ho voambaka sy voazanak'ireo olombem-pinoana intsony ny Malagasy, na hoe mba tsy hanidy saina sy hamato-tena amina fahalalana diso sy mivoana lava eo.
    3
    • J’aime
    • Répondre
    • Partager
    • 3 ans
  • Auteur
    Modérateur
    +1
    Ireto misy resaka na koa hoe eritreritr'i Hawking zaraiko eto ..
    (raha miresaka Finoana/Fivavahana) aloha.
    Stephen Hawkins (8 January 1942 – 14 March 2018)
    "There is a fundamental difference between religion, which is based on authority, [and] science, which is based on observation and reason. Science will win because it works."
    "We are each free to believe what we want and it is my view that the simplest explanation is there is no God. No one created the universe and no one directs our fate. This leads me to a profound realisation. There is probably no heaven, and no afterlife either. We have this one life to appreciate the grand design of the universe, and for that, I am extremely grateful."
    "Before we understand science, it is natural to believe that God created the universe. But now science offers a more convincing explanation. What I meant by 'we would know the mind of God' is, we would know everything that God would know, if there were a God, which there isn't. I'm an atheist."
    "God may exist, but science can explain the universe without the need for a creator."
    "The scientific account is complete. Theology is unnecessary."
    Ndao hoe ezahina adika @ teny Malagasy ireo 🙂
    3
    • J’aime
    • Répondre
    • Partager
    • 3 ans
  • Auteur
    Modérateur
    +1
    Big-bang :
    Raha mijery ny izao tontolo izao, sy t@ fotoana elaela talohan'ny androany (an-100 na 1000 taonany lasa, satria voatazona an-tsoratra ny fipetraky ny Tontolo), dia mahita fa mifanalavitra miha-mifanalavitra daholo ireo bolongan-draha goavana (objets celestes) eto @ Tontolo, dia ireo galaksia sy tambatra-na galaksia izany. Raha rohizina amina tsipika izany ny lalana (trajectoire) nodiavin'ireo bolongan-draha ireo, dia iaraha-mahita fa
    - @ ho avy, dia vao mainka hifanalavitra ireo bolongan-draha ireo. Izay ilay hoe mihanaka mifanalavitra ny Tontolo (expansion de l'Univers)
    - fa t@ lasa kosa, raha "ahemotra" ny fotoana, dia afaka ny hita fa toa ny niainga avy tamina "teboka" (na "point") iray ireo bolongan-draha na objets celestes goavana be ireo. Koa tokony eo @ io "point" io izany no nisy (niainga) ny tambatr'ireo objets celestes rehetra hita izao; ary dia mazava ho azy (?) fa tena "very densed matter" no nisy teo @ izay "point" izay.
    TSISY "nahita" io "teboka" io, fa rahefa atao ny kajikajy matematika, dia satria fantatra ny lalana (trajectoire) sy ny hafainganam-pandeha (vitesse) an''ireo bolongan-draha @ ity "expansion" ity, dia voakajy izany fa efa ho tany @ 13.77 milliards d'années no niainga t@ io "teboka" io ireo raha (matières) eraky ny Tontolo no nipatitaka, ary dia io lasa ireo galaksia an-tapitrisany iaraha-mahita izao ireo. @ kajikajy matematika, dia rahefa aseho ny kisary (graphe) an'ilay fihanaky ny tontolo (expansion) io, dia "point singulier" (voambolana matematika) io "teboka" niaingana io.
    Koa t@ 13.7 milliards d'années izany, dia azo tombatombanana fa avy teo @ io "point singulier" io no nipoaka ilay "very densed matter".
    Izay no antsoina (tsotsotra) hoe "big bang".
    2
    • J’aime
    • Répondre
    • Partager
    • 3 ans
  • Auteur
    Modérateur
    +1
    .
    Tohizako kely indray... ka averiko kely:
    Koa t@ 13.7 milliards d'années izany, dia azo tombatombanana fa avy teo @ io "point singulier" io no nipoaka ilay "very densed matter".
    Izay no antsoina (tsotsotra) hoe "big bang".
    Eto izany dia raha ny lojikan-javatra, dia misy ity "very densed matter" ao @ ilay "point singulier" tany @ 13.7 milliards d'années.
    Dia miitatra ary mbola marobe ny fanontaniana. Dia inona no talohan'io 13.7 milliards d'années io? Avy taiza io "very densed matter" io?
    Hoy ho'a i Hubert Reeves, tamina fandaharana reko t@ radio...
    Ao @ io "very densed matter" io, dia mbola TSY hay aloha, @ izao ora izao,
    a- inona marina no raha (matière) ao.
    Iretsy @ sary io ambany io ve no kasinga ao, sa mbola misy hafa koa?
    b- dia inona ny "interactions" misy eo @ ireo kasinga?
    Mbola arak'iretsy Hery @ sary esty ambany koa ve, sa tena hafa indray?
    Ka rehefa "tsy mbola hay" dia "tsy hay" izany, fa tsy terena hisy fanazavana izao dieny izao. Ho valian'ny zanantsika izany any aoriana. Efa betsaka ihany izay efa voavalin-dry Albert sy Stephen izay.
    Fa raha miverina @ Stephen, dia eo indrindra no zavatra isan'ny nohalalininy: nitady teoria izay manambatra
    - ny fahalalana ny bolongam-be, hazavain'ny "general relativity", sy
    - ny fahalalana ny kasinga bilitika-kely, hazavain'ny "quantum mechanics".
    Mbola be dia be ny mbola mila karohina sy halalinina, ary ifohazana maraina. Fa ny mahavelom-bolo aloha, raha ny fahitako azy, dia
    - ny hazakazaky ny firosoan'ny teknolozia dia hanafaingana ny fikarohana sy fandalinana, ary hiitaran'ny fahalalan-draolona haingana kokoa
    - efa maro ny mpikaroka an'izy ity; ankoatry ny ataon-dreo ao @ CERN ao Soisa ao izay mahavalalanina ahy aloha, dia na dia mieritreritra fotsiny hoe, tena maro ny olona mifototra mikaroka toa izany, fa tsy mihoboka na mivarina @ izao finoana(noam-poana) izao foana
    upload.wikimedia.org
    UPLOAD.WIKIMEDIA.ORG
    upload.wikimedia.org
    upload.wikimedia.org
    1
    • J’aime
    • Répondre
    • Partager
    • Retirer l’aperçu
    • 3 ans
  • Auteur
    Modérateur
    +1
    Tohizako kely ity.. raha misy namana Physicist/Astronomist/Scientist eto dia mba asio sira kely ee 🙂
    Eto izany misy zavatra tena mbola tsy mazava ny aminy, dia ireo "points singuliers" :
    - point singulier ilay "very densed matter" t@ big-bang, ary
    - point singulier ireo trou noir, na ilay goavana mitelina kintana, na ilay kely (micro) notombanan'i Stephen.
    Ka eto no miditra ny resaka matematika lalina kely sa lalina be. Resaka dimensions.
    Miara-mahalala isika fa 3 dimensions ny tontolontsika. Axes x, sy y ary z.
    Fa izao. Ndao anie raisina (supposons) ary alaina sary an-tsaina (imaginons) fa hoe, 2 dimensions fotsiny ny tontolo. Izany hoe raha mihetsika isika, dia miroso (axe y) na mitsivalana (axe x).
    Ka raha ampiana iray ny dimension, dia rehefa miroso manaraka ilay 3eme dimension izany, dia io miakatra io... axe z.
    Dia miitatra toa izay ilay izy. Ampiana iray indray ny dimension an'ilay tontolontsika izao (izay dimension 3: axe x, sy y ary z). Dia averiko fotsiny ilay fehezan-teny io ambony io.
    Ka raha ampiana iray ny dimension, dia rehefa miroso manaraka ilay 4eme dimension izany, dia... iny tafagorobaka any @ ilay ... "point singulier".
    Mbola tsy hay io 4eme axe io, mbola tsisy (na)hita. Teboka. (fa ny zanantsika no hanazava azy). Fa ny tombatomban'i Stephen @ io moa, dia mi-"s'évaporer" ilay matière rehefa tafatsoropaka any. Na ilay trou noir goavana io, na ilay micro trou noir, na koa hoe, avy any no niavian'ilay "very densed matter" t@ big-bang.
    izay k'lou no fahazoako azy. Ahitsio na ampio ry namana Physicist/Astronomist/Scientist.
    Fa ny sampona, dia eo no mihoraka ny sasany, fa any @ io 4eme io HONO ilay "univers parallele". Raha manaraka ilay lojika io ambony io anefa, dia "TSY parallele" ilay 4eme dimension, fa fanampiny.
    Dia ny mpino(minofoana) moa, tonga dia savihany ary dia akarapony ho ... @ io 4eme dimension io HONO ilay "fanahy", na koa hoe, ny "fiainan-tsi-hita", na tonga dia hoe dia ao @ izay mihintsy i Andmntra.
    izany hoe, raha toa ka TSY takatry ny hoza-doha ilay 4eme io, tsy hay ka atao ahoana azany, dia "izay tsy takatry ny hoza-doha" hafa rehetra, dia akapoky ny sasany (mpinomino foana) ho arak'izay imaziner-ny ao daholo....
    Fony TSY takatry ny hoza-doha ny @ Masoandro sy ny Volana, dia hozy ny Baiboly hoe: napetak'Andrmntra toa ny punaises @ toile-n'ny Lanitra ireo Masoandro sy Volana ireo.
    Fony TSY takatry ny hoza-doha ny ao ambany tany apotritran'ny Volcano, sy ny any ambony any, any ankoatry ny rahona, dia hozy ny Baiboly hoe: @ ilay tsiranoky ny volcano no ampangotrahana na anendasan'i Satana ny mpanota, ary mitsingevaheva eny @ rahon'ny lanitra ny zanak'Andmntra.
    (marihiko kely, fa raha kotiana ho 4eme dimension ny fotoana, dia lasa 5eme dimension izany ilay mankany mankany @ point singulier.)
    2
    • J’aime
    • Répondre
    • Partager
    • 2 ans
  • Misaotra naman fa mazava tsara aa... ankoatran'ilay 4eùe dimension 😃 😃
    1
    • J’aime
    • Répondre
    • Partager
    • 2 ans
    • Auteur
      Modérateur
      +1
      Eny ho'a... ny zanakao no hanazava anao an'izany. Toa izao ny fandehany rehefa harivariva eo ambodi-tokonana iny any aoriana any :
      Ianao rehefa antitra dia hitantara angano @ Ankizy, Ikotofetsy sy Imahaka, ary koa i Madame Eve.
      Fa koa, ianao rehefa antitra dia hihaino ny fanazavan'ny Ankizy ny @ ... 4eme dimension 🙂 🙂
      • J’aime
      • Répondre
      • Partager
      • 2 ans
  • Auteur
    Modérateur
    +1
    Ndao hoe ezahina iarahina adika @ teny gasy ny fantsin'i Stephen?
    "God may exist, but science can explain the universe without the need for a creator."
    • J’aime
    • Répondre
    • Partager
    • 2 ans
    • Modifié
    • Auteur
      Modérateur
      +1
      Mety misy izany Andriamanitra izany, nefa aloha, ny Siansa dia afaka manazava izao tontolo izao, ary TSY ilavana "Mpamorona" ny fanaovana an'izany.
      1
      • J’aime
      • Répondre
      • Partager
      • 2 ans
      • Modifié
    • Izy ary mbola milaza ny mety ho fisian'Andriamanitra koa, dia midika ve fa raha voazavan'ny siansa tsy ilaina Mpamorona ny univers dia afaka manaporofo fa tsisy Andriamanitra?
  • Auteur
    Modérateur
    +1
    Akariko eto indray i Stephen Hawking fa mety afaky ny "hiady vomanga" ho antsika ve izy? 🙂
    2
  • Auteur
    Modérateur
    +1
    Hozy i Stephen hoe "unnecessary" = TSY ILAINA
    Tadidin'i 
    Rafaly Hr
     ve ny nolazain'i Einstein?
    hoz'izy hoe "childish" = RESA-JAZA
    Ary i Mandela?
    hoz'izy hoe "useless" = TSY MISY ILANA AZY
    Ary ny famaritana ny Atheist?
    TSY manaiky ny fisian'izany Dieu izany. Ary n yAtheist dia tsy manao ity "manaiky-tsisy-porofo" = mino(mino) lava ity.
    Ny ahy izao io farany io no mba ahitsiko kely ho'a hoe: eny azany fa misy ilay izy, fa ao @ Imazination Fantastika-nareo ao ihany.
    .
    Fa ity fantaro ary tsarovy mandrakizay:
    TSY MAHAKASIKA NY HAFA izay ao @ Imazination Fantastika-nareo Mpino ao.
    3
  • Ary ahoana ny eritreritrao momba ny atao hoe infini, ny infinitesn'ny espace sy ny temps? Mino ve ianao fa misy ny atao hoe eternite?
    2
    • Auteur
      Modérateur
      +1
      Efa voavaly:
      Rafaly Hr
       : Tsy nandalina ny @ io aho. Ary mety tsy te-handalina koa. Dia araka ny nolazaiko teo, rehefa TSY fantatro dia tsy fantatro, fa tsy handeha hamoromporona, na hamerina foromporona Ami Imazinera mitaingina kalesa mankany @ EternitE izany ohatra aho. Any aoriana ny Ankizy, na hoe rehefa avy eo mety hisy namana hafa hanazava
      2
    • Halalino tsara ary ny momba an'io raha tena mpandinika marina ianao e. Tsy voatery izay tiana ihany no dinihina sy misy ann
    • Modérateur
      Rafaly Hr
       le oe singularités d midika fotsiny oe misy toerana eto @ onivera oh trous noirs izay tsy azo ampiasaina ny équation an'i einstein intsony (sy relativité genérale) ary mifangaro sy tsisy dikany intsony ny notion espace na temps - d'ailleurs z… 
      Afficher la suite
    • Modérateur
      Ny terme technique ampiasain'ny physika : temps. Ny an'ny mpino : éternité (poétika sy imaginaire). Manao jeu de mot fotsiny no ataon'ny mpivavaka fanatika, dia sintoniny hidina any amin'ilay azy izay sady tsy rationnel no tsy scientifique ianao.
      2
      • J’aime
      • Répondre
      • Partager
      • 37 semaines
      • Modifié
    • Ny temps dia zavatra iray entin'ny olombelona handrefesana ny fiantombohana, faharetana ary fiafaran'ny zavatra iray misy na mitranga satria ny olombelona misy fetrany ny existence ny ka tsy mintsy mampiasa ny temps izy mba hahafahany mahavita zavatra … 
      Afficher la suite
      1
  • Auteur
    Modérateur
    +1
    Iverenako kely..
    Ilay point singulier noresahin'i Stephen aloha dia mahavariana tokoany.. Ilay big-bang dia (lazaina hoe) nipotritra avy tamina point singulier.. Fa nilaza koa i Stephen (theorie-ny) fa misy (ary feno) points singuliers kely koa eraky ny erana. Ilay hoe point singulier izany no mitondra mankany amina revy mbola TSY fantatsika..
    Dia io no savisavihan'ny sasany ho hoe, any izany HONO ilay "fanahy" na ny "paradisa", na mandalo any izany rehefa manao "teletransporting" ee... Malalaka moa ny tany ary dia malalaka koa ny Imazination, ary dia samy (afaka) mamoromporona izay tia.
    Fa raha izaho manokana ho'a, rehefa tsy fantatra dia tsy fantatra, fa ny mahay io resaka avo lenta io no harahina sy henoina ary takarina, na moa hoe, izany no ezahina atao(ko)
    1
  • Diso ny definition anareo ny hoe tsy misy, afangaronareo ny atao hoe tsy fantatra sy ny tsy misy.
  • sa misy theorie na theoreme vaovao milaza fa rehefa tsy fantara dia tsy misy? kkkkkkkk
    • Auteur
      Modérateur
      +1
      rehefa tsy misy dia tsy misy. Rehefa tsy fantatra dia tsy fantatra.
      Fa tsy mamoromporona hoe, rhefa tsy fantatra dia tsy misy.
    • Fa raha ny raisonnements anao dia hoe "rehefa tsy fantatra dia tsy misy ary ny tsy misy dia tsy fantatra" . Lazainareo fa tsy misy Andriamanitra satria tsy fantatrareo ny fisiany nefa Izy tena misy, ary tsy any @"imazinera fantastika"n'ny mpino Azy fa … 
      Afficher la suite
    • Auteur
      Modérateur
      +1
      tsia.. vakio tsara.
      Rehefa tsy fantatra dia tsy fantatra.
      Rehefa tsy misy dia tsy misy.… 
      Afficher la suite
    • Fantatrareo ve sa tsia fa misy Andriamanitra? Satria aloha hatreto mbola tsy nahita porofo ny tsy.fisian'Andriamanitra mihitsy fa tonga de oe rehefa ry siantifika diabolika no milaza de oe marina foana ny.teneniny nefa tsy fantany.fa olona aman-davitr'… 
      Afficher la suite
    • Auteur
      Modérateur
      +1
      Rehefa hoy aho hoe, rehefa tsy misy dia tsy misy, ary rehefa tsy fantatra dia tsy fantatra, dia izay ilay rigueur scientifique
      Fa tsy toa ny an'ny mpino toa an'i 
      Rafaly Hr
      , ka hoe
      - Rehefa Tsy fantatra dia Dieu
      - Rehefa misy dia Dieu
      na combinaison sampona toa izany.
      • J’aime
      • Répondre
      • Partager
      • 37 semaines
      • Modifié
    • Modérateur
      Rafaly Hr
       ny zv misy marina dia zvtr objectif ary afaka hamarinin'ny rehetra ny fiasiany oh "misy sakan'olona tafiditra ao @ lakozia". Tahakizay koa ny tanjona ato @ vondrona mikasika zvtr voaporofo satria tsy afaka mamaha olana @ lafiny fambolena isik… 
      Afficher la suite
      • J’aime
      • Répondre
      • Partager
      • 37 semaines
      • Modifié
  • Auteur
    Modérateur
    +1
    entre-pa... aza dia polluer-na ilay firohizan'ny resaka, fa valio hoe "repondre" @ izay mandeha any @ zana-kevitra. Dia mahandrasa kely fa mbola mi-update i FB, fa manjary feno "kkkkkkk" @ n'a pas ilay izy. Azonao cliquer-na ilay ... esty @ ankavanana, dia supprimer-na ny pollution
    1
  • Te hahafantatra zavatra be dia be ve ianao? Mitadiava an'Andriamanitra "Antsoy Aho dia hovaliako ianao ary hampisehoako zavatra lehibe sy saro-pantarina izay tsy fantatrao" Jeremia 33:3
    • Auteur
      Modérateur
      +1
      O ry 
      Rafaly Hr
       ilay Jeremia anie ka mandiso ilay revy ao @ Genesisy, @ ilay hoe... aza kitikitihina io "Arbre du Savoir" io, fa raha vao mitady an-dRaFahahalalana dia direction Helo sy Fahafatesana.
      Ka io izany iza no tianao arahina: i Genesisy sa i … 
      Afficher la suite
      • J’aime
      • Répondre
      • Partager
      • 37 semaines
      • Modifié
    • Modérateur
      Rafaly Hr
       anao ny finoanao saingy hatreto aloha efa ho taonjato 2 izay naha mpivavaka ny malagasy maro fa mbola gidamaimbo ihany ny firenentsika, tsisy olana voavaha na ara-materialy na ara-moraly fa vao maika mihiba avokoa reo tarehimarika
    • Tena ny fivavahana mihitsy ve no anton'ny mahagidany an'i Dago? Fa maninona moa ny firenena sasany efa nivavaka an-taonjatony maro no voalohandohany? izany ve tsy correlation fotsiny?
    • Auteur
      Modérateur
      +1
      Ndao azany iarahana eritreretina ry 
      Rafaly Hr
      .
      Ohatra hoe azo atao fampitaha hoe, samy mitondra fiara izao ihany, dia fa maninona tokoany misy gidany.
      Na hoe, samy mpino daholo ihany, nefa maninona i Obama Prezida, ary ianao pirina kely ao Dago.
      Ka mety miova ny fanontaniana: ilay fampiasan'ny Kristiana gasy ny Finoany ve no "antony mahagidany an'i Dago?"
      (... isan'ny antony maha-gidany... satria mis maro ny antony)
      1
      • J’aime
      • Répondre
      • Partager
      • 36 semaines
      • Modifié
  • Auteur
    Modérateur
    +1
    i Stephen Hawking moa Siantista rezatra be. Ho fanajana azy sy ny Siansa, dia mila azavaina kely ny Siansa sy ny fiainantsika ity, f'hitako manafangaroaro zavatra tsy tokony afangaroaro ny namana sasany eto.
    Mila avahana ny "Siansa" sy ny "Indostria" sy ny "Politika" sy izay hafa. Ireto ohatra maromaro (lavabe-gazetibe) hampazava ny tiako ho lazaina.
    Baomba atomika
    - hoy ny Siansa: iny atoma-na Uranium iny, dia mety ho lasa @ "fission", ka mamoaka angovo mahery be.
    - hoy ny Injeniera: koa raha izany, afaka ataoko anaty vata vy izany io, dia apoaka toa ny baomba.
    - hoy ny politisiana: ampiasaintsika handresena ny fahavalo.
    - hoy ny miaramila: eo andarohako azy.
    Ka eto izany, tsy ny Siansa mihintsy no nilaza hoe, ndao darohina Hiroshima. Entre-pa fa io izao no namparary mafy ny eritreritr'i Einstein, fa tsy mba nijoro dia nanohitra ny baomba izy.
    Dia miitatra @ resaka hafa io toa ny sakafo koa ohatra. Ireto ny isan-karazany...
    Hot-dog
    - hoy ny mpandraharaha: tia hot-dog ny vahoaka, fa ndao hamokatra aman-taoniny.
    - hoy ny injeniera: eo fa anaovako fitotoan-kena géant ianao. Fanefa, tena mety ho latsaka ao indray anefa ny voalavo.
    - hoy ny siansa: raha latsaky ny 0.01% ny taha-na "fandoto", dia azo lazaina fa mbola madio ny "siny".
    - hoy ny mpanjifa: ity ve ilay "hanina sahaza ho anay eee"???
    Omby mifaha
    - hoy ny mpandraharaha (sasany): azahoako mamokatra omby aman-taoniny, dia nafatratro tanaty hangar zareo, nefa moa, sady mangery no misakafo izy ao, ary dia voan'ny "maladie de la vache folle', izay avy @ staphylocoque-n'ny tainy tao ihany.
    - hoy ny siansa: ny staphylocoque dia matin'ny Ammonia.
    - hoy ny injeniera: eo fa anaovako douche géante ianao, dia mandro @ ammonia ny omby alohan'ny hamarotana azy.
    - fanamarihana: ny ammonia koa no ampiasaina hanadiovana gabine, ary toxique ilay izy.
    - hoy ny mpanjifa: ity ve ilay "hanina sahaza ho anay eee"???
    Dia miitatra ihany @ resaka akoho na trondro:
    - hoy ny Siansa: ny protein dia mahabotrabotra; ary io dia mety azo avy @ biby (proteine animale) na zava-maniry. Ny antibiotique dia mamono bakteria.
    - hoy ny mpandraharaha (sasany): ndao hafahy ny akoho, na koa ny trondro, ary amena proteina (animal) sy antibiotique hanafainganana ny fitombony.
    - hoy ny mpanjifa: ity ve ilay "hanina sahaza ho anay eee"???
    - hoy ny siansa: ny sulfites sady preservative no masirasira @ tendabe.
    - hoy ny mpandraharaha: tia lasopy sy charcuterie ny vahoaka, fa afaka amarotana aman-taoniny
    - hoy ny injeniera (simista): eo fa anamboarako vovoka sulfites ianao.
    - nefa indray hoy ny siansa ato aoriana: ny Sulfites can trigger severe asthmatic symptoms... can be fatal.
    - dia hoy ianao mpanjifa: dia ahoana izany io raha alohan'ny hihinanana azy, dia mety ihany ve raha asiana @ ilay hoe:
    "tahio ny sakafonay"???
    3
    • Nomen'Andriamanitra saina ny siantifika nahita ilay voka-dratsin'ilay sulfites ka nampahafantariny ny mpanjifa fa ratsy ilay izy mba tsy hanjifa azy ny olona. @zao ny olona efa mailo @resaka produits chimiques afangaro @ sakafo, ary ny vokatra bio no t… 
      Afficher la suite
    • Auteur
      Modérateur
      +1
      akanga aloha 
      Rafaly Hr
       fa (mety) Atheist no nahita ny voka-dratsin'ny sulfite. Tena tsy mahakitika ny sain'ny Atheist ny Dieu-nao.
      Dia hono ho'a... dia rehefa misy sulfites ho'a ny sakafo, dia nefa ianao izany 
      Rafaly Hr
       ao @ finoanao, mangataka mba ho "tahiny ny sakafonao", dia ahoana?
      Na telominao izany ny sulfites, dia misosa fotsiny ao @ vatanao, sa ... alohan'ny hidiran'ilay sakafo tao am-bavanao, dia efa notsimponin'i Dieu toa ny akotry ireo sulfites ary dia tsy tafiditra?
      Aza mampihoehy ho'a 🤓
      • J’aime
      • Répondre
      • Partager
      • 36 semaines
      • Modifié
    • Administrateur
      +1
      Hmmm, ka ny sakafo tsy izy hoe fihinana natoraly mihitsy no mahatsara na maharatsy azy, fa ny hoe voakaroka ve, fantatra ve ny fatrany mifanaraka amin'ny filan'ny olona , fantara ve ny soa sy ny ratsy azo aminy? Izay ihany. Ireny zavaminiry lazaina fa … 
      Afficher la suite
      1
      • J’aime
      • Répondre
      • Partager
      • 36 semaines
      • Modifié
    • Modérateur
      Haja Razafitrimo
       matsiro izany fanehoan-kevitra izany ..
    • Administrateur
      +1
      Izay mihitsy, ka raha vao tsy ampy ao aminao ilay saina tia mandinika sy mamakafaka dia mora tratra satria: misy atokon´olona miezaka mampifanjavozavo ireo rehetra ao an-tsainao ao, amborainy tsara ny fomba firesany dia hoy izy : ny mpitsabo ihany no … 
      Afficher la suite
      1
    • Auteur
      Modérateur
      +1
      Io ilay hoe
      "if you can't convince, confuse"… 
      Afficher la suite
      2
    • Misaotra @fizarana fahalalana e!fa mba mety ho afaka mizara fahalalana @ fambolena ve izay mba manana traik'efa @zany!ny tena mako sahirana @io ,ny olona ety aminay morondava dia mivoy ny hoe avy @Dieu ny vokatra
    • Administrateur
      +1
      Takotoarisoa, azo atao tsara. Ao aloha isika miresaka atsy amin' ny mp.
  • Auteur
    Modérateur
    +1
    Toatoa izao indray izany izao tontolo izao, raha ny fahalalan'ny Siansa azy androany
    Astrophysicists fill gaps in the history of the Universe
    YOUTUBE.COM
    Astrophysicists fill gaps in the history of the Universe
    Astrophysicists fill gaps in the history of the Universe
    • J’aime
    • Répondre
    • Partager
    • Retirer l’aperçu
    • 36 semaines
  • Auteur
    Modérateur
    +1
    Ny loka Nobel @ Fizika, taona 2020, dia:
    - natolotra t@ mpikaroka 3, fa singaniko manokana i Andrea Ghez, vehivavy 👍 sy i Roger Penrose izay niara-niasa t@ Stephen Hawkins
    - noho ny asan-dreo nahita ilay "black hole" teo afovoan'ny galaxiaNTSIKA… 
    Afficher la suite
    Nobel Prize in Physics winners revealed the 'darkest secrets of universe'
    CNN.COM
    Nobel Prize in Physics winners revealed the 'darkest secrets of universe'
    Nobel Prize in Physics winners revealed the 'darkest secrets of universe'
    1
    • J’aime
    • Répondre
    • Partager
    • Retirer l’aperçu
    • 25 semaines
  • Auteur
    Modérateur
    +1
    Ilay Black Hole akaiky amintsika izany voarefy tsaratsara kokoa ny halavitany eto.
    MIsy mantsy Mpino m(amp)ino fa ho tsentsafin'ny Black Hole HONO ny Tany r@ fara-andro, ary tena voasoratra anaty Baiboly HONO izany.
    Eto izany dia napetraky ny Siantista mazava tsara fa...
    To be clear, the changes don't mean Earth is plunging toward the black hole, the observatory said. Rather, the map more accurately identifies where the solar system has been all along.
    Aoka hazava fa, ny fiovana dia tsy midika hoe milentika mankany amin'ny Black Hole ny Tany, hoy ny mpandinika. Fa ny vokatr'izay, dia ny sari-tany dia mamaritra marina kokoa ny toerana nisy ny rafi-masoandro.
    Earth is closer to supermassive black hole than we thought
    CNN.COM
    Earth is closer to supermassive black hole than we thought
    Earth is closer to supermassive black hole than we thought
    • J’aime
    • Répondre
    • Partager
    • Retirer l’aperçu
    • 18 semaines
  • Auteur
    Modérateur
    +1
    Lavabe ny resaka ato, fa apetrako eto aloha dia afaka iarahana @ antsipiriany raha toa ka..
    Gravité quantique : l'écume de l'espace-temps, une clé du Big Bang au vivant ?
    FUTURA-SCIENCES.COM
    Gravité quantique : l'écume de l'espace-temps, une clé du Big Bang au vivant ?
    Gravité quantique : l'écume de l'espace-temps, une clé du Big Bang au vivant ?
    • J’aime
    • Répondre
    • Partager
    • Retirer l’aperçu
    • 17 semaines
  • Auteur
    Modérateur
    +1
    Misy fanazavan'i Neil DeGrasse Tyson ny fadehan'ny Big-Bang tiako zaraina eto.
    Isika dia miaina, araka ny fahatsapantsika azy, ao anaty tontolo 4 dimensions =
    3 dimensions (geometrie, x,y,z) + 1 (fotoana, t)
    Fa izay dia araka ny fahatsapantsika azy mahazatra. FAnefa, azo eritreretina hoe mihoatra ny 4 dimensions ity tontolo ity. Ary ny fisian'ilay Dimension fanampiny no afaka hanazavana ny Big-Bang sy ny multi-dimensions ohatra.
    Ampatsotra ny resaka, dia ndao mieritreritra ny fijerin'ny vitsika.
    Ny vitsika dia raha mandehandeha ambony ravin-taratasy ohatra, dia mahita toa 2 dimensions (x,y) izy. Tsy hitan'ny vitsika ilay 3eme dimension (z). Dia alaivo sary antsaina, raha misy bola (sphere) toa bulle de savon milatsaka eo ambon'ilay ravin-taratasy. Ny hitan'ny vitsika dia teboka aloha, ny lohan'ilay bola no tafapetaka. Dia avy eo, mahita cercle miha-mihanaka misandrahaka ilay sisin'ilay bola, rahefa miha latsaka eo.
    Dia torak'izany koa ny azo anazavana ny Big-Bang, fa kosa 3 dimensions (x,y,z) ilay izy (fa tsy 2-D sahala ny an'ny vitsika): miainga amina teboka ny Univers tsapantsika, dia miha-mihanaka misandrahaka ilay matière tao @ ilay teboka teo.