Menu

Showing posts with label Finoana. Show all posts
Showing posts with label Finoana. Show all posts

Oct 31, 2017

Ny Didy Folo


http://forum.serasera.org/forum/message/m59c9626a0882e#m59cc0ffa81e96

rhaj0 - 26/09/2017 16:25
Dia aleo aravina kely azany ireto izy. Mbola misy Didy Folo hafa koa, toa ny an'ny Siantista sy ny Artista, fa ireo aloha no ndao ampitahaina.

Didy Folo AmerindianaA1. Restez près du Grand Esprit
A2. Montrez un grand Respect envers votre Prochain
A3. Apportez Aide et Bonté partout où nécessaire
A4. Soyez Sincère et Honnête en tout temps
A5. Faites ce que vous savez être Juste
A6. Prenez soin de votre Corps et de votre Esprit
A7. Traitez la Terre et tout ce qui y Vit avec Respect
A8. Assumez la pleine Responsabilité de vos Actions
A9. Consacrez une partie de vos Efforts pour le plus Grand Bien
A10. Travaillez ensemble pour le Bénéfice de toute l'Humanité

Didy Folo HinduH1. Truth
H2. Non-violence
H3. Celibacy, non-adultery
H4. No desire to possess or steal
H5. Non-corrupt
H6. Cleanliness
H7. Contentment
H8. Reading of scriptures
H9. Austerity, perseverance, penance
H10. Regular prayers

Didy Folo BodistaB1. Do not destroy life.
B2. Do not take what is not given you.
B3. Do not commit adultery.
B4. Tell no lies and deceive no one.
B5. Do not become intoxicated.
B6. Eat temperately and not at all in the afternoons.
B7. Do not watch dancing, nor listen to singing or plays.
B8. Wear no garlands, perfumes or any adornments.
B9. Sleep not in luxurious beds.
B10. Accept no gold or silver.

Didy Folo VaticanV1. Un seul Dieu tu aimeras et adoreras parfaitement.
V2, Son saint nom tu respecteras, fuyant blasphème et faux serment.
V3. Le jour du Seigneur garderas, en servant Dieu dévotement.
V4. Tes père et mère honoreras, tes supérieurs pareillement.
V5. Meurtre et scandale éviteras, haine et colère également.
V6. La pureté observeras, en tes actes soigneusement.
V7. Le bien d'autrui tu ne prendras, ni retiendras injustement.
V8. La médisance tu banniras et le mensonge également.
V9. En pensées, désirs veilleras à rester pur entièrement.
V10. Bien d'autrui ne convoiteras pour l'avoir malhonnêtement.

Didy Folo JiosyJ1. Je suis le Seigneur ton Dieu Qui t'ai fait sortir du pays d'Égypte.
J2. Tu n'auras pas d'autre Dieu que moi.
J3. Tu ne prononceras pas le nom de Dieu en vain.
J4. Souviens-toi du jour du sabbat.
J5. Honore ton père et ta mère.
J6. Tu ne tueras point.
J7. Tu ne commettras pas d’adultère.
J8. Tu ne voleras pas.
J9. Tu ne feras pas de faux témoignage.
J10. Tu ne convoiteras ni la femme, ni la maison, ni rien de ce qui appartient à ton prochain.

rhaj0 - 26/09/2017 18:03
Ka @ ireto finoana/fivavahana isan-karazany ireto izany, dia ao @ Didy Folo, dia ny isan'ny faritany voalohany, dia ny "aza miala @ Debabe sy ny kortezin'ny fombafombany" eee.. afa-tsy ry Bodista

A1. Restez près du Grand Esprit

H8. Reading of scriptures
H10. Regular prayers

V1. Un seul Dieu tu aimeras et adoreras parfaitement.
V2, Son saint nom tu respecteras, fuyant blasphème et faux serment.
V3. Le jour du Seigneur garderas, en servant Dieu dévotement.

J1. Je suis le Seigneur ton Dieu Qui t'ai fait sortir du pays d'Égypte.
J2. Tu n'auras pas d'autre Dieu que moi.
J3. Tu ne prononceras pas le nom de Dieu en vain.
J4. Souviens-toi du jour du sabbat.



Fa ny mampihomehy (ahy), dia ny Judeo-chretien no tena hotsahotsan'ny "insecure" be izany ilay Debabe, ka didy 3 (mihoatra) @ 10 dia natokany ho Azy daholo.

rhaj0 - 27/09/2017 14:00
Iverenako kely ilay Debabe Judeo-chretien tena hotsahotsan'ny "insecure", ary dia ny 1/3-n'ny DidiNY dia ny iankohofana Aminy.

Jereo tsara ny fantsin'ny Debabe Judeo-Chretien:
- manao "Je suis" = mizahozaho BEUH
- manao hoe "Tu n'auras pas d'autre que moi" = tena possessif be ary exclusive beuh
- dia inona koa rey olona no mahalikiliky Azy @izay "anarana" any: izany no anarana namen-dreniny azy tao, ka ahoana, menatra an-dreniny koa ve i Debabe Judeo-Chretien ao ee ???

Dia eritrereto tsara hoe, karazana politisiana inona no mba manana toetra sy mpanao an'izany.

Nefa ny Amerindiana sy ny HIndu, dia ny zava-dehibe @ zareo, na koa, ny fanoroany ny resaka dia tsotrabe:
A- Restez près du Grand Esprit
H- Read ... pray


Ary ny Bodista azany TSY manDidy Didy @ izany, satria MAHATOKY sy TIA ny an'azy izy.
Satria : TSY mila manaraka Didy vao mahatoky sy tia

rhaj0 - 27/09/2017 22:54
Dia ahoana indray azany ny fijerin'ireto fivavahana/finoana isan'isany ny @ ray sy reny niteraka

V4. Tes père et mère honoreras, tes supérieurs pareillement.
J5. Honore ton père et ta mère.


Ny Didy Folo Vatican dia manisika ny "supérieur" na ny Debakely hitovy torosy @ RaR.

Ny Judeo-chrétien izany dia io mamaritra manDidy mazava io. Ny Hindu sy Bodista indray anefa TSY mametraka Didy manokana @ izany. Fa ny Amerindiana kosa, dia TSY maningana ny RaR (sy ny Debakely), fa NY REHETRA hoz'izy no "respecter"-na; tsy ny RaR sy ny Debakely ihany, fa NY REHETRA mihintsy no respecter-na

A2. Montrez un grand Respect envers votre Prochain


Dia iaraha-mahita ny vokany eraky ny tany su firenena d'influence judéo-chrétienne eee... Rahefa TSY ao anaty Didy Folo ny fanajana ny olona hafa rehetra, dia ... tsisy mahagaga raha misahotaka ny fiaraha-monina eee... Indrindra moa fa ny Judéo-chrétiens dia hotry ny tsy mi-fonctionne normal raha tsy misy Didy.

Dia miara-mahita ny tsy fanajana (ny maha-olona) ny namana, ny mpiara-miasa, ny havana sy ny zanaka any @ tany sy firenena d'influence judéo-chrétienne. Mbola mila lazaina idnray ve ny fifanavakavahana sy fifanilikilihana protestanta/katolika fotsiny ohatra... mainka fa ny atao @ireo ivelan'ny bolabola-Judéo-chrétien. Fa rizareo samy Kristiana moa dia efa mifanabaty ho TSY TENA IZY io foana koa...

io ho'a, rahefa vaky vava mihintsy n yAmerindiana hoe, ahoana azany no misy Tsy manan-kialofana eo @ vavahady volamenan'i VAtican ohatra..

Satria TSISY respect (de la dignité) envers son prochain ny an'ny Judéo-chrétien... fa ny mampiankohoka ny madinika @ Debakely no Didy.

rhaj0 - 29/09/2017 14:33

Dia ahoana indray azany ny fijerin'ireto fivavahana/finoana isan'isany ny @ vady na koa ny resaka sesika.

H3. Celibacy, non-adultery
H7. Contentment (a state of happiness and satisfaction)

B3. Do not commit adultery.
B7. Do not watch dancing, nor listen to singing or plays.
B8. Wear no garlands, perfumes or any adornments.
B9. Sleep not in luxurious beds.

V6. La pureté observeras, en tes actes soigneusement.

J7. Tu ne commettras pas d’adultère.




Ny Bodista sy Hindu ary ny Judeo-Chretien izany tena @ ilay hoe, tsy mifangala-bady.

Fa ny Hindu kosa fanampiny, dia manipika tsara ny hanajana (sa hitadiavana) ny Hasambarana (contentment). Ary io no maha-samy hafa ny Hindu sy ny Judeo-Chretien, satria ny filan'ny nofo sy ny hasambarana dia TSY ampirisihin'ny Judeo-chretien.

Ny Bodista indray dia toa tsy mampirisika ny luxe (izay mety hoe fiitaran'ny luxury ihany), ary h@ ny hira sy dihy azany toa hotsahotsan'ny tsy kapoakany.

Fa na tsy miteny mazava ny @ vady (sy ny sesika) azany ny Amerindiana, dia mbola ao anatin'ilay "Prochain" iliay vady.

A2. Montrez un grand Respect envers votre Prochain

Respect = a feeling or understanding that someone or something is important, serious, etc., and should be treated in an appropriate way.

rhaj0 - 02/10/2017 21:05
Dia ahoana indray azany ny fijerin'ireto fivavahana/finoana isan'isany ny @ "aza manao an'izao sy izao" (interdits).


H2. Non-violence
H3. Celibacy, non-adultery
H4. No desire to possess or steal
H5. Non-corrupt

B1. Do not destroy life.
B2. Do not take what is not given you.
B3. Do not commit adultery.
B4. Tell no lies and deceive no one.
B5. Do not become intoxicated.
B6. Eat temperately and not at all in the afternoons.
B7. Do not watch dancing, nor listen to singing or plays.
B8. Wear no garlands, perfumes or any adornments.
B9. Sleep not in luxurious beds.
B10. Accept no gold or silver.

V5. Meurtre et scandale éviteras, haine et colère également.
V7. Le bien d'autrui tu ne prendras, ni retiendras injustement.
V8. La médisance tu banniras et le mensonge également.
V10. Bien d'autrui ne convoiteras pour l'avoir malhonnêtement.

J2. Tu n'auras pas d'autre Dieu que moi.
J3. Tu ne prononceras pas le nom de Dieu en vain.
J6. Tu ne tueras point.
J7. Tu ne commettras pas d’adultère.
J8. Tu ne voleras pas.
J9. Tu ne feras pas de faux témoignage.
J10. Tu ne convoiteras ni la femme, ni la maison, ni rien de ce qui appartient à ton prochain.



ka iza no tompo-daka:
- ny Boudista, izay "aza manao an'izao" (interdits) daholo ny Didy Folo-ny.
- sa ny Amerindiana, izay TSISY "aza manao an'izao" (interdits) na iray azany ny azy.

Marihiina fa ry Judeo-chretien, na ilay Judaisme sy Kristianisma orijinaly, foana ihany no medaly volafotsy.


Ka ireto Didy 10 ireto moa dia entina handaminana ny fiainana, na ny an'olona manokana na ny an'ny fiaraha-monina. Ny Didy sy Lalàna matetika, dia manabedy sy koa ny hitsinjovana ny ratsy hiseho.

Ilay fiainana anefa, noho ny antony samy hafa tsy hary ho tanisaina eto, dia toa "poritra" foana fotsiny i Raolona (ny "hanao ny voarara"). Ka rahefa "poritra" dia inona no atao, na fanafodiny, na "fampianarana" na "toro-hevitra" miroso sy tokony ho raisina??

Dia eto izany ireo Fivavahana/Finoana isan-tokony, ankoatry ny Amerindiana, ny mba ataony dia ny mamely be famaritana ny "aza manao an'izao" (interdits).

F'angaha izy io rey olona, ohatra hoe, poritra pipi ianao, dia baikoana fotsiny hoe,
Didy faha-11, AZA MIPIPI dia basy??? 

rhaj0 - 06/10/2017 23:15
Dia hotry ny hoe izaho no Irainizeloza rahefa milaza fa "vendrana beuh" ny judeo-chretin.

Ndao azany haka ohatra faran'izay tsotra.

Hozy ny Judeo-chretien:
V5. Meurtre et scandale éviteras, haine et colère également.
J6. Tu ne tueras point.


hozy ny Hindu
H2. Non-violence

hozy ny Boudista
B1. Do not destroy life. 

Hozy nefa ny Amerindiana:
A2. Montrez un grand Respect envers votre Prochain
A3. Apportez Aide et Bonté partout où nécessaire
A4. Soyez Sincère et Honnête en tout temps
A5. Faites ce que vous savez être Juste
A8. Assumez la pleine Responsabilité de vos Actions



Jereo @ saina TSY miangatra fa ny Amerindiana dia manome resaka paozitiva, hoe "izao no (tsara) atao". Mampiasa SAINA ny Didy 10 Amerindiana eo @ io, ary manoro ny hanao hetsika paozitiva.

Fa ny Judeo-Chretien (sy ny Hindu ary Bodista), dia tonga dia manentsina hoe, "aza manao an'izany". Raha mba mampiasa saina izao zareo, hoe "fa maninona", na koa hoe, "koa inona azany no atao rahefa poritra"?? Dia TSISY toro-lalana sy hetsika paozitiva azo tonga dia raisina avy eo @ Didy 10, fa tonga dia voapetapetaka be fotsiny hoe:

"Aza Manao @ Jeanne"

rhaj0 - 10/10/2017 22:22
ndao indray jerena hoe ohatra ny resaka tontolo iainana. Dia hozy ny Bodista sy ny Amerindiana
A7. Traitez la Terre et tout ce qui y Vit avec Respect
B1. Do not destroy life. 


Ny tontolo iainana (environment) kosa k'lou dia tena TSY takatry ny Judeo-Chretien sy ny Hindu ao @ Didy 10-ny aby ao mihintsy. Nefa anie ny fiainana dia mila jerena holistiquement eee..
Dia rahefa lazaina hoe "vendrana beuh" ho'a ry JC dia hotry ny tena no Irainizeloza 



Ny tontolo iainana izany eto tena TSY takatry ny JC mihintsy hoe, rahefa ampiasaina anie izy io dia mila hay folahina, ary mila mba toroina ny ankizy, na hoe, mila ampitaina ny traikefa ao. Ka dia nafaran'ny Amerindiana ny zanany dia hoe, hajao sy karakarao ihany i Latera io fa aza atao @ izay danin'ny kibo ao fotsiny.

Io foana ilay hoe, rahefa mandeha any an'ala ry Amerindiana, dia miezaka izy ny tsy hitrifatrifana @ n'a pas ka mandravarava ny equilibre misy ao. Satria raha avadika anie ny vato, dia misy bibikely ohatra ao, ary (mety) izay mihintsy ny mampilamina ny eo ee..

Fa ny an-dry JCmoa izany ohatra, dia hoe, "Anjakao ny Tany", ary dia, rahefa mandeha anyu an'ala ry JC, dia fefeny ny ala, ary dia pehany ny boa de raozy eee...



Ny f(ifamp)ifehezana ny fiaraha-monina koa, dia tena tsisy afa-tsy ny Amerindiana no manoro, ary raha ny fahitako azy, dia tena manja:

A10. Travaillez ensemble pour le Bénéfice de toute l'Humanité

Izany no tena hoe, Komionisma orijinaly.

rhaj0 - 11/10/2017 20:23
Ndao indray jerena ny Didy 10 ny @ ikarakarana ny tenabe na ny vatana.

Fa dia tena mba manafatrafatra tsara kosany ny Amerindiana (ny vatana) sy HIndu (hasambarana sy fahafam-po) ary Boudista (ny @ fisotroana sy fisakafoana ary fatoriana, h@ ranomanitra):

A6. Prenez soin de votre Corps et de votre Esprit

H6. Cleanliness
H7. Contentment

B5. Do not become intoxicated.
B6. Eat temperately and not at all in the afternoons. .
B8. Wear no garlands, perfumes or any adornments.
B9. Sleep not in luxurious beds. 



Fa ry Judeo-Chretien kosany dia ... zero manatody raha ny @ ireo resaka ireo. Nefa indray, toa mametraka Didy ny @ sex ihany ry JC sy ry Hindu, izay tsy tena @ heviny hoe "ikarakarana ny vatana", fa toa @ ilay obsession-ny @ interdits raha resaka sex
V6. La pureté observeras, en tes actes soigneusement.
J7. Tu ne commettras pas d’adultère.

H3. Celibacy, non-adultery

rhaj0 - 06/11/2017 21:04
Dia ahoana indray azany ny fijerin'ireto fivavahana/finoana isan'isany ny @ asa sy lahasa.

Didy Folo Amerindiana
A2. Montrez un grand Respect envers votre Prochain
A3. Apportez Aide et Bonté partout où nécessaire
A4. Soyez Sincère et Honnête en tout temps
A5. Faites ce que vous savez être Juste
A8. Assumez la pleine Responsabilité de vos Actions
A9. Consacrez une partie de vos Efforts pour le plus Grand Bien
A10. Travaillez ensemble pour le Bénéfice de toute l'Humanité

Didy Folo Hindu
H1. Truth
H4. No desire to possess or steal
H5. Non-corrupt
H9. Austerity, perseverance, penance

Didy Folo Bodista
B2. Do not take what is not given you.
B4. Tell no lies and deceive no one.
B5. Do not become intoxicated.
B6. Eat temperately and not at all in the afternoons.
B7. Do not watch dancing, nor listen to singing or plays.
B8. Wear no garlands, perfumes or any adornments.
B9. Sleep not in luxurious beds.
B10. Accept no gold or silver.

Didy Folo Vatican
V4. Tes père et mère honoreras, tes supérieurs pareillement.
V7. Le bien d'autrui tu ne prendras, ni retiendras injustement.
V8. La médisance tu banniras et le mensonge également.
V10. Bien d'autrui ne convoiteras pour l'avoir malhonnêtement.

Didy Folo Jiosy
J8. Tu ne voleras pas.
J9. Tu ne feras pas de faux témoignage.



Dia hita be kosany fa tena "manampy" @ fi(s)ainana ny Didy10 amerindiana. Izany no tena hoe mampianatra manoro am-pitiavana, ary mampirisika ny fifanajana @ samy mpiasa, @ samy olbln, mahatsara mampirindra ny fiaraha-moniina

Ny Bodista kosa k'lou mampihomehy ihany, @ ilay "aza mijery mandihy" na "aza manao ranomanitra".

Fa ny ankoatry ny Amerindiana dia ny "aza mangalatra" sy ny "aza mandainga" no tena mba araviraviny. Ny Judeo-Chretin azany moa dia io ihany no tena hainy. TSY distinguer-n'ny JC akoriny koa ny corruption. Io nefa mba tsipihin'ny Hindu sy Bodista tsara koa.




Oct 23, 2017

Fa toy izao Jesosy rehefa m(amp)ivavaka

Notsongoina avy tatsy amin'ny Forum Finoana sy Fivavahana ao @ Serasera


rhaj0 - 23/08/2017 16:09
Ao @ Lioka hono atao fitaratra..

Any @ "lohasaha mangina" ary "mitokatokana irery" hono i Jesosy rahefa mba mivavaka

Lioka 4:42 Raha vao naraina ny andro, dia lasa nankany amin'ny toerana mangingina anankiray izy.
Lioka 5:16 izy kosa nefa amin'izany dia mihataka mankany an'efitra ka mivavaka ao.
Lioka 9:28 ... niakatra tany an-tendrombohitra mba hivavaka.



Dia tany @ Sinagoga koa hono izy rahefa mba mampivavaka

Lioka 4:44 Dia nitory teny tao amin'ny sinagogan'i Galilea manontolo izy.

rhaj0 - 23/08/2017 19:34
Ary ilay vavaka nampianariny?
Dia mbola ao @ Lioka ihany eee..

Hoan'ny Katolika izany dia:

Lioka 11:2 Ary hoy izy taminy: Raha mivavaka hianareo, manaova hoe: Ray ô, hohamasinina anie ny anaranao. Ho tonga anie ny fanjakanao.
3 Omeo anay anio ny hanina ilainay isan'andro.
4 Avelao ny fahotanay, fa izahay koa mamela izay rehetra nanao ratsy taminay. Ary aza avelanao ho resin'ny fitaoman-dratsy izahay.
(..)
9 Ary hoy izaho aminareo: Mangataha, dia homena hianareo; mitadiava, dia hahita; mandondòna, dia hovohana.


Toa izao kosa ny an'ny Protestanta:

Lioka 11:2 Ary hoy Izy taminy: Raha mivavaka hianareo, dia ataovy hoe: Ray ô,hohamasinina anie ny anaranao. Ho tonga anie ny fanjakanao.
3 Omeo anay isan-andro izay hanina sahaza ho anay.
4 Ary mamelà ny helokay; fa izahay koa mamela izay rehetra meloka aminay. Ary aza mitondra anay ho amin'ny fakam-panahy.
(..)
9 Ary hoy Izaho aminareo: Mangataha, dia homena hianareo; mitadiava, dia hahita hianareo; dôndôny, dia hovohana hianareo.



Marihina tsara fa an'ny Katolika dia:
- "hanina ilainay isan'andro", "nanao ratsy", "fitaoman-dratsy".
Ho an'ny Protestanta indray dia:
- "hanina sahaza ho anay", "meloka", "fakam-panahy".


Raha ny fahatakarako an,ireo roa ireo, dia TENA SAMY HAFA BE ilay fantsy ee.. Asa iza no "namilambilana" ny Fampianaran'i Jesosy/Jesoa..

Fa dia raiso izay mampetimety ny baolinanao.

rhaj0 - 24/08/2017 15:49
Raha atao fiki-maty ilay teny malaza hoe, "izay voasoratra (anaty Baiboly) dia voasoratra", dia izao izany:

Rahefa misakafo iny ianao, ka tafakatra ambony latabatra ny whisky (alcool 45degree) sy ny hena matavy (cholesterol) izay may (cancerigene), dia raha arahinao ny vavaka nampianarin'ny Tompofotsiny io, dia izao izany: raha nihinana tokoany moa izany ianao, dia satria TSY nobitsihiny dia nosakanan'i Jesoa na i Jesosy, dia izao izany:

hozy Jesoa @ Katolikatena ILAINAO tokoany ireo alcool/cholesterol/cancerigene ireo fa hano. Nangataka (nivavaka) ianao dia namena.

hozy Jesosy @ Protestantatena SAHAZA ANAO tokoany ireo alcool/cholesterol/cancerigene ireo fa hano. Nangataka (nivavaka) ianao dia namena.


rhaj0 - 24/08/2017 16:09
Io ambony io izany: mitovy ve ny ILAINAO sy ny SAHAZA ANAO?

Raha ny fahatakarako azy, ilay "sahaza anao" dia toatoa ny hoe, "ilainao", fa koa, toatoa ny hoe, "mendrika anao".



Dia mitohy ihany. Dia rehefa ao @ fiaraha-monina ao koa izany ianao, dia rehefa mivavaka iny, dia milaza an'i Jesoa na Jesosy fa mba "mamela" ny mpiara-belona aminao, fa saingy izao no apetrakao mazava, raha tsy hoe dia pli-vava fotsiny no natonao rahefa manao ity vavaka nampianarin'ny Tompo ianao

hozy ny Katolika @ Jesoamamela izay rehetra NANAO RATSY taminay zahay.

hozy ny Protestanta @ Jesosymamela izay rehetra MELOKA taminay zahay.



Dia mitovy koa ve ny NANAO RATSY sy ny MELOKA ?

Raha ny fahatakarako azy, ilay "meloka" dia toatoa ny hoe, "nanao ratsy", fa koa, toatoa ny hoe, "voamarina" fa tena nanao izany izy (coupable amim-pomba ofisialy).


Raha ireo roa ireo izao, tena tsy aleo ve ampazahoana ny sakafo SAHAZA ANAO sy ny mamela ny MELOKA??


Raha ny fahazoako azy, ny dika-teny Protestanta no nataon'i Andrianaivoravelona tany @ 1800s tany, ary ny dika-teny Katolika no maoderina.

Mahavariana ahy hoe, fa dia naninona loatra ilay dika-teny Katolika no lasa toa io:
- izay ILAINAO dia peho, na dia TSY SAHAZA ANAO azany izany
- izay NANAO RATSY dia amelao, na dia TSY MELOKA (amim-pomba ofisialy) azany izy

rhaj0 - 24/08/2017 17:31
Dia f'angaha tsy loza fa dia mbola mitohy ihany..

Rahefa manao ity vavaka nampianarin'ny Tompo ity izany, ka mieritreritra ny tenabe, dia izao no apetrakao mazava, toatoa ny hoe:

hozy ny Katolika @ Jesoatena mangataka (mivavaka) mba tsy voan'ny FITAOMAN-DRATSY ianao izany
hozy ny Protestanta @ Jesosytena mangataka (mivavaka) mba tsy voan'ny FAKAM-PANAHY ianao izany.


Dia mitovy ve ny FITAOMAN-DRATSY sy ny FAKAM-PANAHY??

Ny fahazoako azy, ilay "fakam-panahy" dia ianao ihany no erany, fa ilay "fitaoman-dratsy", dia ianao no erany, fa koa, misy hafa, mety naman-dratsy io, mety i Devoly, no manitikitika anao.

Ohatra hoe, raha tenda-toaka ianao, dia raha "fakam-panahinao" anao irery ao, dia OK hono izany @ Katolika.
Fa raha toa kosa "notaomin'ilay naman-dratsy" hisotro toaka ianao, dia .. lozanao.
RAha tsy hoe. ampianao tsingolo-batita io, dia akapokao ho ny Devoly foana no "mitaona" anao @ ratsy, ka dia i Devoly no nambosibosika ilay namanao.


Fa dia miampy foana ny mahavariana eee... fa dia naninona loatra ilay dika-teny Katolika no lasa toa io:
- ny FITAOMAN-DRATSY nataon'ny hafa no loza, fa raha FAKAM-PANAHINAO irery ao, dia OK.
- izay ILAINAO dia peho, na dia TSY SAHAZA ANAO azany izany.
- izay NANAO RATSY dia amelao, na dia TSY MELOKA (amim-pomba ofisialy) azany izy.

rhaj0 - 30/08/2017 18:20
Dia toatoa ny ahoana hono i Jesosy Jesoa rehefa mivavaka..


hozy ny Katolika, mitantara JesoaMatio 26:39 Ary nony nandroso kely izy, dia nihohoka tamin'ny tany ka nivavaka...

hozy ny Protestanta, mitantara JesosyMatio 26:39 Ary nony nandroso kely izy, dia niankohoka ka nivavaka...


Ny Jesoa Katolika izany nihohoka tamin'ny tany, tarataratro toatoa ny Moslimo.

Fa ny Jesosy Protestanta kosa dia niankohoka fotsiny, tarataratro toatoa ballerine nahavita pirouette.


Sa "mihohoka @ tany" koa no dikan'izany hoe "miankohoka"??


Fa dia io izany ee.. Matio no "vavolombelona", fa dia asa ho'a,
- i Matio ve no nampita hafatra samy hafa ho an'ny Protestanta sy Katolika,
- sa ny Protestanta sy Katolika no "mamilavilana" ny revin'i Jesosy Jesoa eee????

rhaj0 - 31/08/2017 17:00
Ity koa mbola misy variante ny fataon'i Jesoa Jesosy rahefa mba mivavaka Izy


hozy ny Katolika, mitantara JesoaLioka 22:41 Dia nihataka tamin'izy ireo tokony ho tra-toraka izy ka nandohalika, dia nivavaka.
hozy ny Protestanta, mitantara JesosyLioka 22:41 Ary Izy nihataka taminy tokony ho indray mitora-bato, dia nandohalika ka nivavaka.

Mba mitovy indray ny resaky ny "vavolombelona" eto, fa
- niala nihataka t@ ireo namany na mpianany Izy,
- dia nandohalika izany i Jesoa Jesosy rehefa mivavaka.

Fa tena MIHATAKA alavitra @ namany Izy rehefa manao an'io an. Dia asa loatra hoe fa maninona. Raha "mpampianatra" moderna anefa izao, dia ilay "leader par l'exemple" no fatao. Fa izay moa ny taloha, ka dia io iaraha-mihaino ny "vavolombelona" Matio io.


Fa eo ambanimbany, dia vao mainka pire

hozy ny Katolika, mitantara JesoaLioka 22:44 Dia voan'ny fiadiana aina izy, fa vao mainka nivavaka mafimafy kokoa. Ary nanjary toy ny rà ny hatsembohany sady nipotrapotraka tamin'ny tany.
hozy ny Protestanta, mitantara JesosyLioka 22:44 Ary fadiranovana Izy, ka dia nivavaka mafimafy kokoa; ary ny dininy dia tahaka ny ra nipotrapotraka tamin'ny tany.

Tena tsy haiko imaziner-na... Dia hotry ny izaho ho'a no Irainizeloza rahefa hoe, "mikimpy mafy toa constipé" i Kristy sy ny Kristiana rahefa mivavaka. Raha tsy izany ve tsy ho tsembo-doza tahak'io.

Sa... nahazo orgasme ve Izy io nivavaka io, dia lasa tsemboka be io?? Izany hoe, ni-se matsirobe izany Izy tao?? (satria Izy irery no tany an...).
Tsihaitsihay an... satria ao @ Lioka ho'a, dia hozy ny "vavolombelona" hoe, lasa any @ "toerana mangingina", na any an'"efitra", na any "antendrombohitra" mihintsy Izy .. 














Aug 25, 2017

Ny Fitiavana sy ny Fivavahana/Finoana

Notsongoina (dia nohavaozina) avy tatsy amin'ny Forum Finoana sy Fivavahana ao @ Serasera

rhaj0 - 15/08/2017 19:05
Samy manana ny tena mba tiany lazaina ny @ Fitiavana ny Fivavahana/Finoana isan'isany.
Inty nisy famintinana nataon'olo ny @ izany.


BAHAISME: Mon Amour atteindra celui qui m'aime véritablement.

BOUDDHISME: Cultivons un coeur d'Amour envers le monde entier.
(DALAI-LAMA: Love and compassion are necessities, not luxuries. Without them, humanity cannot survive)

CHRISTIANISME: Love your neighbor as yourself, Mark 12:31
(Andrianaivoravelona 12:31: Tiavo ny namanao tahaka ny tenanao.)

CONFUCIANISME: La plus grande des bienveillances est d'aimer tous les êtres.

HINDOUISME: C'est à travers l'Amour que l'on peut le mieux adorer Dieu.
(YOGI BHAJAN: Where there is Love, there is no question.

ISLAM: Nous sommes petits face à l'immensité de Dieu. Ceci inspire l'Amour en nous.

JAINISME: Les jours profitent davantage à ceux qui ont agi avec Amour.

JUDAISME: Tu aimeras les autres comme toi-même.

SIKHISME: Ceux dont le coeur est rempli d'Amour seront inspirés.

SHINTOISME: L'Amour est le reflet de Dieu.

TAOISME: Indestructible est l'Amour pur.

VEDANTA: La connaisssance du soi est l'Amour.

ZOROASTRIANISME: Aimons le Seigneur comme Il nous aime.


Dia @ ireo Atheist indray, dia misy toa ny hoe:

ADAM SAVAGE: Rules do not make us moral. Loving each other makes us moral.

EINSTEIN: When there is Love, there is no imposition.
Peace cannot be kept by force; it can only be achieved by understanding.
Love is a better teacher than duty.

Richard A. Weatherwax: You do not need the bible to justify Love, but no better tool has been invented to justify hate.


rhaj0 - 16/08/2017 23:11
Ka nandeha tany amina Tempoly Hindou ho'a izaho t@ herinandro teo, nanatrika ny fotoam-pivavahany.

1- Niantomboka tamina oommmm ny fotoana. Izany hoe, mifoka rivotra tsara (respiration profonde), dia mamoaka izany miadana sady mi-oommmm daholo ny iray Tempoly... teo @ 5-10 minitra teo. (Samy mipetraka) toa ny manao yoga daholo @ io.

2- Dia nitohy tamina fisainana am-pahanginana (meditation) efa ho 30-40 minitra teo. Mikimpy ary samy manadio ny an'eritreriny ny mpahay azy (mpanao yoga) @ io.

3- Dia narahina hira mifamaly: miventy ny mpitarika, dia mamaly mamerina ny eraky ny Tempoly. @ teny sanskrit moa ny hira, fa ny bokikely teo dia nanome dikan-teny: midera ireo ivavahana isan'isany, ry Ganesha sy ry Vishnu ... teo @ 15-25 minitra teo

4- Dia nisy tori-teny. Ny nataon'ilay mpitarika, dia nosokafany fotsiny ny Boky, dia izay voasokatra teo no noresahiny. Dia ny noresahiny t@ ity dia ny Fitiavana, teo @ 15-25 minitra teo.

5- Dia notohizana tamina hira indray, ary nofaranana t@ fandrehetana ilay encens, ilay tsirakazo manitra ireny, nanodidina ny kisarin-dry Ganesh sy Vishnu ary ny Guru be tao. Dia ny encens avy eo, entina eraky ny Tempoly, dia toa samborin'ny tsirairay ny setroka avy eo, ary anondrahany ny lohany.


Fa ny tiako resahina, dia ny Fitiavana, araky notoriana tao @ Tempoly Hindou io teo.

Ny takatro t@ tori-teny dia:

1- ny fototry ny Fitiavana (Hindou) dia ny Fahalalana.

1a- Mila mahalala ny tenanao aloha ianao, ary dia tokony (tena) mitia ny tenanao ianao, mila (tena) mitia ny tenanao ianao. Raha tsy tia ny tenanao ianao, dia misy fiantraikany (ratsy) @ hitiavanao ny hafa izany.

1b- ny fahalalanao ny hafa indray, dia (afaka) mitondra ho azy @ fandeferana (tolerance) sy firaisam-po (compassion), ka mahatonga anao ho mora mitia ny hafa.

2- ny Fitiavana (Hindou) dia tsy mitady fameriny.
Ny ataonao @ hafa, dia tsy antenainao valiny (amour gratuit, benevole) ary tsy asianao fepetra (amour inconditionnel). Rahefa manome am-pahalalahana ianao, izay ilay am-pitiavana Hindou, dia ho sambatra.


rhaj0 - 25/08/2017 14:39
rhaj01a- Mila mahalala ny tenanao aloha ianao, ary dia tokony (tena) mitia ny tenanao ianao, mila (tena) mitia ny tenanao ianao. Raha tsy tia ny tenanao ianao, dia misy fiantraikany (ratsy) @ hitiavanao ny hafa izany.

Ka ny Fitiavana izany dia miainga @ "(Fahalalana sy Fitiavana) ny Tena". Raha mbola tsy milamina ianao sy ny tenanao, dia hisy fiantraikany (ary mety ratsy) foana izany @ fifandraisana sy fitiavanao ny hafa.

Dia eo no tonga @ ilay YOGA. Ny Yoga, raha ny fahazoako azy taloha, dia ilay mahay mamolapola-tena sady tena mahay manatony (calme) ny tenany. Fa toa izao no nohazavaina tamiko..


Ilay "filaminan'ny tenanao sy ianao" dia 1-ara-batana, 2-ara-fiaina, 3-ara-tsaina sy ara-po, ary ... 4-ara-panahy (méditation). Rakofan'ny Yoga daholo ireo. Ilay 4-méditation no tanjona farany, fa mandalo @ fanafolahana ny 1-vatana, 2-fiaina, 3-saina ary fo ilay izy, izay vao lafatra ny fahatongavana @ 4-ara-panahy (méditation).


1- mila milamina (confortable sy à l'aise) @ tenanao ianao, @ fipetraka isan-karazany (dans toutes positions). Io izany na mipetraka mifolapoaka mahazatra iny, na mitsangana, na akoriny aza, raha manao poirier (mipetraka @ loha). Ka dia eo izany dia toa ny manao zym (étirement+musculation) no ifampitaizana.

Ny voalohany izany dia fitaizam-batana. Eritrereto hoe, rahefa manao poirier ianao, dia miasa ny hozatra isan-karazany HAFA noho ny hozatra @ fahazaranao mitsangana. Mekanika ny vatantsika, ary nefa, raha tsotsorina, dia ohatra hoe, toa ny manindry havia foana isika. Izany no mahasimba haingana ny ilany haviantsiaka.

Fa rehefa voataiza ho milamina (confortable) io ny vatana,
- dia ho moramora kokoa ny manao méditation @ fipetraka isan-karazany: izay ny tanjona farany.
- ary afaka ny maha-araka (controle) ny vatanao ianao, @ fipetraka isan-karazany: mahalala ny vatanao ianao, ary afaka ny hitia ny vatanao (sy ny tenanao): izay koa ny tanjona lehibe farany.


Ho tohizana aoriana kely... Fa averiko kely fotsiny, fa ny an'ny Hindou eto izany, dia io "fitaizam-batana" io, izay dingana iray @ Yoga, dia
- raiki-tapisaka (incorporé - embedded) @ fitadiavanao Fitiavana... sy hasoavana sy hasambarana (bien-être),
- ary indrindrindra koa, raiki-tapisaka @ Finoana. Kifombafomba miaraka @ fivavahany sy finoany ilay izy.

rhaj0 - 20/08/2017 21:56
Tohizako kely indray ny an'ny Hindou.

Misy hetsika mirindra ataon-drizareo iarahabana ny Masoandro hono. Toa ireny "kata" ireny. Dia miantomboka @ miaina tsara sy lalina, dia mitohy @ fitaizana vatana toa ny mihenjana (etirement) sy miforitra sns.. Azo atao kisarisary hoe, toa manipy tanana any an-danitra, dia miankohoka indray koa ilay izy.

Nisy psy any @ sekoly iray izay teo niresaka tamiko. Dia hoz'izy hoe, ny mpianany izay stressé na angoissé ireny hono, dia ampirisihany hanao io toa "kata hindou" io, fa sady mitaiza ny vatany io no mampilamina ny sainy.


Dia izay mihintsy no fahitako azy. Ny an-drizareo Hindou, dia toa araikitra (incorporé) @ Finoany ny fitaizam-batana sy saina. Eto izany, dia ... sarotsarotra ihany ny hilaza @ Ankizy hoe, mandehana manao zym kely sy miaina tsara sy mandamin-tsaina rehefa isa-maraina, fa tonga dia tsotsorina fotsiny hoe, "mandehana mivavaka @ Masoandro".


Ary io no maha-samy hafa azy @ Kristiana. Ny Kristiana aloha dia tena zéro mihintsy @ fitaizana vatana/fiaina sy ny mampilamin-tsaina (meditation). Ny Judéo-chrétien dia.. ity mikimpy mafy toa constipé ity, dia ny mandohalika fotsiny sy mimenomenona (lamentation) lavarenibe no hany mba ataony. Ny Jiosy azany moa manakapokapoka loha @ ilay mur des lamentations-ny ao.
Raha ohatra hoe samy marary ao izany ohatra, dia izany ve dia hanampy hahasitrana?




Jun 20, 2017

If You Can't Convince ...


rhaj0 -

  If you can't CONVINCE them, play DOGMATIC
  If being dogmatic doesn't work, CONFUSE them
  If you can't confuse them, SCARE them
               If you can't scare them ... SMACK them

IF YOU CAN'T CONVINCE THEM, PLAY DOGMATIC
Rehefa tsy resinao lahatra izy dia avoahy ny Dogme-be.
Io dia taktikan'ireo mpitondra (na mpitondra fiaraha-monina na fivavahana ...) ary mihatra koa eo @ adi-hevitra tsotsotra. Arangaranga eo i Dieu Le Pere, na i L'Ex-Pere l'expert na Leader sy ny Boky na B-Mena ary koa ny "Grands Travaux" de l'ex-pere ...
Raha sendra ity ianao @ fiainana na fotsiny @ adi-hevitra tsotra kely dia aza atao mampihetsi-bolomaso fa avereno amina "niveau" azo hifanakalozana ny resaka ary tazomy ho "concret" sy "terre-a-terre" mba hitohizan'ny adi-hevitra

IF BEING DOGMATIC DOESN'T WORK, CONFUSE THEM
Rehefa tsy mandaitra ny Dogme-be, dia ataovy mifamaofao ny resaka.
Eto 'le asaritany sy asarotiny ny resaka. Ny paikabe @io dia hoe ho resy ny sainao satria aseho "danz be" 'le resaka ary dia ho tsotra ny mampalefaka ny "stress" @ hoe: "Lehibe Atra", na hoe "hendry ho'a ny Razana" na hoe "Mahery Radidy" fa dia mahatokisa ... Na koa mody hoe "samia-mamisavisa" sady manantena ihany hoe reraky ny "confusion" ny andaniny ary raisi-potsiny.
Raha sendra ity ianao @ fiainana na fotsiny @ adi-hevitra tsotra kely dia aza atao mampihetsi-bolomaso fa avereno amina "niveau" azo hifanakalozana ny resaka ary tazomy ho "concret" sy "terre-a-terre" mba hitohizan'ny adi-hevitra

IF YOU CAN'T CONFUSE THEM, SCARE THEM
Rehefa tsy mahomby ny resaka-mifamaofao, ampitahory izy.
Eto no arangarangany ny "artillerie" isan-karazany: afobe, tsiny tody, "lalAna", hoe ho arian'ny fiaraha-monina na fiangonana na hotr'izany ... @ resaka-adi-hevitra moa dia eto 'le manomboka "ianao sy ny tenanao lehibe" no aviravira anaty resaka fa tsy ny "hevitrao" fotsiny intsony.
Raha sendra ity ianao @ fiainana na fotsiny @ adi-hevitra tsotra kely dia aza atao mampihetsi-bolomaso fa avereno amina "niveau" azo hifanakalozana ny resaka ary tazomy ho "concret" sy "terre-a-terre" mba hitohizan'ny adi-hevitra

IF YOU CAN'T SCARE THEM... SMACK THEM
Rehefa tsisy vokany ny fampitahorana, dia peho faty any izy fa mandany jiro.
Eto izany dia herisetra, na am-bava na an-tsandry, no mihatra avy hatrany. Efa tsy mihaino "resaka" intsony izy, ary efa mihoa-pefy, manitsaka ny lalànan'ny fiaraha-miaina fototra.
Raha sendra ity ianao @ fiainana na fotsiny @ adi-hevitra tsotra kely dia ... ialao pas fa alika mivaha

May 5, 2017

Bokin'ny Genesisy

Notsongoina (dia nohavaozina) avy tatsy amin'ny Forum Finoana sy Fivavahana ao @ Serasera

endriny - 05/05/2017 17:53
Jenezy na Genesisy Toko I: Vakio tsara

1Tamin'ny voalohany Andriamanitra nahary ny lanitra sy ny tany. 2Tsy nisy endrika sady foana ny tany; ny aizina nanarona ny hantsana ary ny fanahin'Andriamanitra nisonenika tambonin'ny rano. 3Hoy Andriamanitra: Misia ny mazava. Dia nisy ny mazava. 4Ary hitan'Andriamanitra fa tsara ny mazava. Nosarahin'Andriamanitra ny mazava sy ny aizina. 5Ka ny mazava nataony hoe andro. Ary maizina kosa alina. Dia nisy hariva, ary nisy maraina. Izay no andro voalohany.
(...)

rhaj0 - 08/05/2017 16:59
... nilamina dia nisesy tsara io ny fandehany (ao @ Genesisy). Io manjabe sy mazavabe io ny preparation an'ny "mpampianatra mahay"...

1- nahary ny lanitra sy ny tany
2- maizina (hantsana + rano)
3- misia mazava
4- nosarahina mazava sy maizina
5- andro-hariva-alina-maraina == andro voalohany.

io ho'a tsy mila alefa mihoatra ny andininy faha-2 akoriny ... tsy hita mazavabe ve fa "earth-centric" na hoe "géocentique" ilay BAiboly eee...
(..)
Ary dia io hita @ andininy manaraka rehetra ao io, fa miainga avy ety @ planeta Latera ny tohin'ny tantara, dia ny niforonan'izao tontolo izao hono eee...

- ary dia "nataon'Atra" aloha ny "habakabaka" sy "ny rano ambonin'ny habakabaka" izay eto ambony Latera io (GEN 1:7)

- izay vao "nataon'Atra" koa ireo zavatra eny @ "habakabaka", dia ny Masoandro, ilay "lehibebe kokoa hitarika ny andro", sy ny Volana, ilay "kelikely kokoa hitarika ny alina", ary "nanao ny kintana koa" i Atra eo @ io GEN 1:16 io... Izay natao avy taty ambony Latera ihany koa io.
(..)
ka izay no takatry ny hoza-dohan'izay teo. Dia ny tohiny rehetra dia ilay nampino hoe, ny Latera koa no afovoan'ny tontolo manontolo. Efa ho an'arivo-taonany vao vaky vava fa resa-kehy kay izay.


Dia io "centric" io koa miitatra @ ilay "ego-centrism" giravin'ny mpino ee... Hoe izy tenabeny (ego) io dia centre du monde. Aiza no hoe, izy "olona kely sy bitika" mpino ao hono no "misonenika" @ izay hisonenehany ao, dia i Jesosy hono eo anilany ao foana.

Nataok'ty i Jesosy mbola aty @ Pole Nord???

rhaj0 - 16/05/2017 21:12
FA io koa moa, araka ny efa lazain'i Endriny eto foana, dia TSISY VAVOLOMBELONA, fa dia miampitapita teny fotsiny ny resaka.

Dia tena mba mahavariana anefa, fa dia mbola izany foana no atao fiki-maty eo, satria hono efa nahabotrabotra ny sain'ny taloha, koa maninona no tsy tohizana... ny taona (2017) anefa efa mandroso ihany.


Fa raha mampanontanitany kely an'Ineny Gogola, dia hoz'izy hoe, i MOSESY no nanoratra io Genesisy io.


Dia hoe, ka tena nobitsihin'Andrmntra tao an-tsofin'i Mosesy tao va re ny resaka? Teny an-tendrombohitra anefa toa tena efa fahagagana be mihintsy, satria dia TSY mateti-pitranga, ilay fiersahan'i Andmntra @ Mosesy, na izay olona eo, ka nanakapohany t@ vato ny hafatrany hono...

Fa raha atao hoe, nobitsibitsihan'Andtrmna tao izany i Mosesy, dia io izany ilery nanao sekretera tsisy masinina io, hany ka
- misimisy ihany ny diso na tsy mitombona,
- na hoe dia sampona, na bangabanga, ny lojika (tsisy loham-bodiny, na tsisy vodin-dohany)
- na ny firafitra na filamin'ny toko aman'andininy, na ny fehezanteny ao, na ny teny ampiasaina, ary indrindra moa ny votoatiny
hany ka dia io mila lamentation be io izay vao azo, raha ho azo, fa hoe (tsy) metafaoro na parabaolina ity resaka, ets...


Fa ny hitako resahin'ny mpandinika sasany, dia hoe,

1- ndao ekena hoe, tena nobitsibitsihin'i Andmrntra tao an-tsofin'i Mosesy tao tokoany anie ireo tantara lavabe ao @ Genesisy ireo ohatra

2- fa ndao ekena koa fa, na i Mosesy no lalodalovana, na ny nandraisan'i Mosesy an'ilay "bitsik'Andmntra" dia araka ny fahatakaran'ny hoza-dohany tao, izany hoe, araka ny fahalalany (niveau de coonnaissance) sy kolotorany tao.

Izany hoe, teo no niantomboka izany ny telefaonina arabo eee... Ary i Mosesy mihintsy no voalohany namalan-kira.


izany no iafarana @ ilay hoe:
- tena TSY mila rasarasaina na hohalalinina akoriny ny Genesisy,
- fa tonga dia hoe, "minoa fotsiny" fa noforonin'Andmntra izao rehetra izao.
- Ny comment sy pourquoi, dia TSY mila apetraka akoriny ny fanontaniana, fa "minoa fotsiny".



Fa ny mampanontani-tena kely izao dia hoe, fa maninona koa azany no navelan'izao Andrmntra hivaralila toa izao ny resaka, fa in-1 mandeha izay Izy hono no ni-kôzy, dia iny Izy no lasa tsy niverina intsony. Dia h@ izao ny Kristiana rehetra dia mbola mivaralila mihosona anaty resaka sampona ao io.

Mar 6, 2017

Ny Sakafo

Notsongoina avy tatsy amin'ny Mba Diniho Kely (MDK)

Haja Razafitrimo Mahaliana tokoany ny famelabelaran'i Lanto, satria mandrisika
- fampieritreretana sy fanadihadiana lalina kokoa, ka mampandinika ny "honohono" (fa tsy tonga dia manaiky manara-drenirano)
- mampijery ny lafiny siantifika, ny fanazavana na koa ny fampiha
rana, eo @ fiainana andavanandro.

Fa tiako marihina kely, dia rahefa mamadibadika sy mandalindalina ny toa izao, dia mila sarahina ny "Siansa" sy ny "Indostria". Ireto ohatra maromaro (lavabe-gazetibe) hampazava ny tiako ho lazaina.

Baomba atomika
- hoy ny Siansa: iny atoma-na Urianium iny, dia mety ho lasa @ "fission", ka mamoaka angovo mahery be.
- hoy ny Injeniera: koa raha izany, afaka ataoko anaty vata vy izany io, dia apoaka toa ny baomba.
- hoy ny politisiana: ampiasaintsika handresena ny fahavalo.
- hoy ny miaramila: eo andarohako azy.
Ka eto izany, tsy ny Siansa mihintsy no nilaza hoe, ndao darohina Hiroshima. Entre-pa fa io izao no namparary mafy ny eritreritr'i Einstein, fa tsy mba nijoro dia nanohitra ny baomba izy.

Dia inona ny ifandraisan'ny resaka sakafo @ izany hoy ianao? Inty azany ohatra isan-karazany...

Hot-dog
- hoy ny mpandraharaha: tia hot-dog ny vahoaka, fa ndao hamokatra aman-taoniny.
- hoy ny injeniera: eo fa anaovako fitotoan-kena géant ianao. Fanefa, tena mety ho latsaka ao indray anefa ny voalavo.
- hoy ny siansa: raha latsaky ny 0.01% ny taha-na "fandoto", dia azo lazaina fa mbola madio ny "siny".
- hoy ny mpanjifa: ity ve ilay "hanina sahaza ho anay eee"???

Omby mifaha
- hoy ny mpandraharaha (sasany): azahoako mamokatra omby aman-taoniny, dia nafatratro tanaty hangar zareo, nefa moa, sady mangery no misakafo izy ao, ary dia voan'ny "maladie de la vache folle', izay avy @ staphylocoque-n'ny tainy tao ihany.
- hoy ny siansa: ny staphylocoque dia matin'ny Ammonia.
- hoy ny injeniera: eo fa anaovako douche géante ianao, dia mandro @ ammonia ny omby alohan'ny hamarotana azy. 
- fanamarihana: ny ammonia koa no ampiasaina hanadiovana gabine, ary toxique ilay izy.
- hoy ny mpanjifa: ity ve ilay "hanina sahaza ho anay eee"???

Dia miitatra ihany @ resaka akoho na trondro:
- hoy ny Siansa: ny protein dia mahabotrabotra; ary io dia mety azo avy @ biby (proteine animale) na zava-maniry. Ny antibiotique dia mamono bakteria.
- hoy ny mpandraharaha (sasany): ndao hafahy ny akoho, na koa ny trondro, ary amena proteina sy antibiotique hanafainganana ny fitombony.
- hoy ny mpanjifa: ity ve ilay "hanina sahaza ho anay eee"???

- hoy ny siansa: ny monosodium glutamate dia masirasira tian'ny tenda-kanina; dia ny sulfites koa, sady preservative no masirasira @ tendabe.
- hoy ny mpandraharaha: tia lasopy sy charcuterie ny vahoaka, fa afaka amarotana aman-taoniny
- hoy ny injeniera (simista): eo fa anamboarako vetsin sy sulfites ianao.
- nefa indray hoy ny siansa ato aoriana: ny MSG dia.. a toxic substance.. can cause diabetes, adrenal gland malfunction, seizures, high blood pressure, excessive weight gain, stroke and other health problems; Sulfites can trigger severe asthmatic symptoms... can be fatal.
- dia hoy ianao mpanjifa: dia ahoana izany io raha alohan'ny hihinanana azy, dia mety ihany ve raha asiana hoe, "tahio ny sakafonay"???


Mety tsy hino ianao, fa avadibadiho azany i Raneny Gogola, dia zahavo ao hoe, ahoana ohatra io "vache folle" io, na ny MSG, na koa ny "fiompiana" trondro Basa ohatra ataon'ny Vietnamiana sy Sinoa, na koa ny "omby" ataon-dry Amerikana... 

Nefa kosa, tsy hoe dia toa io daholo anefa ny sakafo misy eraky ny tsena eny. Averiko ihany fa TSY toa izany daholo, fa arakaraka io. Nororitiko @ extreme ilany ny resaka sakafon'i Lanto. 

Ny tiako ahatongavana, dia ny tsirairay amintsika, dia
- (mila) mahatakatra hoe ahoana ny zava-misy, 
- (mila) manitatra sy manadihady hoe, ahoana tsara ny ao ambadiky ny rideau ao, 
- alohan'ny mandray fepetra sy misafidy,
- fa tsy tonga dia mandray amam-bolony ny "honohono", na koa ny dokam-barotry ny Indostria (izay mampiasa ny siansa @ tombotsoabe manokana)...


Izaho manokana dia tena torovana @ resaka sakafo. Fa ny fanapaha-kevitray, zaraina aminao eto, dia
- miezaka mifady conserves, charcuterie, tsy mihinana @ ireny McDo ireny, fa ireny no fahanan'ilay indostriabe "henabe".
- raha tsisy safidy, dia tsy hohanina matetika, ary tsy hohanina betsaka, ireny trondro na akoho, na charcuterie na conserves indostrialy be ireny.


Ho anareo any Dago: dia sambatra anie ianareo fa tena mbola madio ny sakafo any eee.. aza ankasarotina @ vokatra indostrialibe toa ny aty @ tany (milaza-tena fa) mandroso.
Manage
Haja Razafitrimo Miresaka OGM i Lanto io ambony io. Ny fahazoako ny (isan'ny) ataon'i Monsanto, izay kompania andrarezina @ io resaka io, dia..
- namboatra fanafody (simika) izy, mamono ny bibikely sy ahi-dratsy (pesticide/herbicide)
- namboariny kely ny gene-n'ny voan
-javatra hahatanty io fanafody io (miampy fikafika hafa koa mampatsara na manafaingana ny famokarana).

Ka eo izany, entre-pa, ny Siansa milaza fa afaka manao an'izao sy izao, fa ny Indostria (Monsanto) no nampihatra. (hotry ny averimberiko io, fa tsy izany manko fa saro-piaro @ Siansa aho).

Dia inona anefa no (tsy) olana @ OGM?
+ ny greffe sns anie efa "manipulation" ihany, fa eto izany, itsabahana any @ microscopique ny kirakira.
- ny vokany ambadika (effets secondaires) anie mbola TSY voaporofo, satria fotoana lavalava vao (mety) ho hita izany
+ ny fahombiazana @ famokarana mampiasa voan-javatra OGM anie.. koa na i Vatican azany mba manohana, satria dia ny fahantrana sy ny hanoanana ef an-tenda
- kanefa na ny voa natioraly toa lasa potehin'ity voa vaovao ity (lasa tsy miteraka). TSy lazaina ny tsindry aloka ataon-dry Monsanto, manery ny mpamboly tsy hampiasa afa-tsy ny voan-javatra OGM-ny, na koa ny voka-dratsin'ny voan-javatra Monsanto, izay efa malaza any Amerika atsimo (fa toa nampanginina)
+/- ... afaka manampy petra-kevitra +/- eto koa i Lanto..

Raha izaho manokana, rahefa nahare ny @ io Monsanto io (tsikarohy @ gogola ange ee) dia tena valaka tanteraka ho'a; ka dia...
+ "hatoky zao-dahy mahay manefy" ve, satria raha ara-siansa, dia toa tsy mahita olana @ OGM zareo
- sa ho mailo, dia aleo aloha tsy hiditra @ izany, ngo dia "pataloha tery" io, ka poritra ao ihany farany ny ain-dehibe, satria io iaraha-mahalala fa ilay Indostria dia tena toa fangolika giravy...


Dia averiko ihany ny tiako ahatongavana, fa ny tsirairay amintsika, dia tokony
- (mila) mahatakatra hoe ahoana ny zava-misy, 
- (mila) manitatra sy manadihady hoe, ahoana tsara ny ao ambadiky ny rideau ao, 
- alohan'ny mandray fepetra sy misafidy,
- fa tsy tonga dia mandray amam-bolony ny "honohono", na koa ny dokam-barotry ny Indostria (izay mampiasa ny Siansa @ tombotsoabe manokana)...
.
Manage
Haja Razafitrimo Saika hanitsy kely ny @ MSG sy Sulfites aho. Ary miala tsiny fa tsy nanao devoara. Atsy @ Food and Drug Administration (https://www.fda.gov/), na koa SAnte Canada (http://www.hc-sc.gc.ca/), dia raha ny @ MSG sy ny Sulfites, dia eken'ireo siantista fa azo hohanina (Generally Recognized as Safe), izany hoe, @ ankamaroan'ny olona, dia azo hohanina tsara ny MSG sy Sulfites. Nefa kosa, tahaka ny sakafo rehetra, dia misy koa olona allergique @ ireo.

Dia mamerina fialan-tsiny raha nizara resaka diso. Nefa koa, dia fianarana ho antsika rehetra io, alohan'ny hitenitenenana, dia jerena ihany aloha ahoana hoy ny Siansa; raha ny @ sakafo izany dia io FDA na SC ireo no "zaodahy mahay manefy".. ambara-piovany hevitra indray rahefa mandroso ny asa-pikarohana.
Manage
Haja Razafitrimo Ny malaza indray izao tato ho ato, dia ny SIRAMAMY. Misy (siantista) milaza fa ny siramamy anie ka toa ny sigara:
1- misy vokany manapoizina ny tena ny fihinanana azy (izaho izao raha vao misotro Coca dia lasa be taimaso). Fa hatrany @ saina koa no asi
any.
2- mahavoan'ny addiction ny fihinanana azy (izaho izao tena tsy maintsy mihinana mofomamy isan-kariva)

Fa izany hoe, ny Indostria manodidina ny siramamy dia tsy hanaiky korontanina @ izany "fikarohana" izany. Ary eo indrindra no mampieritreritra, satria misy foana "fikarohana" koa milaza fa tsy maninona ny siramamy.

Dia eo izany no mila mandinika ny tsirairay hoe, IZA no nanao ny fikarohana.. Efa hita ohatra t@ Indostrian'ny Sigara, fa zareo ihany no mamatsy vola hikarohana ny @ sigara, ary dia .. "voafantina" ny voka-pikarohana mivoaka, na nafenina ny voka-dratsy, na izay tsara ho azy ihany no navoakany.
Manage
Haja Razafitrimo Azonao vakiana ity lahatsoratra ity
http://fortune.com/2015/09/23/gmo-monsanto-chipotle-germany/
(hitako vokatry ny karoka gogola: GMO not food)


Ka ilay teknika izany dia efa anamboarana fanafody, na hormone na insuline, na enzyme na vitamine koa.. Ary efa ataon'ny Siansa io izao isika miteny izao, ary efa ahitam-boka-tsoa.

Dia io ho'a, dia tena mila "matoky zao-dahy mahay manefy" izaho sy ianao raha toa ka tsisy ny vaha-olana hafa (alternative)
Manage
Haja Razafitrimo Raha tia handalina i Andrianaivo, dia anaovy tsikaroka kely eny @ google sy youtube.. Inty ohatra momba ny "GMO technicality".. dia itaro avy eo ny tsikaroka.
https://www.youtube.com/watch?v=S36aE9_m_Xo

Manage
Haja Razafitrimo Elaela izay, dia be no nihorakoraka, fa kay hono asian-dry McDo, ohatra, "azodicarbonamide" ny sakafo. Dia hoe, toa plastique ampiasaina hita ao tapis-na yoga ireny koa hono ity kemikaly ity, ary tena azo hohanina koa hono, toa ny sira (NaCl) izay ampiasaina amin-javatra hafa isan-karazany koa. Ary hoy ny Food and Drug Administration (amerikana) hoe, azo hohanina tsara tokoany io azodicarbonamide io.

Fa raha izaho manokana aloha, dia manontani-tena ihany hoe, tena mila mihinana ity "azodicarbonamide" azany ve aho?

Misy namako izay miasa @ Indostrian'ny sakafo, Dia hoy izy, raha mena dorehitra tsara ilay fraise (@ confiture ohatra), na fotsy botsika ny gateau, dia ... kOpy ianao fa nasian-drizalahy kemikaly io. 

Satria tokoany mantsy, isika mpanjifa ihany anie no toa mitaky paoma tsy mora lO ohatra, na voatabia boribory tsara, na akondro maventiventy. Soa ihany fa (matetika) dia efa arahin'ny FDA na koa ny Eoropeana maso ihany aloha io.