Menu

Aug 28, 2015

Bien sûr qu'on peut se moquer des religions

Notsongoina avy tatsy amin'ny Forum Fivavahana, Finoana ao @ Serasera

rhaj0 - 28/08/2015 17:09
Izany no position ofisialin'ny ao @ provansin'i Kebek, Kanada.

Nampian'ilay PM hoe (jereo eto):
"La liberté d'expression consiste à pouvoir dire des choses multiples, y compris les choses les plus étranges et même parfois révoltantes, tant qu'on ne franchit pas une ligne que la société doit marquer... La liberté d'expression comprend le droit de dire des niaiseries, qu'on doit par la suite critiquer et dénoncer (...) Mais où est la ligne ? Il n'y a pas de liberté dans la société sans ligne. Est-ce que l'appel à la violence, par contre, doit être toléré ? Voilà la question qu'on pose."


hi hi hi... ny fahazoako azy...
La liberté d'expression comprend le droit de dire des niaiseries ---> religion = niaiseries
qu'on doit par la suite critiquer et dénoncer


Mino aho fa ny any Eoropa any koa, dia efa "normal" izany... taloha sy taorian'ireny Charlie ireny...

rhaj0 - 29/08/2015 12:31
Hoe inona ilay "ligne" tsy tokony hodinganina tokony faritan'ny sosaity..

Ary raha mitori-teny ry Apostoly Tsaratsara, ka hoe (taterin'i Ndimby-Tribune) "asan'i Jesoa' ny nahatonga "may ny doany", dia "liberte d'expression" ve izany ??
« Raha ny santionan’ny asan’i Jesoa hita niaraka taminy dia : May ny doany (Andriamisara) tao Mahajanga sy tao @renirano Sambirano koa : Nisy afo avy any an-danitra tonga dia nandoro ireo toerana fanompoana »


Fa kosa aloha, raha ohatra izao ny ataon'ny Apokalipsy .. "manimba ny ladoany" (@ anaran'i Jesoa), dia nandingana ny "ligne" izy, ka dia direction Fitsarana (-mbahoaka)
http://inovaovao.com/spip.php?article8566
"Tratran’ireo Tangalamena, any amin’iny Distrikan’Amparafaravola, ao amin’ny Kaominina Anorohoro teo am-pikasana handrava ny Ladoany, izay toeram-panompoana amin’ny fomban-drazana ny mpitondra fivavahanana ao amin’ny Apokalypsy, ka niharan’ny fitsaram-baohoaka."

rhaj0 - 31/08/2015 11:03

Strong3tsy mbola nisy lalana teto nilaza hoe dory izay tsy mitovy firehena aminao

Ny an'ny Kristiana (sasany) anie, ny lalAna ao anaty Baiboly dia ambony noho ny lalAna velona eee... Ary @ maha-mpino azy, dia hahita foana izy, "interpretation"-ny (an'azy manokana irery ao) an'io Baiboly io, manamarina ny ... "saim-pantany".

Diniho tsara (ny tenanao) fa ianao koa manao toa izay ... indraidray.

rhaj0 - 04/09/2015 11:21
Efa noresahiko tatsy tokoa azany fa dia io averiko io indray izany eeee...

rhaj0dia lazaiko anao fa ny ahy izao ny ni-click ahy t@ izaho mbola kely, tany @ T3 tany, na T2 akoriny azany, dia nahita ny boky series-na "Contes et Legendes" an'ny firenena isan'isany aho... tadidiko tsara ny fonon'ireo boky, miloko beige, dia misy sari-na amerindiana, indiana, sinoa, afrikana ets...

Dia ny ni-click tato an-tsaiko rahefa namaky ireo aho, dia hoe, ka tsy "Contes et Legendes" koa ve io Baiboly io e ??

Andraso hiezaka mafy aho hitady ireo boky ireo ao @ google, dia ho ampitaiko eto.. sao mba mi-click aminao koa

rhaj0wow.. tena hitako ireo series-na Contes et Legendes-n'ny fahazazako. Ohatra ity
http://www.priceminister.com/offer/buy/78768512/bajdaev-a-contes-et-legendes-de-bulgarie-contes-et-legendes-de-bulgarie-livre.html

heeee... fahiny hany izany
http://smileys.smilchat.net/smiley/hello/happy/tresheureux.gifhttp://smileys.smilchat.net/smiley/hello/happy/treshappy.gifhttp://smileys.smilchat.net/smiley/hello/happy/0happycoeur.gifhttp://smileys.smilchat.net/smiley/hello/happy/tres-heureux.gifhttp://smileys.smilchat.net/smiley/hello/happy/youpi.gifhttp://smileys.smilchat.net/smiley/hello/happy/wiggle.gif

No comments:

Post a Comment