Notsongoina avy tatsy amin'ny Forum Fivavahana, Finoana ao @ Serasera
rhaj0 - 16/10/2015 17:52 |
Ka tokana ve IZY io? TSIA, satria dia tena samy hafa ny dikany sy concept isaka ny firenena. ka ahoana, ny an'ny Kristiana ihany ve ohatra no "tena izy"? na hoe, ny an'ny hafa dia zanaky ny God-Kristiana ? Marihiko kely avy hatrany fa ny God-Kristiana dia ilay God an'ny Canaan hono, dia i Elohim, fa raha ny fazahoako azy, ny teny hoe God dia an'ny Anglisy, Dieu an'ny frantsay ary Andrmntra ny an'i .. Andrianaivoravelona. Ka eto izany ny lisitra, manome santiona-na God-Creator, fa dia samia mamisavisa...https://en.wikipedia.org/wiki/Creator_deity - afrikana: Mbombo of Bakuba mythology, who vomited out the world upon feeling a stomach ache - amerindiana: Nanabozho (Great Rabbit), Ojibway deity, a shape-shifter and a cocreator of the world - ny tao @ moyen-orient: El or the Elohim of Canaanite religion - ny an'ny Japoney: Izanagi and Izanami-no-Mikoto in Japanese mythology, who churned the ocean with a spear, creating the islands of Japan - ny any Oceanie: Ranginuit, the Sky Father, and Papatuanuku, the Earth Mother in M?ori mythology Ary farany sady "tena izy", dia ny an'ny Malagasy; inty misy boky mba jerijereo https://books.google.ca/ Amin'ny angano, dia lahy Andriamanitra (ilay Andriana manitra) ary vavy Andriananahary (ilay Andriana mpahary)... Ary ny fianakaviany dia :Ratomaramanana, Ratomarofefy, Ratomarajibo, Rabodisienjanina, Rakenonkenona... |
rhaj0 - 19/10/2015 12:25 |
Fomba fijerin'ny mpanaraka an'i Elohim izany. Ary "mino aho fa hilaza izany koa ny mpanaraka an'iMbombo, Nanabozho sy Izanagi ary Ranginuit. Mampome anie ry Strong3 fa toa hotrhotry ny manery an'i Mbombo, Nanabozho sy Izanagi aryRanginuit mba hivavaka @ Elohim ee... Ka dia ataovy masaka tsara ny tantara ao @ imagination-nao ao azany eee... asaivo miankohoka @ Elohim dia manao grand ecart dia tsigolo-batita ao ryMbombo, Nanabozho sy Izanagi ary Ranginuit.. Fa mampahonena mihintsy anie ilay nisavihan'i Andrianaivoravelona ny Andriamanitry ny Ntaolo eee... Aoka hazava fa ... Amin'ny angano, dia lahy Andriamanitra (ilay Andriana manitra) ary vavy Andriananahary (ilay Andriana mpahary) https://books.google.ca/ Tena tsy azoko hoe, fa naninona kosany no tsy mba notazomin'i Andrianaivoravelona, nony nandika ny Baiboly avy @ teny anglisy izy, mba hoe i Gaody na hoe Ragaody ilay IZY, fa tsy mandeha misavika ny an'ny tompo-tany, dia manafangaro resaka. Ny gasy nefa izao rahefa nandray ny an'ny Moslimo (sa Jiosy), dia manaja ny droit d'auteur, dia nogasiana ilay anarana.. http://fr.wikipedia.org/wiki/%C3%89tienne_de_Flacourt nogasiana io daholo ny Rahisa (ISA no Jesus @ Arabo), Ramariama (Myriam no Marie), Ragiborail(Gabriel), etsetra... |
rhaj0 - 07/11/2015 14:21 |
Eny tokoany moa... t@ andron'ny dinaozaoro angaha moa efa nisy Andrmntra?? hum.... Mety efa nisy tokoany an... Fa tsy Atry ny Kanaan fa Atry ny Dinaozoro Afaka imaginer-na tokoany anie izany hoe, namorona, na ndao atao azany hoe, nanana ny Andrmntra-ny koa ny Dinaozoro ee... fa tena "mpanota" be ireto Dinaozoro, fa nanomboka samy mihinana izy samy izy, ka dia tezitra i Andrmntry ny Dinaozoro, ary dia nazerany teto an-tany ny asiteroida, fa dia ringana daholo ny Dinaozoro... |