Notsongoina avy tatsy amin'ny Forum Fivavahana, Finoana ao @ Serasera
rhaj0 - 05/10/2015 13:58 |
rhaj0 - 05/10/2015 14:37 |
tsy "tena marina" izany ry gasy1zay, fa ny Siantista, rehefa TSY takan'ny fahalalany sy ati-dohany dia tsoriny hoe "tsy takan'ny fahalalany sy ny ati-dohany". Ny "mpino" no rehefa "tsy takan'ny fahalalany sy ny ati-dohany" dia akapony hoe, Andrmntra (imaginaire) no valin-teny sy vaha-olana.. |
rhaj0 - 05/10/2015 14:41 |
Eto no tsy itovizan'ny resaka, ka nahavaky vava ilay ranamana teto in-1 mandeha hoe, tena resaky ny samy be marenina ity.. gasy1zay = "ianao noforoniny" rhaj0 = "ianao no namorona azy (ao @ imagination collective ao)" |
rhaj0 - 05/10/2015 16:16 |
Akanga aloha... 1- TSISY mihevitra ho omniscient ny Siantista.. Ivereno kely ny famaritana ny omniscient: "qui sait tout . Ny Siantista dia TSY manana izay fisainana izay.. raha tsy izan yve izy tsy io tsy mitsahatra ny mikaroka io. Ny Mpino no misaina hoe, "misy" ny omniscient, ary i Andriamanitrany io. 2- Eny, "tsy voafehin'ny siansa sy ny fahalalan-draolombelona" @ izao isika miteny izao ohatra ny nitranga "talohan'ny Big-Bang". Eny, misy ny "mandefa ny imagination"-ny, manao "hypothese", fa ny mipetraka mazava hatranhy aloha, dia hoe "tsy mbola voafehin'ny siansa sy ny fahalalan-draolombelona" @ izao isika miteny izao ny nitranga "talohan'ny Big-Bang". Asa raha takatrao ny maha-samy hafa an'izany, sy ny an'ny Mpino, izay rehefa "tsy voafehin'ny fahalalany" dia avy dia akapony ho Andriamanitra dia minou fotsy dia basy. Ny @ Andrmntra, dia ny fahitan'ny Siantista, na aleo atao fotsiny hoe Atheista azany, dia izao: TSY mitady ny "hamehy fahalalana" ara-tsiansa @ izany Andriamanitra izany ny Siantista. Ivereno indray ny famaritana ny Siansa sy izay methode scientifique, fa ny resak'Andrmntra dia ... hors-sujet. Ny "mpino" no mitady "hanaporofo" ara-tsiansa ny Andriamanitrany. |
rhaj0 - 05/10/2015 17:06 |
Iverenako kely ilay "préjugé" an'i Gasy1zay hoe, ny "siantista dia omniscient".. Ny vanitika lazain'ny prof aty rahefa te-hampatonga saina anao iny izy dia - rahefa afaka bacc ianao, dia mihevitra hoe, tena tsy mahay n'inon'inona, ka tena liana be ny handranto fianarana (any @ U) - rahefa mahazo lisansa na lasa injeniera ianao, dia mihevitra fa mahay raha, ary vonona ny hiasa, na hanohy fianarana.. - rahefa mahazo ilay maitrise na DEA anefa ianao, dia tonga saina indray fa tena tsy mahay raha, fa tena mbola betsaka indray kay ny mbola hianarana - fa rahefa mahazo ilay doctorat ianao, dia kOpy fa ... betsaka ny raha TSY hay, ary na ilay prof emeritus cranus io azany koa mba tsy mahay ka misy mitovitovy @ io ve ao @ Kristianisma ??? hoe TSY MISY ny "qui sait tout", na omniscient ??? Ny fahitako azy ho'a, dia ny Mpino no mihevitra fa toa azy daholo ny olona rehetra.. "mino" dia "mino" foana... dia "minomino foana"... ary dia tsy mahare zavatra hafa ankoatry ny fiheviny izy... io ilay bemarenina... na ilay lazaiko hoe Itsimahalalaafatsynysaimpantany. |
rhaj0 - 08/10/2015 12:20 |
Etoy raha hiara-hatory @ google... http://lmgtfy.com/?q=where+does+life+come+from Most scientists have long assumed that life on Earth is a homegrown phenomenon. According to the conventional hypothesis, the earliest living cells emerged as a result of chemical evolution on our planet billions of years ago in a process called abiogenesis. dia io notsipihiko io: "According to the conventional hypothesis". Fa ny vokatr'io hypothesis io dia ... voazava tsara ny aminao, ny fahasalamanao, ny zavatra ampiasainao ao @ fiainanao ao, ets... Fa (mety) marina koa, fa raha ilay "hypothesis biblique" hoe... na iza matanjaka na iza mahery... tsisy mahavoa an'Andrmntra, fa dia minou fotsy.. Dia eny.. mety mazava tsara aminao koa 'ny fahasalamanao, ny zavatra ampiasainao ao @ fiainanao ao, ets..." |
rhaj0 - 08/10/2015 12:52 |
http://lmgtfy.com/?q=how+does+human+evolution+happen Human evolution is the lengthy process of change... Lavabe ny resaka hono eee... Fa dia ataovy ny devoaranao zany ee.... Fa aza atao ho'a hoe, na iza matanjaka na iza mahery, na iza manao resaka lavabe... dia tsisy matanjaka sy mahery sy lavabe noho i Andrmntra, ka dia minou fotsy.. |
rhaj0 - 08/10/2015 14:29 |
Io aloha tsy mahakasika ahy, fa mihatra aminao mino an'Andrmntra sy ny cortege-ny (anjely, devoly...) ao... Ianao sy ny imagination-nao io.. Fa raha azoko izany ilay paikabe nampinoana ana(re)o ao, dia ny "tsy takatry ny sainao" dia aza handaniana jiro akoriny fa ratsy, na a(sa)n'ny ratsy, na ... Izay ve? Ny ahy indray dia hoe, "ny tsy takatry ny saiko" dia ... izay izany fa tsy haiko, tsy fantatro, ka dia ahantoko ny jugement-ko. Fa kosa mitohy ny fi(s)ainana, sy ny karokaroka, sy ny fandaniana ny jiro hitsikarakaraka io raha "tsy takatry ny saiko" io... Rahefa "work in progress", dia izay "work" efa vita mazava k'lou dia efa raisina. Fa ny resaka mbola "mihantona", dia "mihantona" izany kouh... io ve ry Radavison ho tere-ko-masaka toa voalobo-jaza aa ??? Fa ny ana(re)o moa... malemy/marefo va re ny sainareo rahefa hoe "mihantona" ny fahalalana? Dia lasa mamikitra @ izay antsanga tsy aman'orana (tsisy porofo) noforomporonin'ny olona hafa ... "noforomporonina-tsisy-porofo" ho'a... dia izay no "inoana" dia "tsy iadian-kevitra" ao??? "voalobo-jaza" ??? Dia rahefa mi-progress anefa ilay work, dia oainina, dia manaiky (ilay profo vaovao) ihany, fa avy eo .. misy tsy takatra indray, dia da capo etsy indray : "malemy/marefo va re ny sainareo rahefa hoe "mihantona" ny fahalalana? Dia lasa mamikitra @ izay antsanga tsy aman'orana (tsisy porofo) noforomporonin'ny olona hafa ... "noforomporonina-tsisy-porofo" ho'a... dia izay no "inoana" dia "tsy iadian-kevitra" ao??? "voalobo-jaza" ???" Dia ilay "oainina" teo ve tsy mba mandrangotra ilay saina ho'a eee ??? maninona no manao fi(s)ainana "voalobo-jaza" eee ??? |
No comments:
Post a Comment