Atambatro eto ny resaka nifanakalozako tatsy @ MDK ny @ Politika Amerikana.
(dia apetrako eto ireo kisary izay tsy afaka apetraka atsy @ commentaires mba ilaminany
---------------
Auteur
Modérateur
+1
Ka dia nodimandry izany i Stephen Hawking. Isan'ny ngezalahy @ Siansa izy. Hotry ny mampisy aingam-mpanahy ahy ny nataon-dRatpkl, fa izy mantsy dia mpanely/mpizara fahalalana ("divulgateur") koa, niezaka ny hizara sy hanaparitaka ny fahalalana (Siansa) @ fomba ahafahan'ny maro mahazo ny resaka. Tiako mba zaraina @ teny gasy koa izany. Raha misy na mahalala namana Physicist/Astronomer ianao, dia ndao hifanoro @ ity resaka ity, ka ahitsio na fenoy raha ilaina izay resako eto.
Isan'ny fahalalana nentin'i Stephen @ Siansa moa izany dia ny momba ny trou noir.
Tany @ 1910-20s tany, dia efa niteny i Einstein fa misy io. Fa TSy nety, na hoe tsy te-hino an'izany ny kaomionitia siantifika. Efa taty @ 1960-70s vao lasa nandalina izany zareo, ary i Stephen no isan'ny lohandohany. Nahita (naha-observer) trou noir raolona, dia ireto trou noir be mitelina kintana (etoile).
Ny nentin'i Stephen, dia:
1- ny nampifandray ny trou noir, ilay goavana mpitelina kintana, sy ny big-bang.
Ny @ big-bang dia nisy "very dense matter" izay nipatitaka.
Ny trou noir indray, dia matière ni-collapse, ary lasa "very dense matter".
2- io trou noir io, rahefa mandeha ny fotoana, ary amina milliards d'années io an, rehefa mandeha ny fotoana, dia hoy Stephen hoe, hi-s'évaporer. Tombatomban'i Stephen io.
3- nanombatombana koa i Stephen fa misy ny "miniature/tiny/micro back hole".
Ny tombatombana (hipaotezy), na ny an'i Einstein t@ 1910-20s, na ny an'i Stephen ireo, dia mifototra amina matematika rezatra be. Ny an'i Einstein efa voamarina (observé). Ny an'i Stephen dia mbola ... "work in progress".
Azo iverenana ireo teboka telo ireo, fa samia ange mi-gogola an'ireo ee..
(resaka reko izao izaho manoratra izao @ radio-canada no averiko io, fa handalina tokoany moa ao aoriana kely, ary afaka hanampy fanazavana + references)
- J’aime
- · Répondre
- · Partager
- · 3 ans