Menu

Feb 14, 2017

Caillou sy ny Finoana

Notsongoina avy tatsy amin'ny Forum Fanabeazana ao @ Serasera

rhaj0 - 14/02/2017 18:03

rhaj0... Tena "mahare feon-Jesosy" izany i Strong3 ee.. Dia tena deraina kosa ianao @ izany. Fa mba tantarao azany ho'a hoe toatoa ny ahoana izany "feo" izany...
Strong3... GASY AHO DIA MIRESAKA AMIKO AMIN'NY FITENY GASY SY FEO TSOTRA , MANANA LANTOM-PEO ARAKA NY ZAVATRA TIANY AMPITAINA AMIKO IZY

okey dokey... miteny gasy (@ Strong3) i Jesosy, ary miresaka tena normal sahala @ firesaka andavanandro, sady tena resaka andavanandro koa no resahiny.

Izay kay izany izy io an..

Dia toatoa ny an'i Caillou ato ve izany ilay izy ??



Jereo anie ny parallel..


- Georges est le meilleur ami de Caillou
= God est le meilleur ami de Strong3

- @ 1:18 = Caillou est le seul a connaitre Georges et personne ne l'avait jamais vu
= Strong3 (et Cie) est le seul a connaitre God mais personne ne l'avait jamais vu.

- @ 2:00 = Caillou decida que ce qui s'était passé est de la faute de Georges
= Strong3 décida que tout ce qui de passe est du pouvoir de God

- @ @:20 = Caillou ne sait pas exactement oU habite Georges
= Strong3 non plus

- @ 2:40 = l'ami Georges doit sortir pour que Caillou fait ce qu'il doit faire
= de meme pour Strong3 avec God

- @ 3:13 = Caillou fait croire à son père que c'est Georges qui a fait la chose
= Strong3 fait de meme

rhaj0 - 17/02/2017 15:07

Strong3ka ny finoana anie tsy siansa fa mitoky be fahatany

Dia mahafinaritra fa tonga @ io fehi-kevitra io i Strong3.

Efa noresahina foana teto ihany, fa rahefa "marefo" (na ara-materialy, na ara-pahasalamana na ara-pahalalana..) ny olona, dia desesp, ary dia mitady solution facile. Dia izay "ampinoana" azy, ka mampetimety ny baoliny ao no iantsampazany sy ifikirany ao... "itokiany be fahatany" ao

Strong3ka inona no hataonareo eo rehefa izay no ironan'ny olona???

Io ry Strong3 dia toa ny tantaran'i Caillou teo ihany aaa... Asa ianao raha (efa) nitaiza, fa...

1- rahefa mbola kely ny zaza, dia ..
- raha "mino" ny Pere Noel izy, dia...
- raha izany no mampamiramirana azy ao, dia OK izany eee...
- zara azy izy mba miramirana..
- ka sarotsarotra ihany ny manazavazava ny hoe, sarotra ny fiainana ee...

2- rahefa mitombo taona kely eo izy, dia ...
- raha "mino" an'i "ami imaginaire", toa an'i Georges-n'i Caillou, dia...
- raha izany no mampahendry azy ao, dia OK izany eee...
- zara azy izy mba hendry..
- ka sarotsarotra ihany ny manazavazava azy ny hoe, ka izao sy izao no lalam-piainana anaty fiaraha-monina, ets...

3- rahefa mitombo taona ihany izy, dia...
- raha "mino" an'i God izy, dia ...
- raha izany no mampandrimandry ny coco-ny ao, satria "marefo" izy @ io, dia OK izany eee...
- zara azy izy mba mandrimandry ao ny sainy-coco fa tsy misavoritaka sy mivaralila..
- ka sarotsarotra ihany ny manazavazava azy ny Siansa, ohatra: molecules? trou noir? quarks? causalité? correlation?

4- Fa mbola hitombo taona foana ihany ny olona eee...
- Fa @ izao andron'ny Interinety izao, dia moramora kokoa ny "manazavazava"..
- Koa na ilay zaza etsy ambony aza anie, tsy ny RaR-ny intsony no nilaza azy ny @ Pere Noel fa efa teny @ interinety izy no nikarokaroka e..
- dia ho hitany koa, satria izy izany tsy @ ilay "mihidy aman-trano" (anaty box-kely ho'a), ary mahita fa misy ny Siantista sy Atheista, toa an-dry Einstein na koa ry Mandela, tsy mivaralila @ izany finoanoam-poana @ PereNoel/Georges/God izany, fa mampiasa ny coco comme il faut ...

Fa dia misy ny fanantenana eee...


Ka... hono ho'a ry Strong3.. aiza ho aiza @ ireo etapes ireo ianao ao io izao ?? 

Haja Razafitrimo Hay va re Chakra ny resaka eeee.. 

Hozy Ralarosy:

(in Indian thought) each of the "centers" of "spiritual" "power" in the human body, usually considered to be "seven" in number.

Dia hoy Wikipedia, koa hoe, ohatra ilay Chakra iray, ny Muladhara, dia mifandray @ loko "mena", ary koa @ Capricorne sy "Vierge" ary Taureau..

Ka tena @ ilay tadiavina sy itiavan'i Ahava azy tsara kosa izany ilay izy kouh... ao ny "Sipiritoaly", ao ny "centers" ao ny "power" ary indrindrindra, ao ny "tsabo-7", dia ao koa ny "mena" mahazo, sady ao koa ny "Virijiny". 

Aoka re ry Ahava, fa dia ... inona loatra ny maha-ory anao ao, no dia misarangodrangotra lava @ resaka toa itony ianao ee ???

Haja Razafitrimo Hay avy any India izany ilay izy. Nisy horonantsary izay hitako, ka tsy haiko raha mifandray @ ity ilay Chakra, fa mba avy any India koa. Mba ilazao hoe ry Ahava raha ity ilay izy.

Dia tao @ ilay horonantsary, dia misy olombe vitsivitsy, izay lazaina 
fa tena "manam-panahy". TSY miasa na mamboly-miompy zareo, fa velomin'ny mpiara-monina. Ary dia ny tontolo andro zareo dia toa midonanam-poana. Asa raha mitsabo ireo Chakra 7 ireo, tsihaitsihay.

Fa ny tena evenement goavana, dia isan-taona, dia mifoka daina tena mafy daka be rizareo. Tsy kotabain'ny mpiara-monina zareo rahefa midaina io, fa eo hono zareo ireo, no tena akaikin'ilay "ao ambony ao", ary @ io hono zareo no mi-negocier ny hanavotana ny mpiara-monina. Ka dia hanateram-bary sy loaka manja zareo @ io.

Ka tsihaitsihay re ry Ahava, fa aleo manontanintany foana.. Ilay mpanaraka ny Chakra ve ireo Karana ireo? Sa tena resaka hafa mihintsy ity? Dia inona no maha-tena samy hafa @ Chakra sy ireo olona ireo?

Fa tsatoka ny ahy @ ito "olombe-manam-panahy-midaina-be-hanavotana-ny-mpiara-monina" teo.. Ngo mantsy ianao voaronjon'ny resaka toa izany koa, ka tsy haiko ny hijery fotsiny.




No comments:

Post a Comment