Menu

Apr 13, 2017

Kilaodinina

Notsongoina avy tatsy amin'ny Forum Finoana sy Fivavahana ao @ Serasera

rhaj0 - 13/04/2017 13:36
Ka i Pinochet koa t@ fotoan'androny, dia mody sahala @ akoho voakapoka, dia mody hoe marary.. Dia nony tafavoaka, dia ... nihomehezany fotsiny ny ranomason'olona. Ary mbola nampiany hoe, sitrak'Andriamanitra akoriny azany ny fanafahana azy.

Fa mahay mianatra ny fombafomba ry kilaodinina eee..

rhaj0 - 24/04/2017 15:20
Mila fantarina ny tantara taloha.. fa ny tsivalahara anie mahay ny tantara taloha, dia izay no hahasahiany manao ny ataony eee.. satria nahomby ilay izy taloha.

Inty misy resak'olona ampitaiko eto...

le début de l’ère Trump me rappelle de plus en plus les débuts du IIIe Reich quand les voyous incultes et ignares ont investi les hautes sphères du pouvoir: même grossièreté, même arrogance, même désir de s’en mettre plein les poches, même exaltation du pouvoir sans une once de conscience des lourdes responsabilités qui l’accompagnent

Dia eritrereto tsara fa raha i Trump toa io, ny antsika indray, t@ ireo mpanao coup d'etat t@ 2009, dia h@ io rezima izao io...

No comments:

Post a Comment