http://forum.serasera.org/forum/message/m59c9626a0882e#m59cc0ffa81e96
rhaj0 - 26/09/2017 16:25 |
rhaj0 - 26/09/2017 18:03 |
A1. Restez près du Grand Esprit H8. Reading of scriptures H10. Regular prayers V1. Un seul Dieu tu aimeras et adoreras parfaitement. V2, Son saint nom tu respecteras, fuyant blasphème et faux serment. V3. Le jour du Seigneur garderas, en servant Dieu dévotement. J1. Je suis le Seigneur ton Dieu Qui t'ai fait sortir du pays d'Égypte. J2. Tu n'auras pas d'autre Dieu que moi. J3. Tu ne prononceras pas le nom de Dieu en vain. J4. Souviens-toi du jour du sabbat. Fa ny mampihomehy (ahy), dia ny Judeo-chretien no tena hotsahotsan'ny "insecure" be izany ilay Debabe, ka didy 3 (mihoatra) @ 10 dia natokany ho Azy daholo. |
rhaj0 - 27/09/2017 14:00 |
Jereo tsara ny fantsin'ny Debabe Judeo-Chretien: - manao "Je suis" = mizahozaho BEUH - manao hoe "Tu n'auras pas d'autre que moi" = tena possessif be ary exclusive beuh - dia inona koa rey olona no mahalikiliky Azy @izay "anarana" any: izany no anarana namen-dreniny azy tao, ka ahoana, menatra an-dreniny koa ve i Debabe Judeo-Chretien ao ee ??? Dia eritrereto tsara hoe, karazana politisiana inona no mba manana toetra sy mpanao an'izany. Nefa ny Amerindiana sy ny HIndu, dia ny zava-dehibe @ zareo, na koa, ny fanoroany ny resaka dia tsotrabe: A- Restez près du Grand Esprit H- Read ... pray Ary ny Bodista azany TSY manDidy Didy @ izany, satria MAHATOKY sy TIA ny an'azy izy. Satria : TSY mila manaraka Didy vao mahatoky sy tia |
rhaj0 - 27/09/2017 22:54 |
V4. Tes père et mère honoreras, tes supérieurs pareillement. J5. Honore ton père et ta mère. Ny Didy Folo Vatican dia manisika ny "supérieur" na ny Debakely hitovy torosy @ RaR. Ny Judeo-chrétien izany dia io mamaritra manDidy mazava io. Ny Hindu sy Bodista indray anefa TSY mametraka Didy manokana @ izany. Fa ny Amerindiana kosa, dia TSY maningana ny RaR (sy ny Debakely), fa NY REHETRA hoz'izy no "respecter"-na; tsy ny RaR sy ny Debakely ihany, fa NY REHETRA mihintsy no respecter-na A2. Montrez un grand Respect envers votre Prochain Dia iaraha-mahita ny vokany eraky ny tany su firenena d'influence judéo-chrétienne eee... Rahefa TSY ao anaty Didy Folo ny fanajana ny olona hafa rehetra, dia ... tsisy mahagaga raha misahotaka ny fiaraha-monina eee... Indrindra moa fa ny Judéo-chrétiens dia hotry ny tsy mi-fonctionne normal raha tsy misy Didy. Dia miara-mahita ny tsy fanajana (ny maha-olona) ny namana, ny mpiara-miasa, ny havana sy ny zanaka any @ tany sy firenena d'influence judéo-chrétienne. Mbola mila lazaina idnray ve ny fifanavakavahana sy fifanilikilihana protestanta/katolika fotsiny ohatra... mainka fa ny atao @ireo ivelan'ny bolabola-Judéo-chrétien. Fa rizareo samy Kristiana moa dia efa mifanabaty ho TSY TENA IZY io foana koa... io ho'a, rahefa vaky vava mihintsy n yAmerindiana hoe, ahoana azany no misy Tsy manan-kialofana eo @ vavahady volamenan'i VAtican ohatra.. Satria TSISY respect (de la dignité) envers son prochain ny an'ny Judéo-chrétien... fa ny mampiankohoka ny madinika @ Debakely no Didy. |
rhaj0 - 29/09/2017 14:33 |
Dia ahoana indray azany ny fijerin'ireto fivavahana/finoana isan'isany ny @ vady na koa ny resaka sesika. H3. Celibacy, non-adultery H7. Contentment (a state of happiness and satisfaction) B3. Do not commit adultery. B7. Do not watch dancing, nor listen to singing or plays. B8. Wear no garlands, perfumes or any adornments. B9. Sleep not in luxurious beds. V6. La pureté observeras, en tes actes soigneusement. J7. Tu ne commettras pas d’adultère. Ny Bodista sy Hindu ary ny Judeo-Chretien izany tena @ ilay hoe, tsy mifangala-bady. Fa ny Hindu kosa fanampiny, dia manipika tsara ny hanajana (sa hitadiavana) ny Hasambarana (contentment). Ary io no maha-samy hafa ny Hindu sy ny Judeo-Chretien, satria ny filan'ny nofo sy ny hasambarana dia TSY ampirisihin'ny Judeo-chretien. Ny Bodista indray dia toa tsy mampirisika ny luxe (izay mety hoe fiitaran'ny luxury ihany), ary h@ ny hira sy dihy azany toa hotsahotsan'ny tsy kapoakany. Fa na tsy miteny mazava ny @ vady (sy ny sesika) azany ny Amerindiana, dia mbola ao anatin'ilay "Prochain" iliay vady. A2. Montrez un grand Respect envers votre Prochain Respect = a feeling or understanding that someone or something is important, serious, etc., and should be treated in an appropriate way. |
rhaj0 - 02/10/2017 21:05 |
H2. Non-violence H3. Celibacy, non-adultery H4. No desire to possess or steal H5. Non-corrupt B1. Do not destroy life. B2. Do not take what is not given you. B3. Do not commit adultery. B4. Tell no lies and deceive no one. B5. Do not become intoxicated. B6. Eat temperately and not at all in the afternoons. B7. Do not watch dancing, nor listen to singing or plays. B8. Wear no garlands, perfumes or any adornments. B9. Sleep not in luxurious beds. B10. Accept no gold or silver. V5. Meurtre et scandale éviteras, haine et colère également. V7. Le bien d'autrui tu ne prendras, ni retiendras injustement. V8. La médisance tu banniras et le mensonge également. V10. Bien d'autrui ne convoiteras pour l'avoir malhonnêtement. J2. Tu n'auras pas d'autre Dieu que moi. J3. Tu ne prononceras pas le nom de Dieu en vain. J6. Tu ne tueras point. J7. Tu ne commettras pas d’adultère. J8. Tu ne voleras pas. J9. Tu ne feras pas de faux témoignage. J10. Tu ne convoiteras ni la femme, ni la maison, ni rien de ce qui appartient à ton prochain. ka iza no tompo-daka: - ny Boudista, izay "aza manao an'izao" (interdits) daholo ny Didy Folo-ny. - sa ny Amerindiana, izay TSISY "aza manao an'izao" (interdits) na iray azany ny azy. Marihiina fa ry Judeo-chretien, na ilay Judaisme sy Kristianisma orijinaly, foana ihany no medaly volafotsy. Ka ireto Didy 10 ireto moa dia entina handaminana ny fiainana, na ny an'olona manokana na ny an'ny fiaraha-monina. Ny Didy sy Lalàna matetika, dia manabedy sy koa ny hitsinjovana ny ratsy hiseho. Ilay fiainana anefa, noho ny antony samy hafa tsy hary ho tanisaina eto, dia toa "poritra" foana fotsiny i Raolona (ny "hanao ny voarara"). Ka rahefa "poritra" dia inona no atao, na fanafodiny, na "fampianarana" na "toro-hevitra" miroso sy tokony ho raisina?? Dia eto izany ireo Fivavahana/Finoana isan-tokony, ankoatry ny Amerindiana, ny mba ataony dia ny mamely be famaritana ny "aza manao an'izao" (interdits). F'angaha izy io rey olona, ohatra hoe, poritra pipi ianao, dia baikoana fotsiny hoe, Didy faha-11, AZA MIPIPI dia basy??? |
rhaj0 - 06/10/2017 23:15 |
Ndao azany haka ohatra faran'izay tsotra. Hozy ny Judeo-chretien: V5. Meurtre et scandale éviteras, haine et colère également. J6. Tu ne tueras point. hozy ny Hindu H2. Non-violence hozy ny Boudista B1. Do not destroy life. Hozy nefa ny Amerindiana: A2. Montrez un grand Respect envers votre Prochain A3. Apportez Aide et Bonté partout où nécessaire A4. Soyez Sincère et Honnête en tout temps A5. Faites ce que vous savez être Juste A8. Assumez la pleine Responsabilité de vos Actions Jereo @ saina TSY miangatra fa ny Amerindiana dia manome resaka paozitiva, hoe "izao no (tsara) atao". Mampiasa SAINA ny Didy 10 Amerindiana eo @ io, ary manoro ny hanao hetsika paozitiva. Fa ny Judeo-Chretien (sy ny Hindu ary Bodista), dia tonga dia manentsina hoe, "aza manao an'izany". Raha mba mampiasa saina izao zareo, hoe "fa maninona", na koa hoe, "koa inona azany no atao rahefa poritra"?? Dia TSISY toro-lalana sy hetsika paozitiva azo tonga dia raisina avy eo @ Didy 10, fa tonga dia voapetapetaka be fotsiny hoe: "Aza Manao @ Jeanne" |
rhaj0 - 10/10/2017 22:22 |
A7. Traitez la Terre et tout ce qui y Vit avec Respect B1. Do not destroy life. Ny tontolo iainana (environment) kosa k'lou dia tena TSY takatry ny Judeo-Chretien sy ny Hindu ao @ Didy 10-ny aby ao mihintsy. Nefa anie ny fiainana dia mila jerena holistiquement eee.. Dia rahefa lazaina hoe "vendrana beuh" ho'a ry JC dia hotry ny tena no Irainizeloza Ny tontolo iainana izany eto tena TSY takatry ny JC mihintsy hoe, rahefa ampiasaina anie izy io dia mila hay folahina, ary mila mba toroina ny ankizy, na hoe, mila ampitaina ny traikefa ao. Ka dia nafaran'ny Amerindiana ny zanany dia hoe, hajao sy karakarao ihany i Latera io fa aza atao @ izay danin'ny kibo ao fotsiny. Io foana ilay hoe, rahefa mandeha any an'ala ry Amerindiana, dia miezaka izy ny tsy hitrifatrifana @ n'a pas ka mandravarava ny equilibre misy ao. Satria raha avadika anie ny vato, dia misy bibikely ohatra ao, ary (mety) izay mihintsy ny mampilamina ny eo ee.. Fa ny an-dry JCmoa izany ohatra, dia hoe, "Anjakao ny Tany", ary dia, rahefa mandeha anyu an'ala ry JC, dia fefeny ny ala, ary dia pehany ny boa de raozy eee... Ny f(ifamp)ifehezana ny fiaraha-monina koa, dia tena tsisy afa-tsy ny Amerindiana no manoro, ary raha ny fahitako azy, dia tena manja: A10. Travaillez ensemble pour le Bénéfice de toute l'Humanité Izany no tena hoe, Komionisma orijinaly. |
rhaj0 - 11/10/2017 20:23 |
Fa dia tena mba manafatrafatra tsara kosany ny Amerindiana (ny vatana) sy HIndu (hasambarana sy fahafam-po) ary Boudista (ny @ fisotroana sy fisakafoana ary fatoriana, h@ ranomanitra): A6. Prenez soin de votre Corps et de votre Esprit H6. Cleanliness H7. Contentment B5. Do not become intoxicated. B6. Eat temperately and not at all in the afternoons. . B8. Wear no garlands, perfumes or any adornments. B9. Sleep not in luxurious beds. Fa ry Judeo-Chretien kosany dia ... zero manatody raha ny @ ireo resaka ireo. Nefa indray, toa mametraka Didy ny @ sex ihany ry JC sy ry Hindu, izay tsy tena @ heviny hoe "ikarakarana ny vatana", fa toa @ ilay obsession-ny @ interdits raha resaka sex V6. La pureté observeras, en tes actes soigneusement. J7. Tu ne commettras pas d’adultère. H3. Celibacy, non-adultery |
rhaj0 - 06/11/2017 21:04 |
Didy Folo Amerindiana A2. Montrez un grand Respect envers votre Prochain A3. Apportez Aide et Bonté partout où nécessaire A4. Soyez Sincère et Honnête en tout temps A5. Faites ce que vous savez être Juste A8. Assumez la pleine Responsabilité de vos Actions A9. Consacrez une partie de vos Efforts pour le plus Grand Bien A10. Travaillez ensemble pour le Bénéfice de toute l'Humanité Didy Folo Hindu H1. Truth H4. No desire to possess or steal H5. Non-corrupt H9. Austerity, perseverance, penance Didy Folo Bodista B2. Do not take what is not given you. B4. Tell no lies and deceive no one. B5. Do not become intoxicated. B6. Eat temperately and not at all in the afternoons. B7. Do not watch dancing, nor listen to singing or plays. B8. Wear no garlands, perfumes or any adornments. B9. Sleep not in luxurious beds. B10. Accept no gold or silver. Didy Folo Vatican V4. Tes père et mère honoreras, tes supérieurs pareillement. V7. Le bien d'autrui tu ne prendras, ni retiendras injustement. V8. La médisance tu banniras et le mensonge également. V10. Bien d'autrui ne convoiteras pour l'avoir malhonnêtement. Didy Folo Jiosy J8. Tu ne voleras pas. J9. Tu ne feras pas de faux témoignage. Dia hita be kosany fa tena "manampy" @ fi(s)ainana ny Didy10 amerindiana. Izany no tena hoe mampianatra manoro am-pitiavana, ary mampirisika ny fifanajana @ samy mpiasa, @ samy olbln, mahatsara mampirindra ny fiaraha-moniina Ny Bodista kosa k'lou mampihomehy ihany, @ ilay "aza mijery mandihy" na "aza manao ranomanitra". Fa ny ankoatry ny Amerindiana dia ny "aza mangalatra" sy ny "aza mandainga" no tena mba araviraviny. Ny Judeo-Chretin azany moa dia io ihany no tena hainy. TSY distinguer-n'ny JC akoriny koa ny corruption. Io nefa mba tsipihin'ny Hindu sy Bodista tsara koa. |