Menu

May 4, 2016

Famorana

Notsongoina avy tatsy amin'ny Forum Fivavahana, Finoana ao @ Serasera

rhaj0 - 04/05/2016 16:51
Izaho koa dia mihevitra fa TSY tokony atao intsony ity famorana ity. Zaraiko aminao eto ny fahitako azy...

1- Ny taova salama (ny prepuce) dia TSY tokony ho asorina. Efa mandika ny finianana maha-dokotera azy ny dokotera manao famorana, ka manapaka taova salama.

2- eny, io taova salama io dia misy nerf izay tena sensible, ary maha-tsara ny fahitana fahafinaretana rahefa miray.

3- ny resaka fahasalamana, milaza fa mora andairan'aretina (VIH sy STD) kokoa ireo tsy mifora, dia ... ny taona ity efa 2016, ary misy ny savony, ary mahay midio ny olona; ny vehivavy efa ela no mahay manadio ny pli et repli an'azy ao.

4- ny prepuce sy gland dia equivalent @ clitoris-n'ny vehivavy. Ka tena tsy misy maha-samy hafa ny "circoncision" @ "excision".

5- maharary ary (mety) mitondra amina traumatisme psychologique ny fanapahana io taova salama io. Iaraha-mahalala ny manjo ny vehivavy voan'ny excision. Fa ny lehilahy voan'ny circoncision moa, macho ao, dia manafin'aretina. Firifiry ny lehilahy mahatadidy ny circoncison natao taminy, na dia tena mbola kely azany izy: midika izany fa tena mamely ny sainy io.

6- raha resaka "finoana" indray no hanamarinana ny Famorana (ao anaty Baiboly dia mandidy ny Jiosy hanao an'io), dia ... eritrereto tsara fa "fahendrena" t@ "tantara sy jeogirafia ary fahalalana sy fombafomba" t@ fotoan'androny izany, ka TSY voatery ampiharina @ "tantara sy jeogirafia ary fahalalana sy fombafomba" @ izao fotoan'andro izao.

7- ary @ izao fotoan'andro izao, dia betsaka ny Ankizy "tonga saina", fa tena tsy rariny ny nanerena azy nampanaovana famorana. Efa misy (betsaka) izao ny Ankizy MITORY ny ray aman-dreniny any @ Fitsarana noho ny nanaovan-dreo famorana ny tenany, satria dia cruauté ary tena manazinona ny intégrité-n'ny vatany mihintsy ity atao.


Fa dia mahereza namana. Aza mba manaiky tsindrin'ny belazao hafa rehetra any, fa ny mahasoa ny zanakao jerena.

rhaj0 - 07/05/2016 15:59
Dia tena tolona miaka-piakarana ny anao ranamana, fa dia mahereza..

Raha any Dago ianao, dia vao mainka mazana. Zahay aty Kanada azany, mba hoe, malagasy mba mahita ny fandrosoan'ny fiaraha-monina sy ny fisainana, na ara-pahadiovana io na ara-pahasalamana, na ara-panajana ny safidin'ny tsirairay, mahita ny faha-samihafana ao anaty fiaraha-monina, nefa ho'a dia tena mbola forain-drizareo daholo ny zanany lahy ee... Dia nefa anie aty izao, rahefa manao baolina, ka any @ vestiaire any, dia mety ny zanany irery no voafora ao, ka mety hadrohadroin'ny namany ao ilaikely eee...


Ka eto @ "Resa-behivavy" eto, tena mba manao antso avo @ ireo renim-pianakaviana aho, mba mijoroa rey olona, dia jereo ny mahasoa sy mahasalama ny zanakao lahy.


Aza avela ho priatin'i bainina ao, ka hoe, "Resa-dehilahy" izany. Ilazao izy, hoe, rahefa @ ireny resaka "excision" @ sipakely ireny hoe, dia jereo tsara hoe ilay rafotsy rangory mpamosavy an-trano, ka izy vehivavy indray no miziriziry ny anaovana ity excision ny zanany vavy.


Fa toa ny excision, manapaka clitoris @ viavy hoe, ny circoncision, manapaka prepuce @ lahy

rhaj0 - 18/07/2006 15:59

Circoncision et excision
Pour moi, circoncision est la même que excision : c'est enlever un bout de chair au sexe. Et ce bout de chair, le prépuce ou le clitoris (pour certain, avec les grandes lèvres), - est source de plaisir : l'enlever serait de priver l'enfant de ce plaisir;
- fait très mal quand on l'enlève : chacun de nous fût témoin de la grande terreur dans les yeux de l'enfant quand la lame s'en vient;
- est un organe ou une partie du corps SAIN, mais qu'on mutile quand même,
- et cette mutilation crée, ou peut créer, des problèmes physiologiques et psychologiques à l'enfant.
Circoncision et tradition
Le pire est que ces mutilations sont basées sur une tradition, dont on ne sait plus trop l'origine et la raison, et dont on minimise, pour ne pas dire que l'on ignore, les (mauvais) effets psychologiques et physiologiques sur l'enfant. Et certain(e) s'y accroche toujours, au nom d'une supposée "identité" ou "culture". Que chacun de nous donne sa réponse (pour lui-même) : quel traumatisme aurait pu créer la circoncision chez l'enfant ? Il y en qui dirait que "ça rend fort". Est-ce si sûr que tous les enfants ont "bien" encaissé cette ... mutilation ?
Circoncision sur le plan médical
Si l'enlèvement de prépuce est pour l'hygiène, celles qui défendent l'excision diraient que les grandes lèvres et clitoris rendent aussi l'hygiène difficile. Pareil pour l'esthétique. Phymosis ou cancer de la prostate ou encore autres MST : comme les milliards d'hommes qui ne sont pas circonscrits ont une bonne, sinon semblable, qualité de vie, la circoncision (ou la mutilation) ne saurait en être justifiée. Sur le plan médical, la circoncision est une "opération" NON-nécessaire : enlever un organe ou une partie du corps SAIN est condamnable pour un docteur.
Circoncision et le droit de l'enfant
Que les parents, qui sont maintenant bien informés mais qui s'entêtent à circonscrire leur enfant, prennent leur responsabilité et soient bien conscients de ce qu'ils vont décider pour leur enfant. À mon avis, ils sont en train de fouler les droits de l'enfant de disposer de son propre corps. Ces temps-ci, il y a des hommes qui poursuivent en justice leur parents, du fait de leur avoir "mutilé" le corps sans leur consentement. Je supporterais tels gestes de ces enfants dans les temps à venir.

RBNIR - 05/04/2017 07:00
Raha mametraka fitsipika v ny Ray amandreninao ao an-trano ao dia midika v izay fa sadikadikan-draha izy???

rhaj0 - 05/04/2017 14:23
ENY... sadikadikan-draha ny RaR mametrapetraka "fitsipika" mamingavinga ny zon'ny Ankizy.

io indray dia hotry ny tsy ho takatrao mihintsy, fa tsarovy ny resako eto, rahefa ho voadona ianao @ ho avy. Fa @ ho avy, dia tena (mety) hitory anao any @ Fitsarana ny zanakao, noho ny "fitsipika adala" napetrapetrakao tao.

Ny aty @ tany mandroso efa ela ary betsaka no raikitra io.. Avadibadiho ato
http://lmgtfy.com/?q=children+sue+parents

Ary ity azany no tena izy aminy: enjehin'ny Ankizy any @ Fitsarana ny RaR-ny fa nampanao didi-poitra azy. Ny circumcision, toa ny excision, dia "abus" sy "mutilation"
http://lmgtfy.com/?q=child+sues+parents+over+circumcision

RBNIR - 05/04/2017 14:33
rhaj0
ENY... sadikadikan-draha ny RaR mametrapetraka "fitsipika" mamingavinga ny zon'ny Ankizy.

Tena hafa kely marina ny fiainanao any rhajo, tsy misy fitsipika intsony izany fa rehefa tsy mifanaraka amin'ny tianao avy dia ok, mety daholo an!!!

Tsy misy RaR sy zanaka intsony.....Misaotra anao nanazava tsara (dia sahy milaza ianao fa defenseur ny kolontsaina malagasy v?)

Aleo marina ny ankizy no hitsara....


rhaj0 - 05/04/2017 14:43
TSY ny RaR no mamaritra ny Fitsipika fa ny Fiaraha-Monina.

Asa ianao raha mba manan-janaka ao. Fa tsy nanontanin-tena ve ianao hoe, tena tsisy nianatra ho RaR ity, ka tena indraidray toa tena manaonao foana.

Ary rahefa abus sy mutilation, toa ny circumcision sy excision, no ataonao, araka izay mba saim-pantatrao ao,, dia ... tandremo ho'a fa mety direction prison any aoriana any eee....


No comments:

Post a Comment