Menu

Mar 10, 2015

Rakitr'i Flacourt... Genesisy gasy

Notsongoina avy tatsy amin'ny Forum Fivavahana, Finoana ao @ Serasera

rhaj0 - 10/03/2015 15:21
Mahaliana mihintsy ilay rakitra notateran'i Flacourt ny @ razambentsika... Dia ity izany ny ninoan'ny dadaben'i neniben'i dadabe... tany @1650s tany...

http://gallica.bnf.fr/ark:/12148/bpt6k1047463/f81.image
Flacourt page 57: Ils croient qu'après que Dieu eut créé le ciel, la terre et toutes les créatures, il créa Adam de terre, et le mis dans le Paradis, qu'ils croient être dans la Lune ou dans le Soleil, et qu'apres l'avoir logé dans le Paradis, il défendit à Adam d'y boir et d'y manger, d'autant qu'il n'en avait nul besoin.



mahavariana be (ahy) mihintsy ilay izy, satria izany, TSISY Torah, sy mazava ho azy, tsisy Baiboly @ io, satria TSY kristiana ny razambentsika fa na "sans religion" na "nidina t@ Moslimo", ireo Zafiraminia, na "nidina tamina Judaisme", ireo Zafinibrahima.

Ka dia io izany ny LOVA-TSOFINA.. dia io iaraha-mamaky io fa dia naharere ny @ Adam tokoany moa izany zareo, FA KOSA, dia TSY araky ny Baiboly no sisa tavela t@ lova-tsofina fa toatoa io... Ohatra hoe, any @ Volana na ny Masoandro izao Paradisa izao...

rhaj0 - 10/03/2015 16:47
Dia mitohy ny Genesisy gasy e...

http://gallica.bnf.fr/ark:/12148/bpt6k1047463/f81.image
Flacourt page 57: Quoiqu'il y eut quatre rivières, l'une de lait, l'autre de vin, l'autre de miel, et l'autre d'huile, que toutes sortes de fruits y abondaient. Le diable qui était rusé dit à Adam. Pourquoi ne manges-tu pas de tous ces bons fruits-là? que ne bois-tu de ce bon vin, et de ce lait? Et que ne manges-tu de ce miel qui est si doux et si savoureux, et de cette huile?



F'angaha tsy tao daholo ny PPN? 
ary anisan'izany ny divay... nefa toa ny gasy toa TSY nahay nanao divay kouh...
Fa TSISY paoma io an... trandremo kely... ny paoma taty aoriana vao tafiditra tao Dago.

rhaj0 - 10/03/2015 17:18
http://gallica.bnf.fr/ark:/12148/bpt6k1047463/f81.image
Flacourt page 57: Adam lui répondit que Dieu lui avait defendu, et qu'il ne voulait pas lui désobeir, et de plus qu'il n'avait besoin d'aucune nourriture pour vivre. Le diable sur ce refus s'en va se promener environ l'espacede deux heures, puis s'en vien trouver Adam, et lu idit, qu'il venait de la part de Dieu demander permissino pour lui, de manger de tout ce qui lui viendrait en fantaisie. Adam qui était tenté d'en manger, en mangea tout son saoul.



Jereo tsara ny tabilao fa mbola TSISY an'i Eva teo an... Io izany ho'a ny LOVA-TSOFINA t@ izany ee..

Tena titiko kokoa ity version gasin'ny Genesisy ity kah... @ io izany tsy mila culpabiliser-na intsony ny viavy, ka hoe ny viavy no loza nanodina ny lohan'i Adam tao..

An an.. tena ity no tena coherent koukou noho ny Baiboly kah... 

rhaj0 - 10/03/2015 17:40
http://gallica.bnf.fr/ark:/12148/bpt6k1047463/f81.image
Flacourt page 58: Après que la digestion en fut faite, il lui prit envie de faire les nécessités naturelles, qu'il fut contraint de faire dans le Paradis. Le diable aussitot alla accuser Adam devant Dieu de son ordure. Ce qui fut cause que Dieu le chassa du Oaradis, et l'envoya en terre...



http://smileys.smilchat.net/smiley/hello/happy/mdr1dent.gif Letia eee... tena resa-tia kay no nahavoaroaka an'i Adam tao Paradisa... http://smileys.smilchat.net/smiley/hello/happy/total-lol.gif

rhaj0 - 10/03/2015 18:38
http://gallica.bnf.fr/ark:/12148/bpt6k1047463/f82.image
Flacourt page 58: ... il [Adam] lui arriva un abcès au gras de la jambe, qui lui dura dix mois, à la fin desquels l'abcès s'ouvrit, et en sortit une jeune fille. Adam envoya l'ange Gabriel à Dieu pour lui demander ce qu'il ferait de cette fille, il lui fit dire par l'ANge qu'il la nourrit soigneusement, et que quand elle serait grande, et en age, il en fit sa femme, laquelle il nomma Rahauva, c'est-à-dire Eve.



Dia miala any izany Raheva.. velezo ny kipantsina 
Tsy ilay "taolan-tehezana" izany akoriny kay izy fa ilay "ratran-tavim-pe"...

geeez... dia ahoana rahefa mikabary.. raiso ho ratran-tavim-penao inty mamatou...

Fa rehefa samy amorona marina, maninona tokoany moa no tsy "ratran-tavim-pe" eee.. fa maninona no "taolan-tehezana" ? raha analana ny tavim-pe-nao, mbola misy lasantsy tsara ny ho velona ianao, fa raha ny taolan-tehezanao no analana, tonga dia maaaatttyyyyy...

Coherent koukou ho'a ny an'ny gasy ee... fa naninona kosany azany tsy izay no noeken'izao tontolo izao... 

rhaj0 - 12/03/2015 11:37

rhaj0
i Etienne de Flacourt dia explorer toatoa ny hoe, Christophe Coulomb nankao zamerika, na Jacques Cartier nankao Canada,fa izy tany @ taona 1650s tany no tojo tany Mada... Dia io izany ny raki-tsoratra navelany.

sitlo
Ahitsiko kely. Tsy haiko tsara ny dikan'ilay explorer. Fa Flacourt dia miaramila frantsay mpampandry tany taty Madagasikara. Efa ela talohan'ny Flacourt no tonga teto ny frantsay ary efa nanaparitaka ny finoana kristianina. Ka diso izany hoe toa tsy nisy baiboly akory nefa misy tantaran'n genesisy avy amin'ny lovatsofina. Mazava be izany, tsy nahay namaky teny ny gasy ary tamin'ny lovatsofina no nampianarana ny genesisy sy ny tariny...

Akanga aloha.. i Flacourt anie tany @ 1600s tany e... tena mbola vao mi-"explorer" mihintsy t@ izany. Ary mazava ho azy fa mbola tsisy Baiboly sy evanjelisitra tafiditra tao Dago t@ izany, ary TSISY mivavaka @ A.try ny Baiboly izany ny gasy t@ izany..
http://fr.wikipedia.org/wiki/%C3%89tienne_de_Flacourt

Fa ny LOVA-TSOFINA no ... iaingan'ny finoan'ny gasy t@ izany. Ary raha ny itarafako ny raki-tsoratr'i Flacourt, nitantara izay hitany io t@ 1650 io, dia influence Arabo/moslimo ny "finoana" ara-lova-tsofina voatantara io.

Dia io nogasiana io daholo ny Rahisa (ISA no Jesus @ Arabo), Ramariama (Myriam no Marie), Ragiborail (Gabriel), etsetra...

No comments:

Post a Comment