Menu

Mar 10, 2015

Rakitr'i Flacourt... Jesosy gasy = Rahissa

Notsongoina avy tatsy amin'ny Forum Fivavahana, Finoana ao @ Serasera

rhaj0 - 10/03/2015 20:34
Dia nahalala an'i Noa sy ry Mosesy ary Davida ihany koa iznay ny LOVA-TSOFINA raha ny fitantaran'i Flacourt azy, fa rahefa tonga @ Jesosy dia hoe...

http://gallica.bnf.fr/ark:/12148/bpt6k1047463/f83.image
Flacourt page 59: Dieu donna quatre forces d'écrits à Noé, ou etaient contenues les lois; le premier se nommait Alifurcan, ou Alcoran pour Noé.: le deuxieme se nommait Soratsi pour Moyse. Le troisieme se nommait Azonboura pour David, et le quatrieme se nommait Alindzini pour Jesus-Christ, qu'ils nomment Rahissa. Ils disent aussi que Jesus Christ a été mis au monde de Dieu, sans être engendré d'aucun homme, né de la Vierge Marie, qui l'a enfant. sans douleur, et demeurée Vierge, ils la nomment Ramariama, qu'il fut homme et Dieu et grand Prophete. Et qu'il a été mis en croix par les Juifs, que Dieu ne permit point qu'il y mourut, mais qu'il voulut que le corps d'un malfaiteur se trouvait à la place..



Koa rahefa nandeha izany ny lova-tsofina, na ny telefona gasy, dia ny hoe Jesosy.. izay rahefa asiana Ra- eo anoloany, dia lasa Rahissa..

Misy Jiosy ve eto ? dia ahoana no fanononany ny hoe Jesosy ? fa raha ny espaniola mantsy dia mety hoe toa ilay feo "rahissa" ihany rahefa miampitapita..


Fa mahavariana e... Io ho'a izany TSISY Torah io, TSISY Baiboly io, fa lova-tsofina fotsiny dia io no niafarany.. Ka sao dia io ilay antsika gasy io no tena marina fa ny version tao @ Baiboly efa noapalesina ee???

Mila zahavina izany hoe inona ilay "Alindzini" fa TSY MatioMarkaLiokaJaona izany no "tena izy", satria ny "Alindzini" dia tena avy @ Dieu .. hono ... hozy ny tatitr'i Flacourt

rhaj0 - 10/03/2015 20:52
ha... zafady.. kay ny Arabo no miantso an'i Jesosy ho ISA
http://en.wikipedia.org/wiki/Isa_%28name%29

rhaj0 - 10/03/2015 21:41
okay.. tena ny Zafiraminia angamba izany io notantarain'i Flacourt io.. Fa raha manao recoupement vinaninany eto mantsy dia ilay "Injil" @ Quran io "Alindzini" (al injil) io...
http://en.wikipedia.org/wiki/Gospel_in_Islam

dia Maryam koa no fiantso an'i Marie
http://en.wikipedia.org/wiki/Mary_in_Islam

rhaj0 - 12/03/2015 13:49
http://gallica.bnf.fr/ark:/12148/bpt6k1047463/f83.image
Flacrout page 59: Pour ce qui regarde la Religion, ils n'en ont aucune, ils ne font aucune prières, n'ont aucun Temple... toute leur religion ne consiste qu'en certaines coutumes et superstitions, à quoi ils s'attachent extremement..
.. Les femmes étant prêtes d'accoucher, invoquent la Vierge Marie, en la priant d'obtenir de Dieu, qu'elles puissent accoucher avec peu de douleur...
-- Les hommes agés proche de la mort avant de donner la bénédiction à leurs enfants, font une confession générale de toute leur vie, en nommant tous les pêchés qu'ils ont commis, en demandant pardon à Dieu, font faire tuer des boeufs en sacrifice pour l'expiation de leurs pêchés...



Izay izany ny fombafomban-drazantsika malala... TSISY resaka Rahisa (Jesoa) mihintsy izany ny fiainan'ny razantsika ireo, fa sahala ireo olo fabuleux hafa rehetra ihany ao, @ ilay systeme-na finoana fotsiny, i Rahisa (Jesoa)

rhaj0 - 12/03/2015 18:49
Dia tohizako ihany...

http://gallica.bnf.fr/ark:/12148/bpt6k1047463/f111.image
Flacourt page 85: ils sacrifient proche de leur tombeau quelque bête, dont ils en jettent un morceau pour le diable et un autre morceau pour Dieu : tous leurs sacrifices ne sont une partie que pour manger de la viande : car ils n'adressent à Dieu aucunes prières, si ce n'est quelque particulier qui sera plussage et advisé que les autres, comme sonot les Zafiraminia et les plus grands d'entre les Noirs, qui par quelque forte de tradition de leurs ancêtres font quelques prières à Dieu en lui demandant des richesses, desboeufs, des excalves, de l'or, de l'argent et des choses temporelles; mais pour les spirituelles ils n'y pensent point...



Dia eo koa izany hoe, ilay safo bemantsiny (indraidray) (f)ataon'ny Kristiana (gasy) ka pasopasohany hoe, "mahay mivavaka ny gasy", dia io izany fa dia TSISY an'izany (systematiquement).

Ary ironique fa ireo mpanana izany no toa mivavaka ny hanankarena... dia mivaly tokoany angamba moa izany ny vavakany. Fa ny hafa rehetra izany TSY MIVAVAKA: hendry ho'a ny razambe malalantsika ee... TSy mba mangataka voa-tehamaina ao, na mangataka voa tsy hary ao.. fa ny atao no atao. Ary ny spiritoaly moa dia tsy @ kapoakany...


Fa dia reviko mihintsy izany revin'ny razambe malalantsika izany :
- manao sakrifisy izy izany, fa sady mikaly be ihany koa @ io,
- dia ampazahoana koa ny Devoly, @ izay milamina ny tany

rhaj0 - 17/03/2015 18:07
Fa maninona azany ilay mpihira ito ambany ito no "malahelo" isaka ny mahatsiaro an-dRahisa ???

http://tononkira.serasera.org/hira/feo-gasy/o-isa-e tononkira.serasera.org
Ô isa e! Ô isa a! Isak’izay mahatsiaro anao dia malahelo o!
Ô roa e! Ô roa a! Rohizan’ilay olon-tiako any aho ka tsy afa-miala e!
Ô telo e! Ô telo a! Teneno amin’ny ratsy efa vitako aho fa mbola adala e!
Ô efatra e! Ô efatra a! Hanafarako fara-mandimby izay tsy mahalala e!
Ô dimy e! Ô dimy a! Diniho amin’ny Soratra Masina aho fa hanambady e! 



Dia ahoana koa ilay manambady dinihina @ soratra masina ?? 

rhaj0 - 17/03/2015 19:10
ka number one Izy izany e...

Fa vaky ny hehy irery ato aho ho'a.. azoko imazinEna ato ilay hoe "diniho @ soratra masina aho fa hanambady"... hotry ny ireny mankany @ cartomancien ireny, na koa mpisikidy e.. avadibadika ny SM dia ... pouah.. pouah... itsia no Ivadinao, ary ho telo ny zanakareo 


No comments:

Post a Comment