Menu

Jan 27, 2016

Ny fi(s)ainana t@ Taon-jato Zero

Notsongoina avy tatsy amin'ny Forum Fivavahana, Finoana ao @ Serasera

rhaj0 - 27/01/2016 13:39
Tiako mba (iarahana) vabahana kely hoe, toatoa ny ahoana ny fahalalana sy fi(s)ainan-draolona t@ taona zero.. Ny tiako ahatongavana, dia ny ahalalana tsara ny etat d'esprit (an'i Jesosy sy ny mpanaraka azy) tao, raha ohatra ka izay no zava-nisy (sy tsy nisy) t@ izay..
https://en.wikipedia.org/wiki/1st_century

Ohatra voalohany tonga dia tonga ato an-tsaina izao dia hoe, TSY mbola nahalala ho'a ny olona t@ izany fa boribory anie ity Tany ity, na dia efa 500 taona talohan'ny zero azany no efa takatakatry ny Grika ihany fa hoe boribory io. Fa t@ tany @ 1450 azany, nony Christophe Coloumb niankandrefana iny, dia tena betsaka no 'nino' hoe, hikorotsaka sahala @ any @ Niagara Falls ny sambon'i Christophe rahefa tonga any @ fara-vodi-lanitra any. I Galileo azany moa, efa t@ 1615, dia noenjehin'i Vatican rahefa nilaza fa tsy fisaka ny marina, na ny Tany moa izany eee...

Ka eo izany isika izao. Raha tsy mahalala izay ambonin'ny Tany (boribory) i Jesosy, na koa ireo Kristiana mpanaraka azy, t@ izany fotoan'androny izany, dia... tena "mino aho", fa rahefa mahita ilay "fara-vodi-lanitra menamena be" iny zareo, dia tena mihevitra fa i Devoly no miketriketrika raha any andrefana any.


rhaj0 - 27/01/2016 14:06
Dia io izao toa ilay ivanitihan'ny namana Endriny lava izay... hoe, ny lanitra "io ambony io" dia tena TSY takatr'i Jesosy araka ny fahatakarantsika azy izao.

Asa ahoana no mba tao an-tsainy tao k'lou, fa dia IZY en personne mihintsy hono moa izany no nilaza fa, toatoa ny hoe, hiraraka eto an-tany sahala @ pitipoa ny kintana ho "fambara" ny andro farany...

rhaj0 - 27/01/2016 14:57
Dia ny Tany boribory azany moa izany TSY takatra, fa koa hoe, hatraiza ny fahalalana jeogirafika t@ izany.

Mijerijery google aho io, dia ny Romana t@ izany fotoan'androny, hono, mba tonga tany India sy China ihany, fa kosa ny ankoatr'izany, dia tena TSY takatry ny hoza-dohany, manomboka @ Japanizy ka h@ Afrikana atsimon'i Ejipta; tsy mila lazaina akoriny hoe, TSISY fantany ny @ pole nord, Amerika sy Madagasikara.
https://en.wikipedia.org/wiki/Roman_commerce


Koa raha TSY fantatr'i Jesosy akoriny kosa ho'a na ny fisian'i Madagasikara fotsiny azany, dia mba ahoana azany no mba "inoanao" fa .. ho vonjen'i Jesosy koa hono, h@ ianao gasy petaka io..

Raha ny marina nefa kosa aloha, dia mbola tsisy olona kosa tao Dago t@ izany, fa ireo razantsika dia mbola any Azia atsimo andrefana, na mety mbola any Chine akoriny azany.

rhaj0 - 28/01/2016 20:36
Dia namadibadika aho ho'a hoe, toatoa ny ahoana ny fiainana t@ izany taonjato 1 izany.
Eto feno sary.

Dia hozy hitan'i google eto hoe
"a son would typically take the trade of his father; a few wealthy families often owned the majority of land in a given society. Family ties were central to religion: priests could be drawn from Levitical families only, and high priests from certain elite families only. Families strongly influenced politics. Sons followed their fathers as kings, and the Roman Senate was open to a few powerful, aristocratic families only."

Io izany dia tena ilay revy primitif be mihintsy ee... Ka i Jesosy izany zanaka mpandrafitra, nefa izany toa... io nisavi-tsaranga io. Sa moa izany izy avy @ Levitical families ?

Dia eto indray..
"When someone died, family members would mourn the deceased, and professional mourners, usually women, joined the procession. Palestine is a hot, dry, country, and lacked refrigeration, so bodies were buried as soon as possible after death. Much of Israel is covered by hills and mountains with plentiful caves, and these caves were used to bury the dead, covered by a large stone to discourage entry. Family members went back after three days to ensure that the person was actually dead, since mistakes sometimes occurred. On the first anniversary of a death, the family might return to the cave to take the bones, put them in an ossuary, and place the ossuary back into the grave."

Ka io izany ilay nony maty Jesosy, dia, araka ny fomba-tany, dia niverenan,i Maria Magdalena (vadiny) nojerena ngo dia hoe... Fa toa efa lasa tsy hita iznay i Jesosy ee.. mety@ ilay hoe, tsy naty teo izy, fa "mistakes sometimes occurred"

Fa io koa izany toa toatoa ny famadihana ny fomban-tany tany izany : "take the bones, put them in an ossuary, and place the ossuary back into the grave"

rhaj0 - 30/01/2016 17:07
Aoka ho'a ry RBNIR, fa toatoan'ny tsimpontsimponinao dia apetapetakao @ revirevin'i Jesosy, araka ny fahazoanao azy ao, ny siansa ee...

Jereo kely k'lou ny @ kintana/masoandro eto:
"Most stars take millions of years to die. When a star like the Sun has burned all of its hydrogen fuel, it expands to become a red giant. This may be millions of kilometres across - big enough to swallow the planets Mercury and Venus."

Io mbola lasa "red giant" io aloha ny masoandro; ary rahefa red giant ny masoandro, dia (levona) may ny planeta Latera.

Ary TSISY idiran'ny kintana hafa "hiraraka avy any an-danitra" araka ny lazain'i Jesosy (na i Matio Rabelazao) izany eo. Fa ny kintana hafa ao @ La Voie lactee dia hitazatazana ny masoandro lasa red giant ao io fotsiny.


Sa indray hoe, tena hisy "kintana hiraraka avy any an-danitra" tokoany eto @ planeta Latera, satria izay hozy i Jesosy (na i Matio Rabelazao). Raha mitapO ny kintana dia TSY hitanao "miraraka" izany, fa tonga re dia vita matavy ny masoandro sy ireo planeta rehetra miaraka aminy ee...


ka izay eee... eritrereto tsara. Raha "mino" ianao fa, fara-fahatsarany, dia i Jesosy dia mahatakatra ireo Red Giant sy Collision of stars ireo, dia amboary ny saina izany fa i Matio (sy ny namany) mihintsy izany no Rabelazao eee... nefa dia io Matio io (sy ny namany) no ondananao ao foana ao..

Fa raha ny marina dia i Jesosy mihintsy no TSY mahatakatra ny Univers... dia, franchement, io IZY miteniteny foana io, dia "minou" tokoany koa ianao.

rhaj0 - 04/02/2016 17:56
Fa ianao ho'a milaza eo fa "mahatakatra" zavatra i Jesosy.. Fa vakio tsara ny Baiboly, fa na i Jesosy azany dia milaza fa TSY mahalala ny tenany..
Marka 13:32 Fa ny amin’ izany andro na ora izany dia tsy misy mahalala, na dia ny anjely any an-danitra, ary na dia ny Zanaka aza,...

Dia lazaovy koa hoe "tsara" i Jesosy.. Nefa izy azany milaza fa TSY "tsara" izy
Marka 10:18 Ary hoy Jesosy taminy: Nahoana Aho no ataonao hoe tsara?


Fa na izany na tsy izany, ndao azany anaovana "ampamoaka" kely i Jesosy eee..

Matio 5: 34 Fa Izaho kosa milaza aminareo hoe: Aza mianiana akory na amin’ ny lanitra... 35 na amin’ ny tany, ... 36 Aza mianiana amin’ ny lohanao; ..
Dia "Aza Miniana", hozy i Jesosy (sy ny fampianarany), nefa izao dia na ny prezida ka h@ any @ Fitsarana dia "miniana" daholo ny olona... Satria tsy takatr'i Jesosy-de-l'an-zero fa r@ taona 2000 anie dia izay no fomba-tany. Ary dia io TSY asian'ny olona sira io izay nitrikitrihan'i Jesosy tao @ Matio io eee....


Fa ity izao mba mampivanaka sa mampivanitika kely hoe, inona tsara ity ataon'i Jesosy ity..

Jaona 13:4 dia nitsangana niala teo am-pihinanana Izy ka nametraka ny lambany ary naka lamba famaohana, ka nisikinany; 5 ary rehefa vita izany, dia nampidina rano tamin’ ny tavy Izy ka nanomboka nanasa ny tongotry ny mpianatra sy namaoka azy tamin’ ny lamba famaohana izay nisikinany.

Ilay "lamba famaohana, ka nisikinany" ihany izany no namaokany (namafany) ny "tongotry ny mpianatra".. jereo tsara fa mbola @ ilay hoe " nametraka ny lambany" = laid aside his garments = ôta ses vêtements = dia niboridana izy... dia nataony sikina ny serviette, dia nasorony hamafany ny tongotr'olona ... lasa izao

rhaj0 - 05/02/2016 15:00
Eny azany eee.. Fa tandremo manaitra an'i Jesosy @ torimasony fa mahazo teny zavaha an..
Matio 8:24 Ary, indro, nisy tafio-drivotra mafy tonga tamin’ ny ranomasina (..) fa Izy natory.
25 Ary nanatona izy ireo, dia namoha Azy ka nanao hoe: Tompoko, vonjeo, fa maty izahay!
26 Ary hoy Izy taminy: Nahoana no saro-tahotra hianareo, ry kely finoana?


(mampihomehy fa @ teny zavaha nefany dia tsara fanahy kokoa Jesosy
Matthieu 8:26 Jésus leur répondit : « Pourquoi avez-vous peur ?


Dia izy mitsam no nanao ny nataony, ka ny kisoa no nihinan'ny tsakaokany..
Matio 8:31 Ary ny demonia nifona tamin’ i Jesosy ka nanao hoe: Raha avoakanao ary izahay, dia iraho hankany anatin’ ireo kisoa andiany ireo.
32 Ary hoy Izy taminy: Mandehana. Dia nivoaka ireo, ka lasa nankany anatin’ ny kisoa; ary, indreny, ny kisoa andiany rehetra nitratrevatreva teny amin’ ny hantsana ho any amin’ ny ranomasina, ka dia maty tany anatin’ ny rano.

rhaj0 - 08/02/2016 11:46

RBNIRRaisinin'ireo mpandika teny araka ny fahazoany azy...

Dia soa dia tena soa fa ianao RBNIR no nilaza an'io. Dia io izany ilay no-"raisinin'ireo mpandika teny araka ny fahazoany azy" dia noraisinao araka ny fahazoanao azy koa.

ntsss.. efa mba nilalao ilay hoe telefona arabo ve ianao io ry RBNIR??

RBNIR... manao ny sitrapon'ny Raiko Izay any an-danitra.

Dia avy eo @ ilay telefona arabo, tonga dia manandra-tena ianao RBNIR fa hoe mahay manao. Nefa dia hitanao mibaribary io fa sitrapoNAO, ary araka ny fahazoaNAO azy, izao ataoNAO ao izao, fa tena TSISY idiran'ny Ray (imaginaire) izay any an-danitra any @izany..

No comments:

Post a Comment