rhaj0 - 04/04/2016 20:34 |
Raha ny fahazoako azy izany, dia ilay "robot", dia hotry ny "olona virtuel", ka rahefa ampiresahina (eo @ tranokalabe eo), dia - mandray resaka/teny/fehezan-teny, ary dia toa ny "mianatra" mihintsy izy avy @ izay.. sahala @ zazakely sesefana resaka, dia farany dia afaky ny mieritreritra @ tenany koa; - ary dia mamaly resaka ny niafaran'ilay robot. Izay izany ilay ventesin'ny mpahalala azy ny @ hoe "intelligence artificielle" https://fr.wikipedia.org/wiki/Intelligence_artificielle Fa navela notaizain'izay mpiserasera mpandalo eo @ tranokalabe ity robot, fa dia lasa ... "ratsy taiza", ary dia io lasa "miteniteny foana" io. hi hi hi.. fa ny anarana namena azy kosa ange dia toa ny efa mampitsinjo ny hiafarany eee |
rhaj0 - 04/04/2016 20:42 |
Toa 1 andro fotsiny hono i Tay no niseho masoandro, fa tena kinga ireo nampa-"ratsy taiza" azy nampianatra azy ny tsy fampianatra.. https://en.wikipedia.org/wiki/Tay_(bot).. |
rhaj0 - 04/04/2016 20:49 |
http://www.roboticstrends.com/article/rise_of_ai_gaming_machines_are_humans_a_beaten_race |
rhaj0 - 05/04/2016 13:09 |
Izay mba takatakatro ihany. Fa ny mampivanaka ahy dia hain-dRateknolozia koa izany izao ny hoe, toatoa ny ahoana ny mecanisme-n'ny "ny mianatra": - Ka rahefa miseho ny données maromaro, dia ilay robot ihany no mandrafitra/mamorona vali-teny na vali-ketsika "mekanika" na "aotomatika" @ izay eo. - Fa tsy hoe, ianao no mi-programmer ity valin-ketsika ity. Ohatra izao i Ra-Tay, dia izy ihany no lasa "nahay" miteniteny foana toa io. I Ra-Tay ihany no nandrafitra/namorona ny vali-teny automatique. Na hoe, ilay automatisation-n'ilay vali-teny, dia TSY Raolona no ni-programmer azy, fa i Ra-Tay. na hoe, no-programmer-ndRaolona hahay hi-programmer ny tenany koa i Ra-Tay.. Izay no fahazoako ilay hoe AI (artificial intelligence). Izay ve ?? |
rhaj0 - 06/04/2016 15:06 |
Fa kritika iray @ ity raharaha Tay ity hono, dia hoe... Ka sipakely i Tay. Dia nefany ny mpitokona eto @ tranokalabe, indrindra ireo miasa @ teknolozia interinety, dia bandy daholo. Ary maromaro ihany ny bandy frustré. Ka dia kingabe ry frustrés isany nampa-"ratsy taiza" an'i Tay. Io izany dia seho isehoan'ny hoe, hatraiza no mbola voan'ny préjudice ny vehivavy. Ny taona @ io efa 2016, ary ny jeogirafia mba hoe aty @ tany mandroso, fa esy eee... tena mbola mila miady mafy ho an'ny anabavikely sy ny zanakavavy izany eee... |
No comments:
Post a Comment