Notsongoina avy tatsy amin'ny Forum Fivavahana, Finoana ao @ Serasera
rhaj0 - 26/11/2015 12:05 |
Fa ni-google aho, http://lmgtfy.com/?q=how+does+religious+sect+work fa dia tena mila iverenana indray ny lisitra.. ampiana ny lazain'ireto ohatra.. Tena mba hitako mba mety hanampy ny namana toa an-dry RBNIR na ry Yahl sy ny maro tsy tambo isaina eto ireo.. satria anie dia mety ho potika mihintsy ny fiainan-dreo eee... isika eto izany ve dia hijery fotsiny? |
rhaj0 - 07/12/2015 11:28 |
Ny filazantsara no "inspirasiO" re ry Strong3 aaaa... ny olombe tantarain'ny Babiboly ao, ny fombafomba fi-traiter-na ny olona ao, ... tao daholo no nakan'ireo sekta an'ireo hevitra ireo... ntsss... eto ianao Strong3 vao mody ganga eo, nefa mino aho fa na ianao azany ni-experimenter an'ireo, na mba nanao (nanambaka) koa, na nasiana (voambaka) tao koa... |
rhaj0 - 17/09/2015 12:38 |
- Ny Fiangonana no organisation izay "metimety" (acceptable) @ fiaraha-monina, satria ny F, na dia "partisan", izany hoe, mihilana be @ "Finoany", na hoe @ "saim-pantany" azany izy, dia mba manaja, plus ou moins, ny lalAna velon'ny fiaraha-monina ihany. - Ny Sekta indray dia ilay "nanohitra" ny Fiangonana. Ny (isan'ny) anoheran'ny Sekta ny F dia io "compromis", na fileferan'ny F @ principe rigide-be-n'ny FInoana, ka mampatonga ny F ho mba "metimety" (acceptable) @ fiaraha-monina. Raha atambatra izany, ny Sekta dia sady manohitra ny Fiangonana, no koa manohitra ny fiaraha-monina, @ izy Sekta miziriziry be @ principe rigide-be-n'ny Finoany ao. Dia ny fisehon'ny Sekta moa - dia ao ireo "agressive", ka manitrikitrika ny olona ao @ Finoan'ny "olona be compromis @ Finoana" ao - dia ao ireo "passive", izay mihidy aman-trano ao... Fa ilay fiseho ivelan'ny "Sekta" eo ihany, fa ny fototra lalina ao @ fisainany, dia ilay "esprit sectaire"... hozy Ralarosy izay hoe: Se dit de quelqu'un qui, par intolérance ou étroitesse d'esprit, se refuse à admettre les opinions différentes de celles qu'il professe. |
rhaj0 - 18/09/2015 10:13 |
Raha ny fijeriko avy aty ivelany k'lou, dia ianareo samy "mino" ao k'lou dia tena raha mifampitsaratsara ka dia dada ka dadany eeeee... i ranona "robot"... zahay no "tena izy"... izaroa "mpanara-drenirano".. izatsy "tsy katolika".. iretsy "tsy miditra am-piangonana"... Ka hono ho'a ry Bor2lais, ireo "Katolika hendry tsara" (toa an'i Hery, na ianao koa) ve tsy mba "manao izay lazain'ny Papa/Mopera/teolojiana... matahotra izay lazainy, manaraka am-bokony" ? |
rhaj0 - 17/09/2015 14:42 |
Ankoatry ny Mormons, izay sekta raha araky Google, dia izao hono ... MRE (Messager Evangélique du Réveil), Eglise Evangélique Shine, Apokalipsy, Vahao ny oloko, sont les sectes les plus connues à l’heure actuelle. Samy "@ anaran'i Andriamanitra" daholo ireo @ izany an... |