Menu

Nov 6, 2015

Religieux - genereux?

Notsongoina avy tatsy amin'ny Forum Fivavahana, Finoana ao @ Serasera

rhaj0 - 06/11/2015 16:25
inty misy fikarohana nataon'olo.. Io izy io, na tianao na tsy tianao.. 
http://www.cell.com/current-biology/pdf/S0960-9822(15)01167-7.pdf

Dia ny fanontaniana dia hoe, rahefa "religieux" ve ny olona (na ilay ankizy) dia ho "genereux" kokoa noho ny namany?? --- ny valiny :

- Family religious identification decreases children’s altruistic behaviors
- Religiousness predicts parent-reported child sensitivity to injustices and empathy
- Children from religious households are harsher in their punitive tendencies


Raha adikako gilobaloba (ahitsio raha diso)
1- @ fianakams mpino dia mihen-danja ny fitserana ny namany
2- ny maha-mpino na tsy mpino no mamaritra ny fitantaran'ny r-a-d ny fitserana hananan-janany
3- ny ankizy avy @ fianakms mpino dia masiaka kokoa raha hanabedy


izany hoe, raha ny fahazoako azy, ny zanaka-mpino, raha miolotra zanaka-atheista, dia
- kely fitserana koakoa
- sakay kely rano kokoa

rhaj0 - 06/11/2015 16:29
Ka inona moa no nianaran'ilay zaza-mpino ao fa tsy ny r-a-d-mpino-ny ao, sy indrindra, ny angano-mbaiboly nosesefana azy tao.

Raha eraky ny Baiboly (TT) notantaraina azy alohan'ny hatory...

1- tsisy fitserana fa fandripahana (h@ antitra sy zaza tsy manan-tsiny)
2- izay maditra (manota) dia mihinan'ny tsakaokany (tsisy 2eme chance)

rhaj0 - 06/11/2015 18:43
Anaovy tsikaroka tsy miangatra ao @ google
http://lmgtfy.com/?q=religious+more+generous
http://lmgtfy.com/?q=religious+less+generous
Fa dia mitovy ny valiny eee...

rhaj0 - 13/11/2015 13:09
Iieee... raha ny fazahoako azy, dia io revy "paradisa" io mihintsy no mahatonga ny olona ho "tsisy fitserana sy masiaka @ hafa", satria hotry ny hoe, efa voafaritra tsara io ilay "lalan-kita-kisoa", ka dia "apondra maditra" daholo izay mivily lalana, ka mila kapehana mafy, na koa mendrika (azy) ny ho faty ...

Rahefa TSY mino an'izany revy izany anefa ianao, dia flexible sy tolérant kokoa... satria, sahala @ ilay resaka taloha elabe, dia kaopy tsara ianao hoe, samy manana ny reviny sy ny lalany rahefa miakatra an'i Kilimanjaro..

rhaj0 - 03/11/2015 14:42

RBNIR« Ary izay rehetra efa nahafoy (..) na ray, na reny*, na zanaka (..) noho ny anarako, dia handray zato heny ka handova fiainana mandrakizay.» (Mat.19:29)

Amiko kosany aloha io dia tena "fitiava-tena" comme un boeuf eee...

Hoe, hafoinao ny "ray, reny, zanakao" @ izay ianao "mandova ny fiainana mandrakizay" ???

ntss... te-hiteraka eo, dia avy eo ny tenabe-nao no maha-mendy anao, fa ilay zaza "hafoinao"??
Dia iliay soatoavina Malagasy, manao valim-babena io izany dia ariana eee... fa ilay "fiainaNAO mandrakizay" no zava-dehibe comme un boeuf..


Dia rahefa io koa no ianaran'ny mpitondra sekta, hoe, ndao maraka @ sekta fa avelao any ny "ray, reny sy zanakao", dia avy ho'a ny Kristiana "tena izy" manenjika miaraka @ antsilavany, fanefa... f'angaha tsy Jesosy ihany nianaran'ilay gourou tao eee...

rhaj0 - 15/05/2014 17:01
Ny @ hoe manome mivantana ny mahantra... Raha izaho no hanontanianao, dia tsy dia manome mivantana ny mahantra aho. Raha ny hevitro dia avelako ho an'ny profesionaly izany, ka raha hanome aho, dia any @ ireo fikambanana lehibe (toa Croix-Rouge na koa Fiangonana). Hotry ny @ hoe, raha te-hihinana hamburger ianao, dia hainao (sy atokisanao) ny kalitao an'ny MacDo, na hoe raha te-hihaino vaovao, dia CNN ets...

Satria ..
- sahala @ lazain'i Toriteny ihany, tsy hainao ny mombamomba manokana an'ilay olona. Mety mpidaina ohatra; ka dia fampirisihina midaina no ho ataoko raha manome "kely" azy aho.
- fa koa, ilay fanomezana atao io anie ka "ponctuel" (sahala @ilay hoe ameo angady izy raha tena te-hanampy ianao)
- ary indrindra, rahefa ataoko ny kaonty, dia "fanampiana" ny "ego" sy ny "eritreritrao" ilay izy fa tsy dia tena hoe, hanampy (a long terme) an'ilay olona akoriny ianao..

Fa raha tena entin'ny fo taitaitra eo aho, dia (mety) hanome ihany, ary tsy hanontani-tena akoriny ny @ izay mety hampiasain'ilay olona izany..

No comments:

Post a Comment