Menu

Nov 3, 2015

Fiainana Mandrakizay

Notsongoina avy tatsy amin'ny Forum Fivavahana, Finoana ao @ Serasera

rhaj0 - 03/11/2015 20:35
Nahare t@ radio aho vao teo... Ny niresaka dia mpandalina telo : moslimo sy jiosy ary kristiana. Dia ny resaka dia ilay "fiainana mandrakizay"...

Dia niaiky teo zareo telo mianadahy mianaka fa dia "contradictoire", ary tonga h@ hoe, "ridicule" mihintsiny azany, ireo fitantarana ny "misy" rahefa maty, ao @ torah/baiboly/quran ao... hoe, izany paradisa toa barbe-a-papa izany, na koa izany virijiny 12 sa 72 izany...

Ka dia izao ilay spin giladiny be...

... "etat d'esprit" hono no tiaNY ampitaina @ ilay mpitantara/mpanoratra ilay torah/baiboly/quran tao, fa kosa, ilay mpitantara/mpanoratra no nanisy saosy araka ny takatrany tao (araka ny fahalalany sy kolotorany tao)

Ka ohatra hoe..

- amina "etat d'esprit" tena feno henatra (honte) ianao rahefa ilay "tsy avotra" iny.. ary dia hotry ny hoe tourmenté... fa i Jean sy Matio moa dangidangitra tao dia nanampy saosy sakay sy menaka mangotraka...

- Na hoe, amina "etat d'esprit" salanitra ianao, ary voahodidina olona salanitra, rahefa ilay "avotra" iny... fa i Mohamed moa dangidangitra tao dia hoe viavy virijny hono...

Ary rahefa "maty" izany hono, dia ao @ io "etat d'esprit" ao @ izay hono ianao, ary izany dia perpétuellement... fa ny resaka sisa izany dia folklore fotsiny eee.


Dia nihomehy izy telo mianaka mianadahy, fa ny an'ny grika hono, dia ny azy rahefa maty, dia tena neutre tsisy emotion menatra sy/na salanitra izany, fa tena plate eee....

rhaj0 - 04/11/2015 11:24
Ny nolazain'ilay mpandalina Kristiana t@ radio reko omaly, dia hoe ... samy hafa ny notaterin'i Matthew sy John (sy Peter)..
- ny notaterin'i Matthieu, hoz'izy, dia rahefa niresaka t@ mpanaraka azy i Kristy, dia hoe, mila manaraka/manaja ireo Didy sns
- ny notaterin'i John (sy Peter) kosany, dia rahefa niresaka t@ mpanaraka azy i Kristy, dia hoe, minou fotsy..

rhaj0 - 04/11/2015 20:06



JohnJaona 11:7 ... dia hoy Izy tamin’ ny mpianatra: Andeha isika ho any Jodia indray.
25 Hoy Jesosy (..) izay mino Ahy, na dia maty aza, dia ho velona indray.

Hafatra "tamin’ ny mpianatra"... " izay mino Ahy, na dia maty aza, dia ho velona indray"

Jaona 3:17 Fa Andriamanitra (..) hamonjeny izao tontolo izao.
18 Izay mino Azy dia tsy helohina; fa izay tsy mino kosa dia efa voaheloka rahateo

Io izany fa @ "izao tontolo izao", dia "Izay mino Azy dia tsy helohina"...

MatthewMatio 19:2 Ary nisy vahoaka betsaka nanaraka Azy...
17 Fa hoy Jesosy taminy: (..) fa raha te-hiditra any amin’ ny fiainana hianao, tandremo ny didy.

Ho an'ireo "vahoaka betsaka nanaraka Azy", dia "tandremo ny didy"

MarkMarka 10:1 (..) ary nisy vahoaka betsaka indray niangona teo aminy;
29 Hoy Jesosy: (..) Tsy misy olona efa nahafoy .. na ray, na zanaka (...)
30 ka tsy handray (..) fiainana mandrakizay.

Ho an'ireo "vahoaka betsaka niangona teo aminy", dia "nahafoy ... na ray, na zanaka..."



Ka iza @ ireo no (tiatianao) "inoanao" kokoa? ny an'i John sa ny an'i Matthew sa ny an'i Mark??

rhaj0 - 06/11/2015 11:43
Raha ny fazahoako azy izany, dia @ i Radavison, dia ny zava-dehibe,
1- dia ilay "famintinana ny Baiboly, manomboka amin'ny Genes. ka hatramin'ny Apok.",
2- izay raha fehezina dia, "Rehefa mino ianao(..) Ampy tanteraka ho famonjena ny sorona nataon'i Kristy, ka tsy mila ampiana n'inona n'inona"
3- izany hoe,izay resaka " tsindrotsindrohina é, tsipontsimponina é, fahamarinana ara-stiantifika é, porofo é"... dia TSY zava-dehibe: raha ny fazahoako an-dRadavison, dia tsy ilaina resahina akoriny ireo rahefa "mino ianao"

Raha ny fahitako an'izany dia, @ ilay arak'i John ny revin'i Radavison io
JohnJaona 11:7 ... dia hoy Izy tamin’ ny mpianatra...
25 Hoy Jesosy (..) izay mino Ahy, na dia maty aza, dia ho velona indray.
Io izany ilay caricaturiser-ko @ ilay hoe "minou fotsy"http://smileys.smilchat.net/smiley/animals/dog-cat/chatblanc.gif

Dia antitranteriko kely izany, fa dia revin'i Radavison (sy ny mitovy aminy) irery ao io, raha ny fahitako azy, fa ny an'ny Kristiana sasany, dia hafa dia hafa koa ny reviny.

Ohatra, ny fazahoako ny an'i Strong3, araka ny resakany tatsy, dia hoe: "tafalatsaka tamin'ny lalana 613 sy ny didy 10", izay mifandraika @ Matthew sy Mark
MatthewMatio 19:2 Ary nisy vahoaka betsaka nanaraka Azy...
17 Fa hoy Jesosy taminy: (..) fa raha te-hiditra any amin’ ny fiainana hianao, tandremo ny didy.
MarkMarka 10:1 (..) ary nisy vahoaka betsaka indray niangona teo aminy;
29 Hoy Jesosy: (..) Tsy misy olona efa nahafoy .. na ray, na zanaka (...)
30 ka tsy handray (..) fiainana mandrakizay.

rhaj0 - 06/11/2015 13:14

RBNIRmila manaiky miverina zazakely..

http://smileys.smilchat.net/smiley/animals/dog-cat/chatblanc.gif Ka "miverina zazakely" dia "minou fotsy",
http://smileys.smilchat.net/smiley/spiritual/rabbin.gif sa "miverina zazakely" dia "raisina ara-baki-teny" h@ teboka amam-paingo ny tantara?

rhaj0 - 07/11/2015 14:10

rhaj0...satria dia i Jesosy mihintsy no novonoina..
Nefa izao ireo sivilizasiona ao Meksika ao, nanao fanatitra olona @ Andrmntra-ny, dia olon-doza hoz'ianao...
RadavisonFAHAROA : na samy sorona aza tsy mitovy ny antony sy ny kinendry ;
FAHATELO: na dia samy maty daholo aza ireo, Jeso Kristy mitsangana tamin'ny maty tamin'ny andro fahatelo.

Fa dia confirmé izany fa SORONA olona velona no natao eee... na dia ni-se reprendre izany hono ilay Mpanao Sorona Olona Velona taty aoriana, fa "novelominy" indray hono ilay maty teo.. ya ya.,, dia "safidinao ny mino" izany eee...

RadavisonAry na dia ny fitenenanareo aza hoe "tsy aleonay ràm-batotr'akoho" dia efa fanevatevana mihoa-pampana, fa soa fa tsy eo amin'io ilay ligne rouge...

Dia harary fo @ izany ao ianao kouh... Efa noresahina lava be teto fa izao no fomban-tany :
Bien sûr qu'on peut se moquer des religions

Sady io anie mba naka tahaka ohabolana aho, hoe "sery vitan'anamalaho, koa hamonoana vantotr'akoho", ka eto izany..

"Ota aman'helok'i Radavison, koa hamonoana anaovana sorona an'i Kristy"

... dia ao ianao izany eeee....

No comments:

Post a Comment